You are here: home > Forum

Mitady olona iasa @ fakan-tsary, sy manana fahaizana mikasika ny Ordinateur

Lohahevitra : Informatika
Fitohizan'ny hafatra : Mitady olona iasa @ fakan-tsary, sy manana fahaizana mikasika ny Ordinateur
Valiny : 0
Tovorandria - 28/07/2018 11:10
Miaraha anareo rehetra,

araka io lohahevitra io dia mitady olona afaka miasa sy mifanampy aminay ao amina orinasakely fakan-tsary, photocopie, impression sy scan, izany hoe mba olona manam-pahalalana mikasika io sehatra io, tsy voatery ho olona be diplome be fa rehefa mahay an´ilay asa dia mety, ary mety ihany koa na lahy io na vavy.

Ao Tana no misy ilay asa

Misaotra antsika mialoha
Valio | Miverina eny ambony