You are here: home > Forum

Resaka friperie sy lalana hafa mety mahasoa

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Resaka friperie sy lalana hafa mety mahasoa
Valiny : 0
alex32 - 30/05/2018 08:25
Ry namana Malagasy rehetra,

Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha any Dago any.
resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode

resaka sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka; manao jus natoraly, fromage blanc
manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé
manao boissons moderne,otran'ireny frappés, cappuccino glacés, etc... mbola tena vitsy ny manao azy nefa betsaka ny marché;

pièce fiarakodia na koa ny tena tsara aza, bizna pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), tena mbola malalaka be no sady na tsy hiasa intsony aza ny taranaka, dia tena mety tsara satria asa tsy manahirana kanefa be vola tena betsaka !!!!; marina fa hoe be investissement ilay izy (fa raha miara miasa amin’ny olona hafa na havana dia possible tsara) fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola betsaka dia betsaka mihitsy; misy olona manao an'io any amin'iny faritra Diana iny fa azo lazaina hoa tsotra ihany izy taloha fa izao, ny fihainany niova nivaotra, ny zanany, efa lasa nianatra any ivelany ny roa (any Allemagne ny sasany), ary efa na ny patron-ny taloha aza, lasa miafy2 mihitsy miarahaba azy. Tao hoe any Thailande na any Malesie any izy no maka pièces (sy ireo firenena manodidina akaiky eo) sy koa any Allemagne.
Sinon koa, manontany tena ahy hoe ireny resaka manao garage ireny koa mety mandeha, na koa, manao resaka manamboatra climatiseur, manamboatra zavatra kely2 amin’ny fiarakodia (ex: fitaratra, kidiarana, suspension, allumage, etc…); na koa ve…ohatra hoe mividy camion d'occasion ireny avy any La reunion ohatra na firenena afrikana hafa ireny koa ve…dia hoe amboarina na renover-na ireo fiarabe ireo satria eto amintsika, tena misy mahay ny manamboatra an’ireny sy mandoko sns… (amidy ilay izy avy eo), io amiko, tena bizna mbola tsy hazon’i ry zalaha be satroka nefa tena saosy be.

mivarotra taoka na manokatra bar: bizna tena milay koa!!! fa zany hoe mila mikotraka mitady licence…io no tena asa enjana; fa rehea azo ny fond, tonga dia mitady toerana, mividy stock dia tonga dia basy e! io ry zareo tena vola be koa a!



bizna mofo io koa mbola tena mandeha, surtout, any @ provinces...Toilara, diego, mahajanga, indrindra ireo pain vietnamien satria maro ny gasy mbola tsy manana fahefana mividy.
bizna manao glaces, any @ provinces ihany koa no tena mbola mandeha. na dia izany aza, mbola misy place ihany ao Tana ao.

Bizna parapharmacie ireny koa, misy lalana ary mbola vitsy ny manao azy, nefa vola ihany koa.

resaka energie solaire, surtout ny resaka plaques sy batteries; misy mpivarotra malaza izay ao ankorondrano milaza fa authentique ny azy; izaho, t@ mbola tany dago, nijery akaiky an'izy ireo fa tena amiko, sinoa ilay entana satria tena mitovy @ le produit hitako tany chine mihitsy.

bizna tantely io koa tena mbola misy lalana. ny antony, mia vitsy ireo tantely amin’izao izany milatsaka ny famokarana an’io zavamamy io earan’izao tontolo izao. Raha miompy tantely ianao aman’arivony na ara tapitrisa, dia tena afaka mamokatra miel de qualité, manao investissement amin’na fitaovana ilaina no zava dehibe fa rehefa azo ireo, dia mamokatra tantely en petite quantité aloha dia ampiakarina tsikeli2 avy eo; SURTOUT!!! atao izao hitazomana an’ilay QUALITE mba tsy ho lasa gaboraraka (défaut an’ireo bizna any dago moa izany…Voalaohany tsara, fa avy eo, miova lasa gaboraraka ka any ka lasan’ny vahny fotsiny ny marché!!!!!!!!)
Valio | Miverina eny ambony