Felantsoa14 - 07/08/2018 19:24
|
![]() Mpamaky sy mpanoratra @ forum Moov sy serasera aho fa mahatsapa hoe tsy dia actif loatra isika eto @ serasera miohatra @ ao @ moov. @ izao fotoana izao lasa niova be ilay moov ka na ny forum aza sarotra idirana ary sujet taloha be no ao. Fotoana fanararaotra hamelomana ity forum ity izany sa tsy izany ry Hery ? Misy groupe Facebook ve isika ka any no mifanentana ? Eto mantsy juste pseudo dia tsy hita hoe i anona no manoratra na i anona fa ao @ facebook tonga dia boky mivelatra. Asandrato ny antsika eh !!! |
hery - 12/08/2018 16:56
|
![]() Effet facebook daholo io e ![]() Fa efa miketrika ka. |
Rt.JOSVAH - 13/08/2018 08:28
|
![]() |
mirananirina - 13/08/2018 13:52
|
![]() Na any @ FB aza anie betsaka compte fake e! Betsaka koa tsy ho hita hoe i anona ity na ianona. Izany hoe boky mivelatra misaveraka ihany hihi |
felantsoa14 - 14/08/2018 20:12
|
![]() Tsy tsara ve izany ? velomy r'ireto ny antsika malagasy fa tsy ny amerikanina ihany akory no mahavita. JEreo ny sinoa aza mahavita mi-bloquer acces à facebook any @ taniny |
Fredkwel - 28/08/2018 12:33
|
![]() |
hery - 28/08/2018 17:03
|
![]() Mety io ka. Tsindrio ilay hoe hampiditra sary eo ambany |
Fredkwel - 29/08/2018 04:05
|
![]() Ary ahona raha hiresaka amin namana amin hafatra miafina azafady? |
Rt.JOSVAH - 29/08/2018 09:58
|
![]() ataoko hoe : CLUB FORUM ny anaran vondrona dia tadiavo ary midira ho mpikambana. |
felantsoa14 - 31/08/2018 16:22
|
![]() Ndao ary anangana vondrona eee,aleo fa zah no anokatra azy. ataoko hoe : CLUB FORUM ny anaran vondrona dia tadiavo ary midira ho mpikambana. Mba omeo ilay lien ary fa liana izahay |
Fredkwel - 04/09/2018 02:01
|
![]() |
Rt.JOSVAH - 05/09/2018 04:44
|
![]() https://web.facebook.com/groups/303997530391052/ |