Fampitaha?

1. hery ( 10/09/2018 19:27)
Tsy mbola tena ao anaty propagandy isika fa efa mba misy afaka mampitaha tsikelikely ireo kandidà ve? Na ireo manana foto-drafitr'asa na ireo tsy manana fa araka ny fahitana ny fomba niainany hatramin'izay?
novalian'i sonita ny 23/10/2018 21:15
2. Maellah ( 17/09/2018 18:48)
Slt daol o! Amiko an,ra fampita amin fomba fiainana zan alo somary sarotsarotra an! Fa amin alalan'ny zava-bita no ahafahana manao fampitaha ra tsy misy mants ny zavatra mitsangana ts afaka anao fampitaha ko!
3. rhaj0 ( 26/09/2018 01:54)
Raha ny 36 no ho ampitahaina eto dia ho lava loatra. Ny mahaliana ahy, dia ireo izay ho tafita @ dingana faharoa. Iza aby?
- Rajao, Rajoel, Ravalo.
- Fa ny ahy manokana izao dia i Dama no lasa tiatiako.

Fa raha ny fampitaha indray, dia raha izaho manokana, dia n'inon'inona priogirama kotabaina izay eo, dia ny fahitako azy, dia toa samy mamoromporona mampiady rima manenoneno fotisny, fa ny votoatiny dia resa-kehy daholo. Dia samy miteniteny izay hadalany eo, koa dia hadalan'izay mihaino dia mino dia manaraka koa, raha ohatra ka ..

[size=15]raha ohatra ka TSY mipetraka ny TETI-BOLA ambangovangony (CADRE FINANCIER).[/size]

4. sonita ( 23/10/2018 21:15)
Ilay 34 no hampilamina ny tanana. Sady manana traikefa 20 taona nitondrana vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3603