vaovao

1. 0341063933 ( 07/05/2018 18:18)
Ny vehivavy hono be sofina
Ary ny lehilahy be maso
Izany hoe ny vehivavy zany dia izay zavatra henony dia maha taitra azy na tsara na ratsy f ny lehikahy kosa dia tia mijerijery ary izay hitan ny masony n mibaiko azy hankahala n hitsiriritra zavatra
2. mirananirina ( 24/05/2018 15:42)
akamaroany aloha dia izay tokoa. Fa misy ihany ireo mifamadika
3. Felantsoa14 ( 25/06/2018 02:56)
Ekeko 99%

Ny vehivavy rehefa mahazo teny manaitra azy, mandokadoka, mambabo dia tonga dia babo ny ankamaroany. Ny lehilahy raha mahita ny endrikao tsara tarehy na tsy miteny aza ianao na tsy mandoka azy aza dia roboka aminao izy.

ilay 1% ataoko hoe exception
4. mirananirina ( 06/07/2018 12:31)

Felantsoa14:

Ekeko 99%

Ny vehivavy rehefa mahazo teny manaitra azy, mandokadoka, mambabo dia tonga dia babo ny ankamaroany. Ny lehilahy raha mahita ny endrikao tsara tarehy na tsy miteny aza ianao na tsy mandoka azy aza dia roboka aminao izy.

ilay 1% ataoko hoe exception

Hihi tonga dia babo isika dia manenina rehefa any aoriana tsy mba nisafidy tsara fa tonga dia nentin’ny fitiavana. Tsy endrika sy bika ihany fa ny rehetra momba azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5921