Virginité mialoha ny mariazy; mbola zava-dehibe ve ?

1. Felantsoa14 ( 13/06/2018 03:35)
Tsy hiditra principe-na fiangonana aho fa resaka @ maha-olona fotsiny ihany.

Tena mbola important @ nareo lehilahy ve ny mmanambady virijiny izany na farafaharatsiny mbola virijiny izy fony ianareo vao niaraka saingy tao anaty fiarahana (mialoha ny mariazy) no nosantarinareo ?

Izaho manokana dia nanome ny maha-virijiny ahy t@ ilay lehilahy laza vadiko saingy rehefa mijery aho toa à l'aise kokoa ny lehilahy miaraka @ vehivavy efa nanana traik'efa noho ny miaraka @ vehivavy mbola "zaza vao"

Tsoriko fa hitako sahirana ihany ilay vadiko t@ izany satria na dia efa nilaza ho vonona aza aho (efa 20 taona mahery kely) dia nitaraina maharary foana teo am-boalohany ary nandeha ra hatrany nandritra ny 3 premières relations. izy aloha nilaza hoe efa niaraka t@ vhv hafa talohako fa tsy resaka sérieux na dia nisy sexe aza. Na izany aza hitako hoe nampalahelo ahy satria notapahako hatrany ilay envie be teo aminy.
2. mirananirina ( 14/06/2018 16:40)

Felantsoa14:

Tsy lehilahy moa aho fa mba te hamaly ihany.
Samy manana toe-batany tokoa ny vehivavy fa ny ahy izao voalohany dia sady tsy naharary ahy no tsy nandeha ra. Na ilay niaraka tamiko voalohany aza dia gaga. Tsy vierge izany ianao hoy izy fa aza mandainga!! Efa ela taorian’io vao naheno azy niteny aho hoe izao aza namaky anao Hihi Izany hoe nino ihany angamba izy.
Tsara rehefa nahatazona hatrany @ fanambadiana ianao. Izay no eto hireharehana fa aza mivaky loha izay eritreretiny sy ataony any.
3. Felantsoa14 ( 15/06/2018 02:29)
Ny tena tiako hahatongavana @ izao dia izao : Toa tsy misy fifaliana akory ity 1er RS ity raha samy mbola badraodra ka tsy aleo ve lehilahy manana traik'efa no misantatra anao, mety itany ny fomba tsy hisian'io maharary io.

Ny lehilahy indray, ny vadiko no ataoko ohatra, vehivavy efa nanana traik'efa no niarahany voalohany ary izay ihany (hono aloha fa izay tena fahamarinany tsy haiko) no niarahany talohan'ny niarahany tamiko. Io aza resaka histoire sans lendemain niainga tany anaty boum.

Ny expérience niainako après kosa anefa nahatsapako fa ilay fitiavana no tena mitondra azy na vierge ianao na tsia satria ny sipako koa efa nahalala ahy fa manambady mazava ho azy no niditra tamiko. Mety tsy tena fitiavana am-po fa fitiavana "manao" (ahahahahah) na fanalana azy ny azy fa izaho kosa anefa raha nitohy kely mety ho latsa-pitiavana ihany saingy nahay nijanona.

Izaho mahita hoe tsara ihany na lahy na vavy nahita fiainana hafa miaraka @ olona hafa vao miditra @ tena fiarahana matotra, mahita lesona tsara kokoa.
4. kaboda ( 18/06/2018 10:19)
Za Lehilahy Fa Tsy Mahay Loatra Ny Resaka Sex.Fa Araka Ny Hevitro Dia Ny Tena Tsara Dia Virjina Ny Vehivavy No Miditra Ny Tokantrano Ary Ny Lehilahy Koa Torak'izany.Hafa Ihany Manko Ny Fitiavana Voalohany.Io No Maharitra Kokoa Araka Ny Fahitako Azy.Ny Ahy Dia Tsy Eo @ Fahafinaretana Loatra No Jereko Fa Ny Faharetan'ilay Fitiavana.Eny E! Mety Tsy Dia Mahay Sex @ Voalohany Fa Petit À Petit Mivoatra Foana Le Fahaizana.
5. Felantsoa14 ( 25/06/2018 02:52)

kaboda:

amiko tena fitiavana no zava-dehibe. Ny exemple fantatro izao dia ny raiko efa nanambady hafa tany ary nanan-janaka 3 no nisara-panambadiana, naharitra 7 taona ny fanambadiany tao, avy eo nanambady an'i mamanay. I Mamanay kosa, raha ny fahafantarako azy dia efa nanana ny sipany tany koa saingy rehefa tsy anjara moa atao ahoana. Nivady ireo, niteraka anay 3 mianadahy ary naharitra 22 taona nisara-maty.

Tsy reko mihitsy i mamanay hoe nijaly tao anatin'izay, ireo zokinay zanak'i dadanay t@ vadiny voalohany koa tsy nahatsiaro nanana olana t@ fifandraisany t@ mamanay. Ilay vadin'i dadanay koa aza nifankahazo tsara t@ mamanay ary niaraka nifanotrona t@ maty i dadanay.
6. mirananirina ( 06/07/2018 12:57)

Matoa mamanao sambatra ary tsy nanana olona mihitsy teo @ fanambadiana dia anisan’ny vehivavy be fandeferana tokoa izy. Anisan’irony tsy be taraina sy tsy mivaky loha irony.
Matetika manko akamaroan’ireny Manana vady efa niteraka ireny, tsy maintsy misy olana kely foana.
Ka io arakaraka olona tsirairay avy. Ilay tao aloha izany ilay tsy nandefitra dia rava ny azy.
7. Fo Madio ( 11/07/2018 04:29)

Felantsoa14:

Ny tena tiako hahatongavana @ izao dia izao : Toa tsy misy fifaliana akory ity 1er RS ity raha samy mbola badraodra ka tsy aleo ve lehilahy manana traik'efa no misantatra anao, mety itany ny fomba tsy hisian'io maharary io.

Ny lehilahy indray, ny vadiko no ataoko ohatra, vehivavy efa nanana traik'efa no niarahany voalohany ary izay ihany (hono aloha fa izay tena fahamarinany tsy haiko) no niarahany talohan'ny niarahany tamiko. Io aza resaka histoire sans lendemain niainga tany anaty boum.

Ny expérience niainako après kosa anefa nahatsapako fa ilay fitiavana no tena mitondra azy na vierge ianao na tsia satria ny sipako koa efa nahalala ahy fa manambady mazava ho azy no niditra tamiko. Mety tsy tena fitiavana am-po fa fitiavana "manao" (ahahahahah) na fanalana azy ny azy fa izaho kosa anefa raha nitohy kely mety ho latsa-pitiavana ihany saingy nahay nijanona.

Izaho mahita hoe tsara ihany na lahy na vavy nahita fiainana hafa miaraka @ olona hafa vao miditra @ tena fiarahana matotra, mahita lesona tsara kokoa.
8. Felantsoa14 ( 05/11/2018 23:32)

mirananirina:

Tsy lehilahy moa aho fa mba te hamaly ihany.
Samy manana toe-batany tokoa ny vehivavy fa ny ahy izao voalohany dia sady tsy naharary ahy no tsy nandeha ra. Na ilay niaraka tamiko voalohany aza dia gaga. Tsy vierge izany ianao hoy izy fa aza mandainga!! Efa ela taorian’io vao naheno azy niteny aho hoe izao aza namaky anao Hihi Izany hoe nino ihany angamba izy.
Tsara rehefa nahatazona hatrany @ fanambadiana ianao. Izay no eto hireharehana fa aza mivaky loha izay eritreretiny sy ataony any.
[/quote]

Hono ho'aho ry Mirananirina, enao angaha nanao sport mampisabaka talohan'ny nanaovanao RS ? Ohatre : equitation, danse classique, bisikileta, moto, etc... ? Ireny hono matetika no mora ny mamaky azy ho an'izay efa tany. Izaho aloha sportive be mpanao tennis fa tsy nampiova ilay maharary an.

Dia nanao ahoana, raha nisy, ny lehilahy faharoa na fahatelo niarahanao, tsy haiko enao raha manambady na tsia fa ny tiako hanontaniana hoe zava-dehibe (nandiso fanantenana ohatra) ho an'ilay nandimby an'ilay nisantatra ve ny nahafantarany fa tsy vierge intsony ianao ?
9. Dreamlover14 ( 27/11/2018 19:37)
Za nahatsiaro ho fiere nahazo vhv virijiny saingy tsy izay ihany no tena zava-dehibe eo @ couple fa eo koa ny fifanajana na @ lafiny maha-olona fotsiny aza, rehefa tsy ataonao dia toy ny tsy couple. Indraindray, hoy ireo efa nanao izany, any @ fiarahana tsy ara-dalana (couple illegitime) indray no misy respect mutuel kokoa noho ny couple legitime. dia mahagaga tokoa an.

i Felantsoa izao niaraka t@ lehilahy hafa, inona avy no tsapanao tsy ampy tany @ vadinao nefa hitanao tany @ ilay sipanao ? na koa inona ny hitanao tany @ vadinao nefa tsy hitanao tany @ sipanao ? Araka ny teninao, tena fitia mifamaly tokoa ve sa tsia ?
10. elien8 ( 28/11/2018 06:00)

Felantsoa14:

Tsy hiditra principe-na fiangonana aho fa resaka @ maha-olona fotsiny ihany.

Tena mbola important @ nareo lehilahy ve ny mmanambady virijiny izany na farafaharatsiny mbola virijiny izy fony ianareo vao niaraka saingy tao anaty fiarahana (mialoha ny mariazy) no nosantarinareo ?

Izaho manokana dia nanome ny maha-virijiny ahy t@ ilay lehilahy laza vadiko saingy rehefa mijery aho toa à l'aise kokoa ny lehilahy miaraka @ vehivavy efa nanana traik'efa noho ny miaraka @ vehivavy mbola "zaza vao"

Tsoriko fa hitako sahirana ihany ilay vadiko t@ izany satria na dia efa nilaza ho vonona aza aho (efa 20 taona mahery kely) dia nitaraina maharary foana teo am-boalohany ary nandeha ra hatrany nandritra ny 3 premières relations. izy aloha nilaza hoe efa niaraka t@ vhv hafa talohako fa tsy resaka sérieux na dia nisy sexe aza. Na izany aza hitako hoe nampalahelo ahy satria notapahako hatrany ilay envie be teo aminy.
11. elien8 ( 28/11/2018 06:01)

12. Felantsoa14 ( 06/02/2019 22:01)

Dreamlover14:

Za nahatsiaro ho fiere nahazo vhv virijiny saingy tsy izay ihany no tena zava-dehibe eo @ couple fa eo koa ny fifanajana na @ lafiny maha-olona fotsiny aza, rehefa tsy ataonao dia toy ny tsy couple. Indraindray, hoy ireo efa nanao izany, any @ fiarahana tsy ara-dalana (couple illegitime) indray no misy respect mutuel kokoa noho ny couple legitime. dia mahagaga tokoa an.

i Felantsoa izao niaraka t@ lehilahy hafa, inona avy no tsapanao tsy ampy tany @ vadinao nefa hitanao tany @ ilay sipanao ? na koa inona ny hitanao tany @ vadinao nefa tsy hitanao tany @ sipanao ? Araka ny teninao, tena fitia mifamaly tokoa ve sa tsia ?

Zavatra hitako tany @ ilay sipako ? Dokadoka maro isan-karazany, fiteny mambabo ahy na dia ny tenany aza no resahany. Ohatra hoe: Isaky ny avy mahita anao aho dia miakatra 120/min ny fidoboky ny foko. Tsy hoe tsy ampy ahy ireo tany @ vadiko fa fomba hafa ny firesaky ny vadiko tamiko ka nambabo ahy. nanaitra ahy kokoa indray ilay an'ilay sipako.

Ny zavatra hitako any @ vadiko nefa tsy hitako tany @ ilay sipako: ilay patience-ny t@ izahay nanao voalohany satria naharary ahy ilay izy dia tapaka foana ny feeling-ny hono. Mazava be fa tsy hitako io tany @ sipako satria 2 eme rendez-vous izahay dia efa tany an-trano fandraisam-bahiny ary toy ny mpifankatia vao sambany niaraka irery nianoka firaisana ara-nofo. Impatient be izy kanefa kosa niangaliany fatratra ^_^

Amiko kosa aloha nisy fitia nifamaly be tao tnay am-boalohany. Ny ahy niha-nitombo teny am-pandehanana teny, ny azy tsy haiko loatra satria na mafy tamiko aza ny nandà rendez-vous 2 farany nangatahany, izy kosa toa tsy dia nahitako soritra alahelo tney amin'ny endriny. Asa ve hoe efa fantatra fa tsy haharitra ka nahay nanamboatra ny sainy na koa hainy ny nanasaraka ny fitiavana (sentiment) sy ny fitiavana ara-nofo fotsiny.... Izy no mahalala ny ao am-pony

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3079