You are here: home > Forum

Ahoana no naha-Moslimo na Jiosy na Bodista anao

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Re: Ahoana no naha-Moslimo na Jiosy na Bodista anao
Valiny : 0
Pejy: Voalohany  < 2 3 4
rhaj0 - 15/06/2018 21:27
Eny ho'a ee.. Mahay noho i Luther sy ireo Teoloziana rezatra be sy ny SOLA FIDE izany i Gasy1zay.
Tsara rahefa mijoro toa io i Gasy1zay kah..

Raha izay Luther fototry ny Leglizy Loterana, na akory aza, fototry ny Legilzy protestanta ve moa no contrediser-nao ry Gasy1zay, bravo fa mahery ilay gasy iray izay eee..
Izaho kosa aloha maka gasy @ io eee...

Fa mahavita mi-contredire ny fampianarana iray an'i Jesosy, iray @ resaka hafa mivadibadika taony ao koa i Gasy1zay.

Izaho indray ve ho'a hanakana anao tsy hivelabelatra dia hanao an'izany ry Gasy1zay ...
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 22/06/2018 13:15
Ka dia (toa) manao evanzelizasio, manao tafika masina (sa) manapariaka ny teniNY na ny soratra masiNY (koa ve) izany ny Moslimo.
Ary dia inona hono no "naha-MOslimo" ireo lasa Moslimo?

Hozy ny Karidinaly Désiré..
https://www.premier.org.uk/News/World/New-cardinal-highlights-fresh-threat-of-extremist-Islam
Speaking to Catholic charity Aid to Church in Need, Cardinal-designate Désiré Tzarahazana of Toamasina claimed that radical groups are “buying people” for their cause and that plans are in the works to build more than 2,600 mosques in the country.

The rise of Islamism is palpable. You can see it everywhere. It is an invasion, with money from the Gulf States and from Pakistan – they buy people,” he said.
(..)
“Once or twice a week, the Turkish Airlines unloads a plane full of Muslims, who then settle in the country... and [they are] not leaving again.” The Cardinal-designate said young people were receiving incentives from certain religious organisations aboard: “You see young men setting off to study in Saudi Arabia, and when they come back they are imams.
(..)
Carinal-designate Tzarahazana claimed that “extremist Islam” is increasing specifically in the Mahajanga district and Comores Island and also noted a growing number of younger “radical Muslims” there.
Valio | Miverina eny ambony
RBNIR - 22/06/2018 13:59
Ahoana indray ity mitarogna samirery tsy misy mpanohina intsony ity rhajo a!
Valio | Miverina eny ambony
Pejy: Voalohany  < 2 3 4