MItady fille au paire

1. ketak ( 12/08/2018 14:55)
Mitady fille au pair.
Début: septembre 2018
20h /semaine
Chambre contre services
Argent de poche + ticket transport fourni
Tél: 06 51 19 34 63
novalian'i vazivazo ny 18/07/2019 14:09
2. mamy1979 ( 13/08/2018 07:28)
Miarahaba tompoko
Saika mba haka fanampimpanazavana momba ilay asa fille au pair azfdy de misaotra mialoha
3. ketak ( 13/08/2018 08:47)

mamy1979:

Miarahaba tompoko
Saika mba haka fanampimpanazavana momba ilay asa fille au pair azfdy de misaotra mialoha
4. ketak ( 13/08/2018 08:48)
Bonjour,

Omeo ahy ny phone nao azafady dia tonga dia miresaka direct. merci.
5. louloutte ( 14/08/2018 08:52)

Bonjour,

Inona avy ny conditions d aiza ilay toerana azafady?
6. ketak ( 14/08/2018 20:55)
bjr

efa nomeko ny phone raha hiantso ianao
efa ao anaty message ny conditions
7. ketak ( 14/08/2018 21:32)
bjr, 06 51 17 39 12 ny phone ko

meerci
8. Felantsoa14 ( 15/08/2018 01:57)
Tonga dia direct be aho : Tsy karazana mpiasa an-trano ve ity asa fille au pairs ity ? Nahalala aho nankany allemagne ilay ankizivavy mba hianatra sady miasa ao @ fianakaviana iray. 2 taona taty aoriana niteraka t@ vazaha ikalakely, ny fianarana tsy vita, ny ray amandreny te-hisitri-belona satria afa-baraka t@ tany ama-monina.

Ataovy mazava ny fitsipika hahafahan'ny olona miditra.

Ho antsika maika ny handeha an-dafy na maimaim-bola, aleo manadihady tsara aloha vao miditra
9. sarobidy ( 16/08/2018 05:25)

Felantsoa14:

Ho an'ny Felantsoa, tsy voatery ho toy izany eritreritrao izany no hiseho. Samy manana ny safidiny ny olona rehefa +18ans ka rehefa hiteraka sy hanambady vazaha no anisany tanjony, tsy misy faute avy any @ RAD izany.

Isaorana ary ilay nizara tolotr'asa sao mba mahasoa ny hafa kosa.
10. ketak ( 16/08/2018 09:00)
bjr daholo

mila mitandrina tsara fotsiny @ annonce toy izao fa mety marina daholo ny zavatra teneninareo.
misy ny olona mi profite ny situation any ankizy, misy koa anefa ankizy malhonnête...
ny essentiel mitandrina.

11. vazivazo ( 18/07/2019 14:09)
fa inona izany "FILLE au PAIRE" azafady mba hazavao fa zah ts mahay, mrc
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1655