Fanamboarana saosisy

1. nalsonrazakariasa2015 ( 13/06/2018 18:01)
Salama daholo eee

Mba mila toro-hevitra kely avy aminareo aho ry ireto a

Manana tsena kely izay aho ka mba tiako asiana saosisy izy io, kanefa izaho tsy mahay mihitsy
Sao dia mba misy mahay afaka hanoro ahy azafady

Misaotra mialoha
2. yandudelajoie ( 30/06/2018 14:58)
Fanamboarana sosisy ve!
_Alaina ny tsinaina kisoa,dia ampidirana totokena sy hena... De vita
3. mirananirina ( 21/07/2018 15:30)
Efa afaka miditra net ihany ianao dia jereo fa feno recette fanamboarana saosisy any. Misy saosisy asiana ovy na asiana mofo dipaina aza hihi. Misy saosisy rakena sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3739