Ahoana no nahatonga anao ho Kristiana

21. RBNIR ( 28/05/2018 12:31)
rhaj0:

Fa dia velabelaro fanin-2 indray azany izao pensée mazikanao izao ry RBNIR.. hihomehezana aa :-)

Aleo ajanona raha fihomehezana ny tanjonao fa raha famonjena kosa dia afaka valiana...
22. rhaj0 ( 28/05/2018 12:45)
RBNIR:
Te hafantatra v ianao????
rhaj0:
mouah ha ha... Samy manana ny pensée mazikany ho'a io ry RBNIr aa..
- Ianao RBNIR (irery) no mihevitra fa i Hrnrn ihany HONO no "nobotsihin'i Jesosy" hanao batisa ny 7 milliards de voisines.
- Ny (kristiana) hafa mihevitra fa rehefa mkimpy mafy toa constipé fotsiny i Damopra/Rapasy dia mety io.
- ny (kristiana) sasany TSISY irahirahiany izay kifombafomba any, fa ny (tiany) inoana, dia izao fotsiny hoe, afak'ota izy, na inona na inona ratsy nataony tao, rehefa lemana kely, ka dia efa hallelluya hosannah bevata io eee...

Fa dia velabelaro fanin-2 indray azany izao pensée mazikanao izao ry RBNIR.. hihomehezana aa :-)
RBNIR:
Aleo ajanona raha fihomehezana ny tanjonao fa raha famonjena kosa dia afaka valiana...

mouah ha ha.. nataok'ty ireny politisiana sy evanjelistra mpamahan-dresaka ireny anie ka fo sport, ka na ny mpanohitra azy, na ny mpanao gazety manao caricature hihomehezana, na ny mpaneso azy, dia mbola "trondro potentiel" daholo, ka dia tompoina foana??

Sa tsy izany ny soatoavinao ry RBNIR?

Sady @ izay ange ho'a, tsy izaho irery no iresahana eto, fa maro ny mpandalo no mandinika tsy miteny ee...

Sa, TSY mahay n'inon'inona akoriny ry RBNIR, na dia efa milaza-tena fa bitsihin-Jesosy constamment ao HONO, dia zara aza misy excuse tsy hitenenana?
23. RBNIR ( 28/05/2018 13:18)
fa misy koa anefa teny milaza toy izao rhajo....

« ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy. » (2 Tesaloniana 2:10)
« Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga, » (2 Tesaloniana 2:11)

Rehefa mafy loha (sy fo) ny olona iray dia avelan'Andriamanitra hino lainga....ary dia tena ajabany mihitsy (hanaterany fiasan'ny fahadisoan-kevitra)..
24. rhaj0 ( 28/05/2018 13:23)
dia mbola i Paoly ihany no nanoratra ny Tesaloniana ry RBNIR aaa.. ntss.. efa hoe vavan-Jesosy ao @ matio MArka lioka jaona atao reference, ary dia ho takatrao ny tokony ataonao ry RBNIR a..

ka raha ny fisehonao eto izany ry RBNIR, dia toa TSY bitsihin-Jesosy constamment izany ianao ry RBNIR, fa bitsihin'i Paoly lasa Saoly.. Hitako no hafahafa...
25. endriny ( 28/05/2018 13:24)

RBNIR:

Rehefa mafy loha (sy fo) ny olona iray dia avelan'Andriamanitra hino lainga....ary dia tena ajabany mihitsy (hanaterany fiasan'ny fahadisoan-kevitra)..


Ka ianao izany mafy sa malemy fo?

Maninona ianao no mino Genesisy? Sa dia marina tokoa izay voasoratra?

Ianao aza anefa matetika no milaza fa tsy izay voasoratra no tena izy fa code io

Aoka re Tompoko marina e

Aleo mihintsy rehefa miverina i Jesosy dia hitantsika eto ny marina

1+1=4
26. rhaj0 ( 30/05/2018 13:18)
RBNIR:
ary dia tena ajabany (ajaban'Andmntra) mihitsy...

Dia tena ny Andrmntr'i Paoly (ao @ korintiana sy tesaloniana) marina no ivavahanao ry RBNIR fa tsy ny Andmntr'i Jesosy (ao @ matiomarkaliokajaona). Ny Andmntr'i Abrahama azany koa moa efa ela no narianao ry RBNIR, ataonao tsinontsinona izany.

Dia hita tokoany fa dia tena isan'ity "mafy fo loha" ianao ry RBNIR.

Sa Jesosy mihintsy tokoany koa no tena milaza fa tena "manajabaka", araka ny filazanao RBNIR, ary mamango tsy misetra izao Andmtnra izao?
27. gasy1zay ( 13/06/2018 15:22)
Aleo aho hamaly ny momba ahy, kristiana aho satria kristiana ny R+Rko ka nitaiza ahy hitahiry ny finoana kristiana hatry ny fony kely,
kristiana aho satria hitako fa mamaly vavaka Andriamanitra ( Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina) ary tsy nohamarininy ny teniny teo amin'ny fiainako
kristiana aho satria misy fiadanana eo amin'ny fanarahana ny Tompo
kristiana aho satria tsapako ny fanatrehan'Andriamanitra eo amin'ny fiainako
kristiana aho satria tsapako ny herin'Andriamanitra ary mahatoky azy aho
kristiana aho satria mino an'i Jesoa Kristy maty sy nitsangan-ko velona
kristiana aho satria Andriamanitra no mitantana ny fiainako
kristiana aho satria be loatra ny tranga hitako teo amin'ny fiainako ka ahafako milaza fa misy ny asan'ny maizina ary misy ny asan'Andriamanitra
kristiana aho satria fantatro fa ao amin'I Jesoa Kristy irery ihany no misy ny fiainana mandrakizay

lava loatra ny lisitra fa ajanoko eo aloha
28. rhaj0 ( 13/06/2018 16:33)
Ka i Gasy1zay izany, raha fintiniko kely ny fahazoako azy, dia

1- "notaizana hatry ny fony kely" tao @ Kristianisma, ary dia tavela tao i Gasy1zay

2- fa noho ny fisian'ny "valim-bavaka", "fiadanana", "fanatrehan'i Atra" ao @ fiainan'i Gasy1zay manokana ao, sy koa izay hitan'i Gasy1zay manodidina azy, dia nihamafy orina ny Kristianisma ao @ Gasy1zay

3- mino ny lazain'ny Baiboly ny @ Jesosy sy ny "maty dia nitsangana" na koa "fiainana mandrakizay" i Gasy1zay. (tsisy adi-hevitra io fa mino = manaiky-tsisy-porofo).

Izay izy io an? :-)
29. gasy1zay ( 13/06/2018 18:25)
Tena izay izy ty ry rhaj0 a! Rehefa nandinika aho dia hitako hoe Andriamanitra maneho ny fisiany amin'izay mitady azy ka mety zay no manamafy ny finoa(ko)nay azy. Raha carré be ny fisainanao dia tsy ahita azy fa mila sokafana kely.

temoignage henoko tany ho any ity mba zaraiko : nisy ranamana iray hono nivavaka hoe raha tena misy ianao Andriamanitra dia mitenena amiko, tao amin'ny restaurant ny tantara no niseho, dia nisy pasitera nanantona azy tamin'io dia niteny taminy hoe miala tsiny aho manelingelina anao fa tsapako tato anatiko ary mila teneniko anao hoe tia anao Jesoa.

misy olona mahita hoe Andriamanitra no niresaka taminy t@ alalan'ny mpanompony
misy olona mahita fa kisendrasendra fotsiny no nahatonga ilay pasitera hiresaka aminy tamin'io

asa raha azon'i rhaj0 ny tiako ho ambara ...
30. rhaj0 ( 14/06/2018 12:51)
.. hoe,
- rehefa nikimpy-mafy-toa-constipé ilay ranamana tao @ restaurant,
- dia nobitsihin'Andrmntra ilay pasitera testy @ latabatra ilany,
- ary dia nilaza ilehio t@ ilery hoe, "tia anao Jesoa"??

azoko tsara ny tian'i Gasy1zay ambara kah... sa tsy izay ilay izy? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3872