You are here: home > Forum

Ahoana no naha-Moslimo na Jiosy na Bodista anao

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Ahoana no naha-Moslimo na Jiosy na Bodista anao
Valiny : 0
rhaj0 - 18/05/2018 03:45
Dia raha @ ito koa izany ianao, dia mba tantarao sy zarao hoe ee..


Raha izaho manokana aloha, dia efa nandalondalo tany @ tempoly hindou. Mbola tsy tany @ mosquée na sinagaoga kosany anefa aho.

Fa ilay tany @ Hindou k'lou dia tena mba nahaliana kosany.

- Ilay olona rehetra, hotry ny manao yoga, ary dia tena kalamina mihitnsy ny eraky ny tempoly. Tena hotry ny hafa ilay any @ Leglizy sy ny viavy mikiraro mipoapoaka ireny, na akanjo raitra be.

- Dia teo koa ny tori-teny, izay tsisy complexe fa niresaka fivavahana hafa, na i Mahomet na i JEsosy. Ny tori-teny t@ izay hoa dia momba ny Fitiavana. Efa noresahiko teto iny fa azo iverenana ihany.

- Nisy sarin'i Jesosy, na hoe, supposé hoe Jesosy izany ilay hoso-doko, nisy sarin'i Jesosy tokoany koa tao antokonan'iilay tempoly.

- Dia ny hirany moa iznay, dia ireny ilay mitoreho be ireny koa, raha ny fahenoako azy. Mety mitovy @ hira latina kristiana taloha ihany io, raha ny mba eritreritro eto.
Valio | Miverina eny ambony