You are here: home > Forum

Fampitaha?

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Fampitaha?
Valiny : 1
hery - 10/09/2018 21:27
Tsy mbola tena ao anaty propagandy isika fa efa mba misy afaka mampitaha tsikelikely ireo kandidà ve? Na ireo manana foto-drafitr'asa na ireo tsy manana fa araka ny fahitana ny fomba niainany hatramin'izay?
Valio | Miverina eny ambony
Maellah - 17/09/2018 20:48
Slt daol o! Amiko an,ra fampita amin fomba fiainana zan alo somary sarotsarotra an! Fa amin alalan'ny zava-bita no ahafahana manao fampitaha ra tsy misy mants ny zavatra mitsangana ts afaka anao fampitaha ko!
Valio | Miverina eny ambony