Fanoharana

1. endriny ( 08/05/2018 12:46)
Rehefa tezitra ny Malagasy dia ohariny amin'ny alika ny olona. Ary tena mahatezitra olona mihintsy ny atao hoe: "Ilay alika ity"

Ka nefa raha misy zaza kely mahafatifaty dia atao hoe: "Alikalika kely ky nareo koa"

Ireo mpino kristianina indray dia mahafinaritra azy ny antsoiny hoe: "Ondry", ary tsy tiany maizina ny antsoina hoe: "Osy na Amboadia"

Eto dia misy ifandraisany amin'ny Malagasy ihany satria samy tsy tia ny antsoina hoe: "Alika = Amboa".

Fa raha mahita ireo ondry mivezivezy amin'ny sisin'arabe eto Anosipatrana sy Nosibe aho, dia nandinika hoe: "Aleoko ihany antsoina hoe alika".

Maloto ange rey olona izany raha ondry e. Miraikidraikitra amin'ny volony efa ngita sy misarakorako daholo ny loto rehetra amin'ny tany nandalovany.

Dia hoy aho anakam-po hoe: "Izao ve no ondry filamatra ho an'ny kristianina"
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2018 12:54
2. rhaj0 ( 08/05/2018 13:16)
Ny "amboa" kely tiana koa no fatao fanoharana.

Dia rahefa manompa, dia hoe, "ny ondry enjehina"

----

Fa ity no hitako tao @ ohabolan'i Hery:

Sanganehana ohatra ny ondry sangian'alika.


hi hi hi ... TEna aleoko ilay alika kosa eto: ry Kristiana izany "ondry", dia izaho "alika" ee... :-)
3. endriny ( 11/05/2018 14:13)
Bibidia mihoatra ny Bibifiompy

Ny Domoina dia ilazana ireo tsy misy saina sy adaladala

Ny Voromailala dia ilazana ny fanahy masina

Ka aza mba dia ihany fa tsy vitan'ny halan'olona fotsiny fa tena Atra mihintsy no mankahala anao.

Kanefa Atra ihany no namorona an'ireo a.
4. endriny ( 28/05/2018 13:36)
Divay ela nitehirizana sy ny Divay vaovao

Tsy misy olona nisotro divay niotrika ka andeha hisotra divay vaovao indray

Fa angaha moa? Tena tsy marina io ho anay Malagasy, fa ny anay aleonay misavika ireo vaovao nampidirina teto aminay.
5. rhaj0 ( 29/05/2018 13:56)
Inty misy fanoharana à la mode ao zamerika ao, izao isika miteny izao.

if Jesus was physically on the earth today, he wouldn’t be riding a donkey.

hoe, raha velona @ izao fotoan'androntsika izao i Jesosy, dia TSY hitanandranandra hitaingina apondra Izy.


Moa ka tsy izany va?


ka dia io no argument-ndry evanjelisitra, hangatahany vola @ mpanaraka azy, hividianana roplanina mitentina 54 millions de $
Jereo eto : Fox News


Esy ee... io ry RBNIR soa fianatrareo (kristiana) aa... Ilazao koa ny mpanaraka anareo ao hoe, Raha velona @ izao fotoan'androntsika izao i JEsosy, dia TSY hivelona ao amina trano tsisy "terasse" beuh hoe, ka dia vorio ny 1/10-karenan'ny olona hamboarana izany, dia mba misy higalabonan-dry Hrnrn sy RBNIR, itoriany filazantsara ao HONO eee...
6. rhaj0 ( 30/05/2018 17:27)
Ndao azany, samia mamorona fanoharana toa io hoe:

Raha velona @ izao fotoan'androntsika izao i Jesosy, dia TSY hitanandranandra hitaingina apondra Izy


ity aho manana hafa koa..

Raha velona @ izao fotoan'androntsika izao i Jesosy, dia nomen'i jaojoby lesona @ ilay hira hoe ... Mangalà Viavy ee...[/b]

7. rhaj0 ( 31/05/2018 12:54)
rhaj0:
Raha velona @ izao fotoan'androntsika izao i Jesosy, dia efa nomen'i Jaojoby lesona @ ilay hira hoe ... Mangalà Viavy ee...[/b]

Fa io TSy hoe @ ilay hoe, "tsy manana sipa i Jesosy", hoe izay fotsiny no resaka, fa koa @ hoe, miralenta izao no filamatra fa tsy manao "Jesosy borné" @ izao 12 lahy lava izao intsony ee...

1- ilay tsy fananan'i Jesosy sipa na vady mantsy, dia ... hitanao ihany fa indraidray, rahefa tsisy andefimandry ny olona, dia toa kirikiriana vinany izany. Ankoatry ny hoe, tsy mba manana mpanohana sy izarana ny hasambarana, dia hita hoe "en manque" de quelque chozy ee... ny kirikiriana moa mba lefy ihany, fa raha manondrana mihoa-pefy eo no loza..

2- ilay tsy fiarahana afa-tsy @ lehilhy anie dia ... hitanao ihany fa indraidray,
- toa mifono misogynie ilay izy, na tsy fitivana vehivavy, fanambaniana sy fankahalana vehivavy
- nefa mety mifono homosexualité koa.. izay tsy misy izay maharatsy azy kosa k'lou ee..
F'izany hoe, raha Misogyne-Tsy-Tia-Viavy i Jesosy, na koa Homo-Tia-Lehilahy i Jesosy, nefa ny kabariny toa mifanohitra @ ati-panahiny, dia ... giravy eee... giravy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1118