Singapour

1. louloutte ( 13/06/2018 14:26)
Miarahaba antsika rehetra,

Mba mila torohevitra avy amin'ireo izay any Singapour azafady. Mba te hila ravinahitra ny tena dia any no mba hita fa tsara. Ny ilàna torohevitra dia hoe ahoana no atao? Mitady asa avy aty Mada ve sa any vao mitady? Mandeha miaraka en famille ve sa mandeha irery aloha ny iray? Izahay mantsy mpivady dia miaraka am zaza 2 mbola kely. Misaotra mialoha namana a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754