vaovao - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

vaovao

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : vaovao
Valiny : 4
0341063933 - 07/05/2018 20:18
Ny vehivavy hono be sofina
Ary ny lehilahy be maso
Izany hoe ny vehivavy zany dia izay zavatra henony dia maha taitra azy na tsara na ratsy f ny lehikahy kosa dia tia mijerijery ary izay hitan ny masony n mibaiko azy hankahala n hitsiriritra zavatrahttp://forum.serasera.org/media/images/m/a508a4ee4e1fc0ca0c98b3f1d4de1206.png
Valio | Miverina eny ambony
alex32 - 22/05/2018 07:37
marina aloha izay!
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 24/05/2018 17:42
akamaroany aloha dia izay tokoa. Fa misy ihany ireo mifamadika
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 25/06/2018 04:56
Ekeko 99%

Ny vehivavy rehefa mahazo teny manaitra azy, mandokadoka, mambabo dia tonga dia babo ny ankamaroany. Ny lehilahy raha mahita ny endrikao tsara tarehy na tsy miteny aza ianao na tsy mandoka azy aza dia roboka aminao izy.

ilay 1% ataoko hoe exception
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 06/07/2018 14:31

Felantsoa14
Ekeko 99%

Ny vehivavy rehefa mahazo teny manaitra azy, mandokadoka, mambabo dia tonga dia babo ny ankamaroany. Ny lehilahy raha mahita ny endrikao tsara tarehy na tsy miteny aza ianao na tsy mandoka azy aza dia roboka aminao izy.

ilay 1% ataoko hoe exception

Hihi tonga dia babo isika dia manenina rehefa any aoriana tsy mba nisafidy tsara fa tonga dia nentin’ny fitiavana. Tsy endrika sy bika ihany fa ny rehetra momba azy
Valio | Miverina eny ambony