gay ve za?

1. marcelio ( 09/09/2018 20:08)
za wa tsy mety taitra @ vevavy zany fa @ lela iany.ts matanty maita lela bg za fa tonga de vel b nena nef ra vevevy miboridana az neo @ devant eo ts mataitr ana, fa toetr vojanaar v le iz sa no ny anton av @ inona?
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 05:52
2. diasn0732 ( 12/09/2018 03:05)
kkkkk,naturel aloha fa hafaka hialana 100%.eny aloha e,gay elah
3. ram20 ( 02/10/2018 20:19)
mety piec vehivavy zany no natao ao aminao
4. ram20 ( 02/10/2018 20:22)
5. rhaj0 ( 03/10/2018 00:34)
marcelio:
za wa tsy mety taitra @ vevavy zany fa @ lela iany.ts matanty maita lela bg za fa tonga de vel b nena nef ra vevevy miboridana az neo @ devant eo ts mataitr ana, fa toetr vojanaar v le iz sa no ny anton av @ inona?

Efa ny "normal" izao dia hoe, ny orientation sexuelle, na hoe ilay hoe iza no manintona anao, dia tena izay tianao sy manintona anao dia mety daholo eee.. Ka raha manintona anao ny lahy, dia izay izany.. reveo fa (mety) tsara (aminao) io..

TSY araka ny eritreritra (bontolo) ny sasany intsony hoe, lahy sy vavy ihany. Ary aza mba mety resen'ny vavan'ny hafa, fa raha izay no revinao dia reveo.

Raha misy mbola manitrikitrika anao, dia lazaovy hoe, ndana hoe mandini-tena koa ianao mpanitrikitrika io, fa matetika ireny mpanitrikitrika ireny no tena @ ilay revy LgbtQ ao anatiny lalina ao, fa priatin'ny fiaraha-monina (na ny fiangonana) izy, dia lasa inhibé sy refoulé ilay fitiavana ao aminy, ary dia lasa ianao izay mamelana feno fitia io no kitrakitraniny.


https://fr.wikipedia.org/wiki/Orientation_sexuelle
les concepts d'orientation hétérosexuelle (LV), homosexuelle (LL na VV), bisexuelle (LVV na VLL) et asexuelle (Tsisy manintona). Dans la culture LGBT, sont récemment apparus d'autres orientations sexuelles alternatives, telles la pansexualité, l'omnisexualité, ou l'altersexualité ; et des orientations romantiques dans la communauté asexuelle.
6. Strong3 ( 30/11/2018 05:52)
rehefa te hampanaraka ny fonao amin'izany ianao dia mirongatra be ao aminao io fahatsapana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3779