Ny Réincarnation

1. Kaboda ( 30/04/2018 21:03)
Mba Ahoana Oa Ny Hevitrareo Ny @ Réincarnation.Izany Hoe Ny Olona Anakiray Maty.Dia Miverina Tonga Nofo Indray @ Alalan'ny Fahaterahana @ Alalan'ny Reny Hafa.Izany Ny Olona Anakiray Dia Mety Efa Nisy Taloha.Ary Misy Mahatadidy Ny Fisiany Tany Aloha.
novalian'i kaboda ny 18/06/2018 09:59
2. mirananirina ( 10/06/2018 06:28)

Kaboda:

Mba Ahoana Oa Ny Hevitrareo Ny @ Réincarnation.Izany Hoe Ny Olona Anakiray Maty.Dia Miverina Tonga Nofo Indray @ Alalan'ny Fahaterahana @ Alalan'ny Reny Hafa.Izany Ny Olona Anakiray Dia Mety Efa Nisy Taloha.Ary Misy Mahatadidy Ny Fisiany Tany Aloha.

Izaho aloha ohatra tsy mino izany hoe miverina tonga nofo @ alalan’ny reny hafa izany e. Amiko manko dia hoe any aoriana any rehefa maty dia hanana fiainana mandrakizay isika. Eo anilan’Andriamanitra.
3. kaboda ( 12/06/2018 08:32)

mirananirina:

.Marina Tokoa Aloha Izany.
4. mirananirina ( 12/06/2018 18:41)

kaboda :

Tsy hay anie izay any ambadiky fahafatesana any e.
5. kaboda ( 18/06/2018 09:59)
Mbola Mistery Mihitsy Aloha Ny Mandrakizay.Fa Ny Hany Tokony Atao Dia Ny Miankina @ Baiboly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0851