Ludger Andrianjaka

1. Tianabeloo ( 09/05/2018 06:43)
Aody indray ry mpiserasera namana.
Manitikitika ny saiko efa ela izy ity, izao anfa aho tena mila valiny noho ny zavtara karakaraina ato ho ato. Sitraka indrindra raha misy afaka mamaly.

Mikaroka ny fiavian'itompokalhy Ludger Andrianjaka ny tenako ndrao misy mahalala, na havana koa aza ka azo resahina, vao may mety.

Misaotra indrindra,

Soava tsarà avokoa
novalian'i Vanderlax ny 17/09/2018 13:47
2. Vanderlax ( 17/09/2018 13:47)
ny vadiny Mariette no nfantatro ftsn hoe avy ao ANdramasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1584