You are here: home > Forum

gay ve za?

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : gay ve za?
Valiny : 5
marcelio - 09/09/2018 22:08
za wa tsy mety taitra @ vevavy zany fa @ lela iany.ts matanty maita lela bg za fa tonga de vel b nena nef ra vevevy miboridana az neo @ devant eo ts mataitr ana, fa toetr vojanaar v le iz sa no ny anton av @ inona?
Valio | Miverina eny ambony
diasn0732 - 12/09/2018 05:05
kkkkk,naturel aloha fa hafaka hialana 100%.eny aloha e,gay elah
Valio | Miverina eny ambony
ram20 - 02/10/2018 22:19
mety piec vehivavy zany no natao ao aminao
Valio | Miverina eny ambony
ram20 - 02/10/2018 22:22
http://forum.serasera.org/media/images/m/6d40a615fd5e894e60575b10a0ff8fe7.jpg
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 03/10/2018 02:34
marcelioza wa tsy mety taitra @ vevavy zany fa @ lela iany.ts matanty maita lela bg za fa tonga de vel b nena nef ra vevevy miboridana az neo @ devant eo ts mataitr ana, fa toetr vojanaar v le iz sa no ny anton av @ inona?

Efa ny "normal" izao dia hoe, ny orientation sexuelle, na hoe ilay hoe iza no manintona anao, dia tena izay tianao sy manintona anao dia mety daholo eee.. Ka raha manintona anao ny lahy, dia izay izany.. reveo fa (mety) tsara (aminao) io..

TSY araka ny eritreritra (bontolo) ny sasany intsony hoe, lahy sy vavy ihany. Ary aza mba mety resen'ny vavan'ny hafa, fa raha izay no revinao dia reveo.

Raha misy mbola manitrikitrika anao, dia lazaovy hoe, ndana hoe mandini-tena koa ianao mpanitrikitrika io, fa matetika ireny mpanitrikitrika ireny no tena @ ilay revy LgbtQ ao anatiny lalina ao, fa priatin'ny fiaraha-monina (na ny fiangonana) izy, dia lasa inhibé sy refoulé ilay fitiavana ao aminy, ary dia lasa ianao izay mamelana feno fitia io no kitrakitraniny.


https://fr.wikipedia.org/wiki/Orientation_sexuelle
les concepts d'orientation hétérosexuelle (LV), homosexuelle (LL na VV), bisexuelle (LVV na VLL) et asexuelle (Tsisy manintona). Dans la culture LGBT, sont récemment apparus d'autres orientations sexuelles alternatives, telles la pansexualité, l'omnisexualité, ou l'altersexualité ; et des orientations romantiques dans la communauté asexuelle.
Valio | Miverina eny ambony
Strong3 - 30/11/2018 06:52
rehefa te hampanaraka ny fonao amin'izany ianao dia mirongatra be ao aminao io fahatsapana io
Valio | Miverina eny ambony