Ny "Voyage Astral"

21. kaboda ( 27/06/2018 17:23)

rhaj0:

kaboda:
Ny Fanontaniana Matetika Miverimberina Ato An-tsaiko Dia Hoe :" Azon'ny Kristianina Atao Ve Ny Manao Voyage Astral ?".Izany Hoe Manao Voyage Ivelan'ny Vatana Ny " Fanahy" Dia Mankany @ Tontolo Tsy Hita Maso.Mba Izarao Ny Hevitrao Hoe?

Voyazy imazinera io ry Kaboda, n'izan'iza dia mahavita daholo a...

Angataho porofo ho'a hoe, itondray voan-dalana hoe rahefa avy any, dia iaraha-mahita eo fa fôsika daholo ireo belazao nanao voyage astral astral izany.
Zany Ve?
22. kaboda ( 27/06/2018 17:37)
Ra Za Ndray Aloha Tsy Liana @ Zany.Sao De Tsy Tafaverina An-tany Tsony
23. endriny ( 28/06/2018 12:24)
Angaha tsy mba te ahita ny paradisa?
24. yandudelajoie ( 29/06/2018 17:47)
Marn nenw eh
25. kaboda ( 02/07/2018 18:34)
Tsy Azonareo Ny Resaka.Ny Tiako Ambara Eto Dia Ilay Voyage Astral Fanaonireo Magicien.Izay Minia Miala @ Vatana De Mandehadeha Any @ Tontolo Tsy Hita Maso.
26. endriny ( 03/07/2018 16:45)
Fa angaha moa ny mpanao magie mampiasa an'izany voyage astral izany?

Nataoko fa fahakingana fotsiny no ampiasainy.
27. kaboda ( 04/07/2018 07:26)
Oadray, Ireo Sataniste No Tena Mampiasa An'izy Ity.
28. kaboda ( 04/07/2018 07:29)

RBNIR:

Hafatra ho an'ny kristiana hatrany,
Hoy aho hoe misy fanahy hafa afaka hitondra ny olona any amin'ny toerana hafa any...

Iza izany fanahy hafa afaka mitondra antsika izany? « Ary ny devoly nitondra Azy niakatra, dia naneho Azy indray mipi-maso ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao. » (Lioka 4:5)

Ny devoly no manana an'izany fahefana izany, afaka mitondra anao any lavitra any izy nefa tsy ilay tena paradisa no asehony anao fa paradisa sandoka,

Ny antony, tiany ianao hitantara zavatra lainga ety rehefa miverina avy any, tiany koa ianao ho lasa mpampianatra diso ka ny fampianarana hataonao avy any (nampianariny anao) dia diso ary dia ho very daholo izay olona hanaraka anao...

koa MITANDREMA E! TSY KILALAO IZANY VOYAGE ASTRAL IZANY
marina Loatra
29. rhaj0 ( 04/07/2018 11:48)
kaboda:
Ireo Sataniste No Tena Mampiasa An'izy Ity.

Ka iza moa no nianarany raha tsy i Jesosy eee... Izay no fahatakarany an'ilay mitsanga-ko-velona.

Sa. .. Satana koa i Jesosy hoz'ianao?
30. endriny ( 04/07/2018 13:59)
kaboda:
Tsy Azonareo Ny Resaka.Ny Tiako Ambara Eto Dia Ilay Voyage Astral Fanaonireo Magicien.


endriny:
Fa angaha moa ny mpanao magie mampiasa an'izany voyage astral izany?
Nataoko fa fahakingana fotsiny no ampiasainy.



kaboda:
Oadray, Ireo Sataniste No Tena Mampiasa An'izy Ity.


Magicien=sataniste?

O rey olona e. Amin'izao andro mazava be izao dia mbola misy tsy mahay ny hoe magicien ihany. Mba ampiasao ihany google
31. RUZ9 ( 30/12/2019 10:37)
Azo atao ve ny voyage astral ?
Ny nofy dia efa voyage astral.
Msy fanazavana fanampiny ato : Ny avelo sy ny ambiroa
na adikao atao fikarohana ity raha tsy misokatra : http://cyrius.unblog.fr/?p=2085
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1743