You are here: home > Forum

Virginité mialoha ny mariazy; mbola zava-dehibe ve ?

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : Virginité mialoha ny mariazy; mbola zava-dehibe ve ?
Valiny : 3
Felantsoa14 - 13/06/2018 05:35
Tsy hiditra principe-na fiangonana aho fa resaka @ maha-olona fotsiny ihany.

Tena mbola important @ nareo lehilahy ve ny mmanambady virijiny izany na farafaharatsiny mbola virijiny izy fony ianareo vao niaraka saingy tao anaty fiarahana (mialoha ny mariazy) no nosantarinareo ?

Izaho manokana dia nanome ny maha-virijiny ahy t@ ilay lehilahy laza vadiko saingy rehefa mijery aho toa à l'aise kokoa ny lehilahy miaraka @ vehivavy efa nanana traik'efa noho ny miaraka @ vehivavy mbola "zaza vao"

Tsoriko fa hitako sahirana ihany ilay vadiko t@ izany satria na dia efa nilaza ho vonona aza aho (efa 20 taona mahery kely) dia nitaraina maharary foana teo am-boalohany ary nandeha ra hatrany nandritra ny 3 premières relations. izy aloha nilaza hoe efa niaraka t@ vhv hafa talohako fa tsy resaka sérieux na dia nisy sexe aza. Na izany aza hitako hoe nampalahelo ahy satria notapahako hatrany ilay envie be teo aminy.
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 14/06/2018 18:40

Felantsoa14

Tsy lehilahy moa aho fa mba te hamaly ihany.
Samy manana toe-batany tokoa ny vehivavy fa ny ahy izao voalohany dia sady tsy naharary ahy no tsy nandeha ra. Na ilay niaraka tamiko voalohany aza dia gaga. Tsy vierge izany ianao hoy izy fa aza mandainga!! Efa ela taorian’io vao naheno azy niteny aho hoe izao aza namaky anao Hihi Izany hoe nino ihany angamba izy.
Tsara rehefa nahatazona hatrany @ fanambadiana ianao. Izay no eto hireharehana fa aza mivaky loha izay eritreretiny sy ataony any.
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 15/06/2018 04:29
Ny tena tiako hahatongavana @ izao dia izao : Toa tsy misy fifaliana akory ity 1er RS ity raha samy mbola badraodra ka tsy aleo ve lehilahy manana traik'efa no misantatra anao, mety itany ny fomba tsy hisian'io maharary io.

Ny lehilahy indray, ny vadiko no ataoko ohatra, vehivavy efa nanana traik'efa no niarahany voalohany ary izay ihany (hono aloha fa izay tena fahamarinany tsy haiko) no niarahany talohan'ny niarahany tamiko. Io aza resaka histoire sans lendemain niainga tany anaty boum.

Ny expérience niainako après kosa anefa nahatsapako fa ilay fitiavana no tena mitondra azy na vierge ianao na tsia satria ny sipako koa efa nahalala ahy fa manambady mazava ho azy no niditra tamiko. Mety tsy tena fitiavana am-po fa fitiavana "manao" (ahahahahah) na fanalana azy ny azy fa izaho kosa anefa raha nitohy kely mety ho latsa-pitiavana ihany saingy nahay nijanona.

Izaho mahita hoe tsara ihany na lahy na vavy nahita fiainana hafa miaraka @ olona hafa vao miditra @ tena fiarahana matotra, mahita lesona tsara kokoa.
Valio | Miverina eny ambony
kaboda - 18/06/2018 12:19
Za Lehilahy Fa Tsy Mahay Loatra Ny Resaka Sex.Fa Araka Ny Hevitro Dia Ny Tena Tsara Dia Virjina Ny Vehivavy No Miditra Ny Tokantrano Ary Ny Lehilahy Koa Torak'izany.Hafa Ihany Manko Ny Fitiavana Voalohany.Io No Maharitra Kokoa Araka Ny Fahitako Azy.Ny Ahy Dia Tsy Eo @ Fahafinaretana Loatra No Jereko Fa Ny Faharetan'ilay Fitiavana.Eny E! Mety Tsy Dia Mahay Sex @ Voalohany Fa Petit À Petit Mivoatra Foana Le Fahaizana.
Valio | Miverina eny ambony