Ny siansa arak'i RBNIR

81. endriny ( 11/04/2018 12:31)
Ny olona mikirakira ny atao hoe biolojia Tompoko dia miankohoka amin'ny bibidia, satria ireo bibidia ireo no manana ny fanefitra amin'ny aretina sasany misy eto an-tany.
82. RBNIR ( 11/04/2018 12:33)
fomba famakiana baiboly :
raha réel (na koa lojika) dia raisina ara-bakiteny avy hatrany...

raha kosa hita fa iréel (na koa tsy lojika) dia misy heviny miafina izy izao (ao amin'ny bokin'i daniela sy ny bokin'ny apokalipsy no tena betsaka tahaka izay....

Dia ilay heviny miafina (na ny code) dia ao anaty baiboly ihany no hitadiavana azy...

Ireto misy ohatra vitsivitsy : ranomasina (manambara vahoaka) kintana (manambara an'i Jesosy na koa anjely) ny vehivahy (ilazana fiangonana) sabatra (teny mivoaka ny vavan'Andriamanitra) sns sns......
83. endriny ( 11/04/2018 12:38)
Fa angaha indray ry tony lasa misy heviny miafina ny baiboly, fa tsy hoe izay voasoratra dia voasoratra e.

Ary Tenin''Atra io ka tsy azon'ny olom-belona adikadika fahatany.

Esy aho le RBNIR e
84. endriny ( 11/04/2018 12:42)
Ka hitako moa no afaka mamorona atoko sy andininy mihintsy aza ianareo hoe: nomen'Atra fanahy ny olona tao amin'ny genesisy koa.

Hay misy code miafina ny baiboly. Ohatran'ny mijery fullmetal mihintsy izany
85. RBNIR ( 11/04/2018 12:48)
manoro aho fa rehefa tsy mety atoro moa i endriny dia eo ianao izany koa...

Tsarovy anefa fa hoy ny teny hoe: « Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba holaviko kosa tsy ho mpisoroko intsony; Ary efa nanadino ny lalan'Andriamanitrao ianao, ka dia mba hohadinoiko kosa ny zanakao. » (Hosea 4:6)

Ka tsy porofo manamarina an'io teny eo ambony io v izao ataonao izao: aleonao ho very toy izay handray ny fahalalana....
86. RBNIR ( 11/04/2018 12:50)
« [Ny amin'ny vehivavy mitafy ny masoandro, izay nenjehin'ny dragona] Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin'ny tongony, ary misy satro-boninahitra kintana roa ambin'ny folo amin'ny lohany, » (Apokalypsy 12:1)

Io izao vehivay mitafy masoandro....lojika v izany aminao???

Mba mora atoro hoy aho.....
87. RBNIR ( 11/04/2018 12:52)
iza no masoandro (tsy i Jesosy) manambara inona ny fitafiana ? : io ilay akanjo fotsy lava na ny fahamarinana

Vehivavy mitafy masoandro (izay fiangonana mitafy ny fahamarinana avy amin'i Jesosy)....
88. RBNIR ( 11/04/2018 12:53)
fiangona miaina ilay fahamarinana tsy misy kilema nampianarin'i Jesosy fahiny....

Dia otran'izay daholo e! Jesosy no nampianatra an'izany mba minoa fa sao ho very amin'ny fandavana mandrakariva ao......
89. rhaj0 ( 11/04/2018 12:58)
RBNIR:
tsy lojika raha oharina amin'ny siansa... tsy lojika hoe tany ve hahazaka...
rhaj0:
esy e ry RBNIR. Kay takatrao ihany farany ilay izy izany, fa tena "mivoraka", araka ny filazanao RBNIR azy ihany, tena "mivoraka" ny Baiboly eee..
Ka dia mila "abilabila" toa io fanaovanao RBNIR azy io ny resaka. Bravo RBNIR :-)
RBNIR:
ahoana moa no hahafantarana hoe lojika na tsy lojika ilay izy raha tsy hoe eo ny siansa manazava

ka tena "siansa" ve no manazava, raha ireo redirevinao ireo ry RBNI, sa ...

rhaj0:
- sa vao mainka pire, fa araka ny imazination-nao RBNIR irery ao, miaraka @ finoana primitivanao ao io, ka dia izao miara-mahita fa abilabilanao RBNIR matavy ny Baiboly (arak'io efa notsipihan'i Endriny io)
90. RBNIR ( 11/04/2018 13:03)
fomba famakiana baiboly :
raha réel (na koa lojika) dia raisina ara-bakiteny avy hatrany...

raha kosa hita fa iréel (na koa tsy lojika) dia misy heviny miafina izy izao (ao amin'ny bokin'i daniela sy ny bokin'ny apokalipsy no tena betsaka tahaka izay....

Dia ilay heviny miafina (na ny code) dia ao anaty baiboly ihany no hitadiavana azy...

Ireto misy ohatra vitsivitsy : ranomasina (manambara vahoaka) kintana (manambara an'i Jesosy na koa anjely) ny vehivahy (ilazana fiangonana) sabatra (teny mivoaka ny vavan'Andriamanitra) sns sns......
91. rhaj0 ( 11/04/2018 14:18)
RBNIR:
tsy lojika raha oharina amin'ny siansa... tsy lojika hoe tany ve hahazaka...
rhaj0:
esy e ry RBNIR. Kay takatrao ihany farany ilay izy izany, fa tena "mivoraka", araka ny filazanao RBNIR azy ihany, tena "mivoraka" ny Baiboly eee..
Ka dia mila "abilabila" toa io fanaovanao RBNIR azy io ny resaka. Bravo RBNIR :-)
RBNIR:
ahoana moa no hahafantarana hoe lojika na tsy lojika ilay izy raha tsy hoe eo ny siansa manazava

Efa mba tsara aloha fa efa miasa ny coco-n-dRBNIR. Na dia hoe misavisavika raha tsy hay dia miteniteny foana foana azany i RBNIR io, dia tsara ihany fa efa mba miezaka mitady "ny siansa manazava" ihany HONO i RBNIR ee...

Tsy hitanao ve ry RBNIR fa ny resaka eto, dia mba manosika anao mampiasa ny coco-nao ihany?
Asa ahoana hozy Hrnrn ao izao, fa dia ho tena ianao RBNIR ihany no hampihahaka ny paikabe ratsiny ao.

Nefa indray... toa vao mainka pire indray nefany..

Aleo averina lazaina indray ity, sao mi-click @ sain-dRBNIR ihany.. efa echauffé io ny coco-ny :
[size=15]TSY mila Siansa anie ny Baiboly ee... et vice-versa: TSY mila Baiboly ny Siansa[/size]

92. endriny ( 11/04/2018 19:41)

RBNIR:

« [Ny amin'ny vehivavy mitafy ny masoandro, izay nenjehin'ny dragona] Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin'ny tongony, ary misy satro-boninahitra kintana roa ambin'ny folo amin'ny lohany, » (Apokalypsy 12:1)

Io izao vehivay mitafy masoandro....lojika v izany aminao???

Mba mora atoro hoy aho.....

Mi-temps ny baolina

Ka rehefa heniky ny fahasoavan'Atra ve izy tsy ho vitany izany? Sa tsy mino ny herin'Atra indray ry RBNIR.

Tsy misy tsy hain'Atra tsy atao.

Ka sao ianao no tsy mino tsara
93. endriny ( 11/04/2018 19:46)
Ianao ihany no milaza fa tsy Lojika ny finoana sy ny baiboly raha oharina amin'ny siansa.

Kanefa dia ianao ihany no milaza fa tsy Lojika indray ny Vehivavy mitafy masoandro.

Sao heverinao fa Lojika aza ny hoe fotaka nomena fofon'aina dia velona lasa olona?

Aiza aza izany Lojikanao izany ry Mr Lojika?
94. RBNIR ( 12/04/2018 06:03)
endriny:

Efa manampy anao aho hahatakaranao ireo hevitra ambaran'ny baiboly endriny, afaka mandray ianao na tsia,

raha tsy tianao ny lojika dia ireto raisina

fomba famakiana baiboly :
raha réel dia raisina ara-bakiteny avy hatrany...

raha kosa hita fa iréel dia misy heviny miafina izy izao (ao amin'ny bokin'i daniela sy ny bokin'ny apokalipsy no tena betsaka tahaka izay....

Dia ilay heviny miafina (na ny code) dia ao anaty baiboly ihany no hitadiavana azy...

Ireto misy ohatra vitsivitsy : ranomasina (manambara vahoaka) kintana (manambara an'i Jesosy na koa anjely) ny vehivahy (ilazana fiangonana) sabatra (teny mivoaka ny vavan'Andriamanitra) sns sns......
95. rhaj0 ( 12/04/2018 12:57)

GEnesisy 4:1 Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny

Izay izany HONO ilay "code" ao @ Baiboly, araka ny fampianaran'i RBNIR @ ilay hoe, ahoana ny famaky Baiboly an...

Ka tandremo mampiasa io teny hoe "mahalala" io, fa ngo dia tonga dia voafetaka an..
Ohatra hoe, mba mikôzy amina sipa vao nihaona taminao ianao, dia hoe, "te-ahalala anao kokoa aho", fa dia ... harassement sekisoaly io an.

Fa sérieux kokoa: io izany izay "te-ahalala" rehetra dia ... moa tsy "te-hanao firaisana sekisoaly "foana no dikany, raha araka ny Baiboly an...

Ka @ io, ny Baiboly no obsédé sekisoaly sa ianao ?? Sa i RBNIR no nandrasaonina??
96. endriny ( 12/04/2018 18:19)
Dia lazao koa re ry RBNIR fa code ny hoe nakarina any an-danitra I Jesosy a. Satria tsy Lojika mihintsy ny hoe olona tsy manana elatra, tsy manana helicoptere no andeha hiakatra sy hisidina ny habakabaka.

Sady amin'izay hiakatra any anaty rahona tsy mitondra akanjo mafana sy oxygene. Tsy Lojika mihintsy fa code daholo ireo.

Code koa ny hoe Nitsangana tamin'ny maty I Jesosy satria tsy lojika mihintsy ny olona maty ho velona indray.
97. RBNIR ( 13/04/2018 04:48)

Ny fiakaran'i Jesosy tany an-danitra, ny fahagagana rehetra nataony dia nataony teo imason'ny vavolombelona maro....

Réel ny zavatra nitranga teo fa tsy iréel akory....
98. RBNIR ( 13/04/2018 04:49)

Teny maontina no hitanao ao anaty baiboly : tsy hitako izay olana amin'izany....
Raha olona maontina ianao avy dia micomprendre an'izany....
99. rhaj0 ( 13/04/2018 12:22)
Tsy takatrao RBNIR marina ny resaka.. hoe eraky ny Baiboly, dia
- Jejojejo sy kingakinga i RBNIR milaza hoe vehivahy (ilazana fiangonana)
- Fa toa tsentsina ve ny coco rahefa hoe mahalala (ilazana manao firaisana ara-nofo)
100. endriny ( 13/04/2018 12:50)

RBNIR:

endriny:

Dia lazao koa re ry RBNIR fa code ny hoe nakarina any an-danitra I Jesosy a. Satria tsy Lojika mihintsy ny hoe olona tsy manana elatra, tsy manana helicoptere no andeha hiakatra sy hisidina ny habakabaka.

Sady amin'izay hiakatra any anaty rahona tsy mitondra akanjo mafana sy oxygene. Tsy Lojika mihintsy fa code daholo ireo.

Code koa ny hoe Nitsangana tamin'ny maty I Jesosy satria tsy lojika mihintsy ny olona maty ho velona indray.

Ny fiakaran'i Jesosy tany an-danitra, ny fahagagana rehetra nataony dia nataony teo imason'ny vavolombelona maro....

Réel ny zavatra nitranga teo fa tsy iréel akory....

Ka raha misy vehivavy mitafy masoandro, moa ve tsy fahagagana izany, sa inona no idiran'ny lojika amin'izany?

Fa raha I Jesosy no mianakatra any an-danitra tsy misy raoplanina dia Fahaganana tsy roa aman-tany fa tsy lojika akory.

Mba amboary ihany rey olona ny fomba fijery sy fisainana fa Iomehezan'ny ankizy marina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5715