Ahoana no naha-Moslimo na Jiosy na Bodista anao

1. rhaj0 ( 18/05/2018 01:45)
Dia raha @ ito koa izany ianao, dia mba tantarao sy zarao hoe ee..

Raha izaho manokana aloha, dia efa nandalondalo tany @ tempoly hindou. Mbola tsy tany @ mosquée na sinagaoga kosany anefa aho.

Fa ilay tany @ Hindou k'lou dia tena mba nahaliana kosany.

- Ilay olona rehetra, hotry ny manao yoga, ary dia tena kalamina mihitnsy ny eraky ny tempoly. Tena hotry ny hafa ilay any @ Leglizy sy ny viavy mikiraro mipoapoaka ireny, na akanjo raitra be.

- Dia teo koa ny tori-teny, izay tsisy complexe fa niresaka fivavahana hafa, na i Mahomet na i JEsosy. Ny tori-teny t@ izay hoa dia momba ny Fitiavana. Efa noresahiko teto iny fa azo iverenana ihany.

- Nisy sarin'i Jesosy, na hoe, supposé hoe Jesosy izany ilay hoso-doko, nisy sarin'i Jesosy tokoany koa tao antokonan'iilay tempoly.

- Dia ny hirany moa iznay, dia ireny ilay mitoreho be ireny koa, raha ny fahenoako azy. Mety mitovy @ hira latina kristiana taloha ihany io, raha ny mba eritreritro eto.
novalian'i RBNIR ny 22/06/2018 11:59
2. RBNIR ( 25/05/2018 12:44)
fa otran'ny tena tsy misy moslimo na jiosy na bodista marina tokoa eto an! sa tsy miteny fotsiny ry zareo?
3. rhaj0 ( 25/05/2018 13:11)
ka raha miteny eo anie zareo, dia "mety" tonga dia mantsamantsanana(re)o Kristiana (RBNIR) hoe, "devoly devoly tsy mino Jesosy" ee...
Dia mihatakataka ny olona fa olon-dehibe :-)
4. RBNIR ( 25/05/2018 13:21)
:-) tokony hadio fijery hoy aho isika raha milaza ny marina tsy midika mihitsy hoe mimantsamantsana...
5. rhaj0 ( 25/05/2018 13:54)
"madio" @ inona re ny fijerinareo (kristiana) ry RBNIR.
Vao TSY mitovy finoana aminareo dia .. "maloto", ka mila fafazan'ireo "mpiandry" rano HONO.

fafazo rano eo ny ordinatera izany ry RBNIR aaa...
Fa ny olona aloha efa mihatakataka (anareo) ka dia izao izany ny eto ee...
6. rhaj0 ( 28/05/2018 15:40)
Eo ampiandrasana "ao @ finoana" ny namana moslimo na bodista na jiosy hizara traikefa, dia nigogola kely aho hoe, temoaniazy conversion à l'islam, ary dia inty misy iray.
Fianakaviana atheista hono ramatoakely Noemie, fa tena nisafidy ny islamo, dia ... mamo tao :-)

https://www.ajib.fr/convertis-a-lislam-le-temoignage-de-noemie/
Toute ma famille est athée, je n’ai eu aucune éducation religieuse. J’ai donc connu l’Islam à l’école, à 12 ans, en cours d’histoire, en même temps que les deux autres « religions monothéistes » (judaïsme et christianisme). L’Islam m’a alors vraiment passionnée, l’histoire du Prophète (aleihi salam) m’a complètement fascinée... Ma prof d’histoire m’avait dit?: « La religion est la base de la société. Pour comprendre celle-ci, il faut connaître celle-là »... J’ai donc fait des recherches, j’ai lu beaucoup de livres, et ce, pendant des années. J’étais aussi intéressée par l’art musulman (architecture notamment). Au fil des lectures et de mon apprentissage, la foi est née… je ne sais pas précisément à quel moment, mais un beau jour, je me suis dit que je « devais devenir musulmane »... J’avais alors 17 ans, et tout le monde assimilait ça à une crise d’adolescence... Pour moi, le Coran est un révélateur du cœur des hommes?: les hommes au fond mauvais ne verront le Coran que dans le négatif, et les hommes au bon fond seront marqués par la pureté du Coran, et par tout le respect qu’il nécessite.

Fa inty misy Kristiana gasy, ary toa pasitera mihintsy taloha, fa tena lasa isilamo koa ee..

7. rhaj0 ( 28/05/2018 15:40)
HO an'izay liana ny @ Silamo, nefa coincé ao @ Kristianisma, dia nahasirika pejy mamelabelatra resaka aho ato, ngo dia manala ny blockage-nareo ao :-)

http://why-christians-convert-to-islam.com/

IS JESUS GOD?
JESUS HIMSELF DENIED BEING GOD
LUKE 18:19 Why callest thou me good? There is none good but one, that is God
Jon 20:17 I ascend unto my father and your father, and to my God and your God.

Paul: The mythmaker or the Apostle?
What many Christians fail to realize is that the earliest written documents about Jesus occur nearly 20 years after his disappearance by a man named Paul. Just who was this man Paul?
8. rhaj0 ( 30/05/2018 13:12)
Lalina ihany ny valintenin'ny Kristiana niova fo ho Moslimo. Dia hita fa mahalala tsara ny Kristianisma zareo, ary mahalala tsara ny safidiny vaovao, dia ny Islamo.

ka ny argument-ny izany, dia hoe

1- i Jesosy dia TSY Andrmntra, satria, dia i Jesosy tenany mihintsy no nandà fa TSY Andmntra izy, fa hoe, ny Rainy, izay Rainareo ihany no Andmntra TOKANA

Jaona 20:17 Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; ... Miakatra ho any amin'ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin'Andriamanitro sy Andriamanitrareo.

2- i Paoly no "namoromporona" ity kifombafomba lasa hoe Kristianisma ity..
Notsipihan'ireo Moslimo ex-Kristiana tsaratsara mihintsy ny hoe :
"Zovy moa i Paoly??"

Raha ny marina kosa nefa, dia TSY i Paoly no namoromporona ity "Telo no Iray" ity ohatra. Gogoleho anie fa izany Tertullian izany no namorona ilay izy.

Tertullian, a Latin theologian who wrote in the early 3rd century, is credited as being the first to use the Latin words "Trinity", "person" and "substance" to explain that the Father, Son, and Holy Spirit are "tres personae, una substantia".
9. gasy1zay ( 31/05/2018 13:44)

rhaj0:

HO an'izay liana ny @ Silamo, nefa coincé ao @ Kristianisma, dia nahasirika pejy mamelabelatra resaka aho ato, ngo dia manala ny blockage-nareo ao :-)

http://why-christians-convert-to-islam.com/

IS JESUS GOD?
JESUS HIMSELF DENIED BEING GOD
LUKE 18:19 Why callest thou me good? There is none good but one, that is God
Jon 20:17 I ascend unto my father and your father, and to my God and your God.

Paul: The mythmaker or the Apostle?
What many Christians fail to realize is that the earliest written documents about Jesus occur nearly 20 years after his disappearance by a man named Paul. Just who was this man Paul?

Hay ve ankehitriny misy atheista miaro fivavahana silamo indray e!

Aleo rhaj0 mba valiana fa mampalaelo raha tsy misy miraharaha,

GOOD nga GOD no dikany ry rhaj0? Raha tsy Andriamanitra i Jesoa hoy ny silamo/ na ireo kristiana nivadika silamo raha namaky baiboly ry zareo hoy ianao?

Mba novakian'zareo ve ireto andininy ireto :

Jean 14 : 6-13
6 Jésus lui dit : « C’est moi qui suis le chemin, la vérité et la vie. On ne vient au Père qu’en passant par moi.
7 Si vous me connaissiez, vous connaîtriez aussi mon Père. Et dès maintenant vous le connaissez et vous l'avez vu. »
8 Philippe lui dit : « Seigneur, montre-nous le Père, et cela nous suffit. »
9 Jésus lui dit : « Il y a si longtemps que je suis avec vous et tu ne me connais pas, Philippe ! Celui qui m'a vu a vu le Père. Comment peux-tu dire : ‘Montre-nous le Père’ ?
10 Ne crois-tu pas que je suis dans le Père et que le Père est en moi ? Les paroles que je vous dis, je ne les dis pas de moi-même ; c'est le Père qui vit en moi qui fait lui-même ces œuvres.
11 Croyez-moi : je suis dans le Père et le Père est en moi. Sinon, croyez[-moi] au moins à cause de ces œuvres !
12 » En vérité, en vérité, je vous le dis, celui qui croit en moi fera aussi les œuvres que je fais, et il en fera même de plus grandes, parce que je vais vers mon Père.
13 Tout ce que vous demanderez en mon nom, je le ferai afin que la gloire du Père soit révélée dans le Fils.

Tsy Paoly akory no nanoratra an'io an!

Ito koa mbola izy :

1 Au commencement, la Parole existait déjà. La Parole était avec Dieu et la Parole était Dieu.
2 Elle était au commencement avec Dieu.
3 Tout a été fait par elle et rien de ce qui a été fait n'a été fait sans elle.
4 En elle il y avait la vie, et cette vie était la lumière des êtres humains.
5 La lumière brille dans les ténèbres, et les ténèbres ne l'ont pas accueillie.

Rehefa tsy mino anie dia afaka tsy mino fa tsy hoe mitsimpona andininy anaty baiboly ao dia mamorona réligion sy théologie hafa e! Rah atsy mino ny silamo fa Jesoa dia Andriamanitra dia tokony nivadika Judaisma izy fa tsy namorona fivavahana hafa
10. gasy1zay ( 31/05/2018 13:54)

11. gasy1zay ( 31/05/2018 15:37)
Dieu le père = le père = Dieu = Andriamanitra
Hoy filipo hoe asehoy anay Dieu le père = Andriamanitra

Jésus lui dit : « Il y a si longtemps que je suis avec vous et tu ne me connais pas, Philippe ! Celui qui m'a vu a vu le Père. Comment peux-tu dire : ‘Montre-nous le Père’ ?

Ka io dia midika hoe izay mahita an'i Jesoa dia mahita ny Ray dia mahita an'Andriamanitra

ka raha olona manadihady lahatsoratra ary no anontaniana dia tsy zay va no ambaran'io sa midy heviny hafa koa?
12. rhaj0 ( 31/05/2018 15:38)
gasy1zay:
Aleo rhaj0 mba valiana fa mampalaelo raha tsy misy miraharaha
an an.. dia ho ataoko sonia mihintsy angamba ilay hira hoe:
Atsipinay ilay kaozy, (tsy) mihaino ianao dia tsara.

gasy1zay:
atheista miaro fivavahana silamo
Ahoana koa azany ry Gasy1zay izany.. vao miresaka, na ny marimarina eto kokoa azany, vao "mitatitra" momba ny Silamo ve aho dia "miaro" ny Silamo no dikany? (hotry ny hoe,vao miresaka Donalina ve aho dia "miaro" Donalina?? beurk...) MIzara ny fijerin'ny Silamo fotsiny re aho ee.. Ary Kristiana toa anao Gasy1zay nefa niova fo ho Silamo no tateriko eto.

gasy1zay:
GOOD nga GOD no dikany ry rhaj0?
Izany ny argument-n'ilay sakaizanao Gasy1zay, Kristiana niova fo ho Moslimo, k'ataoko ahoana?
Toa izany nareo Kristiana, na ny niova fo na ny tsy niova fo, rehefa mamaky Biboly kouh.

Fa maromaro ihany ny resa-Baiboly notsindrohan'ilay ranamaNAO ry Gasy1zay. Izy moa tsy eto hiresaka anao, fa dia ity no napetrany, ary tateriko eto, ohatra:
Jon 20:17 I ascend unto my father and your father, and to my God and your God.

Milaza ve i Jesosy eo, fa hoe, Izy Jesosy no Andrmntra?? Nasarakany tsara mihintsy io Izy Jesosy sy ilay Rainy. Teboka.

Fa izao azany ee... Aboahy eto ny toko mirakitra ny tenin'i JEsosy mivantana, averiko indray, ny tenin'i JEsosy mivantana, izay milaza hoe:
"Izaho Jesosy no Andriamanitra."

Ny "je suis dans le Père et que le Père est en moi" dia TSY midika hoe "je Suis (Dieu) Le Père".
Ity izao toa ny hoe, rehefa hozy ilay Homo @ ilay andefimandriny hoe, je suis dans toi et tu es dans moi, dia TSY manitatra elastika ianao ry Gasyizay, ka hoe, olona iray io miteny ny tenany io, ka "izy ihany no andefimandriny".
13. rhaj0 ( 31/05/2018 15:41)
gasy1zay:
Celui qui m'a vu a vu le Père

Manao poesie i Jesosy ee.. Fa TSY niteny mihintsy Izy hoe
"Izaho Jesosy no Andriamanitra."

Toa anao "solontena" an'i ... asa, i TGV ohatra. Izay mahita anao dia mahita n'i TGV. Izay lazainao dia resak'i TGV. Tsy mila mahita an'i TGV ny olona, fa ianao Gasy1zay dia basy.
14. gasy1zay ( 31/05/2018 15:42)
ary aza matahotra ianao rhaj0 fa maro koa ny silamo niova hevitra rehefa nikasihan'ny Tompo

http://lmgtfy.com/?q=t%C3%A9moignage+musulman+converti+en+chr%C3%A9tien

ary ry zareo aza dia nisy nijoro vavolombelona hoe nisehon'i Jesoa fa asa ilay ranamana nasehonao io raha nisehon'i Mahomet nampiova ny finoany sa mba eritreritr'olombelona fotsiny.
15. rhaj0 ( 31/05/2018 15:47)
Raha "hamadibadika palitao (sy kilaoty)" ao moa ny Mpino, ny aloha lasa aoriana, ny anatiny lasa ivelany, dia izay reveny ao izany dia izay ee..

Fa araho tsara fa, ilay ohatra voalohany notateriko anie ry Gasy1zy dia Atheista lasa Moslimo ee... Tsisy olana mihitnsy io, fa ianao Gasy1zay izany no toa kaodikaody rehefa misy Kristiana niova fo (ho lasa moslimo).
16. gasy1zay ( 31/05/2018 15:59)

rhaj0:

gasy1zay:
Celui qui m'a vu a vu le Père

Manao poesie i Jesosy ee.. Fa TSY niteny mihintsy Izy hoe
"Izaho Jesosy no Andriamanitra."

Toa anao "solontena" an'i ... asa, i TGV ohatra. Izay mahita anao dia mahita n'i TGV. Izay lazainao dia resak'i TGV. Tsy mila mahita an'i TGV ny olona, fa ianao Gasy1zay dia basy.

hahaha mampme koa le argument an'i rhaj0 fa lasa poesie hono,

araho tsara ny tantara ( ny tononkalo aza e)

7 Si vous me connaissiez, vous connaîtriez aussi mon Père. Et dès maintenant vous le connaissez et vous l'avez vu. »

Ndao ary hanao fampitahana kely

Si vous connaissiez Jesus = vous connaitriez le père
dia hoy Jesoa hoe
"dès maintenant vous le connaissez" tamin'ny mpianany satria ny mpianana mahafantatra azy ( Jesoa) ary hoy izy hoe vous l'avez vu ( le Père) satria nahita an'i Jesoa ry zareo

ka fanontaniana hoan'i rhaj0 , Rehefa mifanena amin'i Horace Constant zany rhaj0 ao Ottawa ao dia hilaza fa nifanena t@ Rajaonarimampianina?
17. gasy1zay ( 31/05/2018 16:20)
Aleo ampiko kely rhaj0 amin'ny fanazavana tsotsotra momba ny trinité

Andriamanitra ivavahan'ny Kristiana dia Fanahy, aza eritreretina hoe olombelona toa ahy sy ianao na dia tonga nofo aza i Jesoa.

Andriamanitra resahina io dia fitambaran'ny Andramanitra Ray na Andriamanitr'Israely na Jehovah, na Andriamanitra , avy eo Andriamanitra Zanaka, na Jesoa, na Tenin'Andriamanitra, ary ny Fahatelo dia ny Fanahy Masina na koa Fanahin'Andriamanitra na Mpananatra ( Parakleto)

ka imagineo rhaj0 hoe ny corp humain dia loha+vatana+ ratsambatana fa raha sanatria tapaka ny lohan'i rhaj0 ohatra dia mbola rhaj0 foana le loha ary le vatana + ratsambatana dia rhaj0 ihany e!

Izay mahita ny lohan'i rhaj0 dia mahita an'i rhaj0 fa tsy hoe tsy hitako ny tongony dia tsy hitako izy zany. Mazava ve sa mbola flou?

18. rhaj0 ( 31/05/2018 16:23)
hi hi hi... i Horace anie ka notendren'i Ra8, niasa tsara niaraka t@ TGV ary mbola io ao io ee.. Ka tsy haiko hoe, "solontena" an'iza ilery..

Fa aza dikadikaiina toa io ny Baiboly ry Gasy1zay aa.. TSipiho tsara ny fantsin'i Jesosy ao @ Jaona 14:6 aa..

Fa raha nilaza izy hoe:
Jaona 14:7 Si vous me connaissiez, vous connaîtriez aussi mon Père. Et dès maintenant vous le connaissez, et vous l'avez vu.

dia taloha kelin'io, dia aza mba dikadikaina ho'a ilay izy ry Gasy1zay, fa hoz'Izy hoe:
Jaona 14:6 Nul ne vient au Père que par moi.

ka ahoana no hitarinao ny elastika, dia lazainao Gasy1zay, fa
Père = Moi (Jésus) ???

Averiko foana, fa TSY niteny mivantana mihintsy i JEsosy, ary TSY hitonantonana hiteny mivantana izany koa izy, TSy hiteny mihitnsy i JEsosy hoe:
[size=15]"Izaho Jesosy no Andriamanitra"[/size]
19. rhaj0 ( 31/05/2018 16:29)
i Tertullian no nanisika io revy "Telo No Iray" na trinité io ry Gasy1zay aa...

Raha hozy ilay Kristiana-niova-fo (ho Moslimo) hoe:
"Mba zovy moa izay Paoly?"
dia hoy aho koa hoe,
"Mb zovy moa izay Tertullian?"

Raha Kristiana madio ianao ry Gasy1zay, dia ny tenin'i Kristy no ifotoranao.

Fa raha Paoliana na Tertullianan moa ianao, dia .. dikadikainao ny resak'i Kristy mivantana araka ny taterin'i matiomarkaliokajaona, dia ...
tsy maninona fa izaho indray ve hi-contredire anao @ izany re ry Gasy1zay :-)
20. gasy1zay ( 31/05/2018 17:25)
tena hafakely aloha ny hevitrao rhaj0 mikasika an'i Paoly, fa asa raha fantatrao fa tsy tonga taty amin'ny jentilisa ( tsy jiosy) ny evanjely raha tsy teo i Paoly, ireo mpianatr'i Jesoa nijanona t@ Jiosy ny fotoriana nataony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2749