Vady vehivavy lasa tia mijery paorina

1. seraniaina ( 03/08/2018 10:32)
Izaho lehilahy fa ny vadiko dia lasa tia mijery paorina amin'ny internet, télé canal +, tena mahavitra miaritory hatram 2 na 3 maraina mihitsy in2 na in 3 isakerinandro : inona no mety nahatonga azy hanao izany ? tsara raha ianareo vehivavy no mamaly fa afaka mamaly daolo nefa na izany aza !
2. Felantsoa14 ( 08/08/2018 14:29)
Tsy hitako ilay olana @ ilay vehivavy mijery porno. Angaha moa voatokana ho an'ny lehilahy irery ireny films ireny ? Izaho dia mankafy mijery koa saingy tsy maharitra hatr@ farany rehefa eo ramose fa 15 minitra ihany dia izahay indray no manao film.

Ny mahatonga ahy ho tia porno ? naturel io ho ahy nanomboka t@ maha-maoty ahy, eny na dia niaritra taona maro taorian'ny fijereko an'ireny voalohany aza aho vao nanome ny virginité-ko ho an'ilay lasa vadiko.

Ilay vadiko koa aloha toa mankafy be koa na eo aho na tsy eo. Hitako hoe normal koa iny ho an'ny lehilahy. Raha tsy tia izy dia mampiahiahy ny maha-lehilahy azy.

Tsy ho an'ny lehilahy irery ny fakana fahafinaretana @ film porno fa ho an'ny rehetra
3. mirananirina ( 13/08/2018 12:24)
Ka Sao ianao nampianatra azy nijery paorina dia raikitra. Amiko tsy ratsy izany satria mety izay ahazoany fy kokoa rehefa tsy mahatosika azy intsony ankilany.
4. felantsoa14 ( 14/08/2018 18:25)

alex32:

betsaka no mijery anio surtout ireny olona somary maontina ireny.


Mamely akaiky ahy ve i alex32 izany ? Izaho manko raha jerena ety ivelany dia vehivavy maontina tsara eo anelanelan'ny 40 sy 50 taona, tsy tia manao akanjo sexy fa dia maontina eh. Ny endrika angamba no mahataraiky ny lehilahy amiko kanefa izaho tsy dia jejo be izany
5. Fenolefitra ( 08/08/2021 08:34)
Milay kus anie lay somary mijery film rhf manao e!afak manao ny retraretr e!Milay kus anie lay somary mijery film rhf manao e!afak manao ny retraretr e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2623