You are here: home > Forum

Mitady olona manana camion 1/2 journée

Lohahevitra : Diaspora
Fitohizan'ny hafatra : Mitady olona manana camion 1/2 journée
Valiny : 1
ketak - 16/08/2018 11:06
Bonjour

Mitady olona mitondra camion hafaka mi débarrasser entana (gorodona....etc) haterina mankany @ dépôt
pour une 1/2 journée.

Merci
06 77 19 34 63
Valio | Miverina eny ambony
hery - 19/08/2018 10:10
Teneno ihany ny toerana rehefa mametraka hafatra fa izahay izao aty Strasbourg
Valio | Miverina eny ambony