Mitady olona iasa @ fakan-tsary, sy manana fahaizana mikasika ny Ordinateur

1. Tovorandria ( 28/07/2018 09:10)
Miaraha anareo rehetra,

araka io lohahevitra io dia mitady olona afaka miasa sy mifanampy aminay ao amina orinasakely fakan-tsary, photocopie, impression sy scan, izany hoe mba olona manam-pahalalana mikasika io sehatra io, tsy voatery ho olona be diplome be fa rehefa mahay an´ilay asa dia mety, ary mety ihany koa na lahy io na vavy.

Ao Tana no misy ilay asa

Misaotra antsika mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1