Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (10)

1. rhaj0 ( 27/03/2018 22:59)
Dia tohizana kely ity resaka efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria ary teroa sy teria ary teroa


Dia asa ho'a fa dia misy inona loatra, fa TSY mety mifona RAFransisy raha ny @ ratsy nataon'ireo pretra t@ ireo zaza tsy manantsiny, ary efa iny 1990 iny zareo ireo mbola namango.

http://www.lapresse.ca/actualites/national/201803/27/01-5158964-le-pape-noffrira-pas-ses-excuses-aux-victimes-des-pensionnats-pour-autochtones.php

Le pape François n'offrira finalement [size=15]pas les excuses du Vatican[/size] pour le rôle toxique joué par des membres de l'Église catholique dans les pensionnats fédéraux pour Autochtones au Canada.

La Commission de vérité et réconciliation avait notamment recommandé que le Vatican présente ses excuses aux survivants et aux familles des victimes de sévices subis dans ces pensionnats. Le premier ministre Justin Trudeau avait même personnellement porté cette invitation au pape, l'an dernier, lors d'une visite officielle au Vatican.

La commission s'inspirait des excuses offertes par le pape en 2010 aux Irlandais victimes d'agressions sexuelles perpétrées par des prêtres catholiques.
(...)
Pendant plus d'un siècle, des milliers d'enfants arrachés à leur famille ont subi des sévices physiques, psychologiques et sexuels dans ces établissements destinés essentiellement à assimiler les petits Autochtones.

La Commission de vérité et réconciliation a conclu que ces pensionnats étaient un outil de [size=15]«génocide culturel»[/size] à l'égard des nations autochtones.



Dia jereo anie ee... Ny Irlandais voan'ireo pretra izany, nifonan'i Fransisy, fa ny Amerindiana kosany, tena TSY mety mifona HONO izy eee...

Dia efa mipongatra io ny teny hoe GENOCIDE an... rahoviana vao tsy ho bemarenina toa io intsony izy ee????
novalian'i rhaj0 ny 19/08/2018 14:51
2. aldien ( 28/03/2018 19:51)
izaho aloha dia mailo an'ireny olona mpiavavaka ireny fa zao dia tsy miditry fiangonana izany, surtout eglise catholique ireny. Masera ara tsy manome lalana nefa masera eo analamahitsy eo, fa klaxonner-ko ny ahy ary hanaovako fihetsika pariziana mihitsy fa makaleo ny fisainany eeee!
3. rhaj0 ( 29/03/2018 18:06)
Dia misy iray indray izao tafavoaka ankalamanjjana ny nataony, ary manakoako eraky ny radio sy gazety aty kanada indray.

http://www.journaldemontreal.com/2018/03/19/dossier-special--ile-monstre-de-la-cote-nord--i
Un frère oblat a agressé des dizaines de femmes, d’hommes et d’enfants dans deux villages autochtones de la Côte-Nord pendant près de 40 ans,sans être importuné par sa congrégation religieuse et les autorités

http://tva.canoe.ca/emissions/salutbonjour/chroniques/detail/alexis-joveneau-le-monstre-de-la-cote-nord
Alexis Joveneau, le monstre de la Côte-Nord: Des Innus agressés au nom de Dieu


kanefa hono ilay Alexis io, toa hoe, bon exemple-na evanzelistra, satria mahay ny teny Innuit (amerindiana ao avaratr'i kanada), rahefa nanaparitaka ny "tenin'Andmntra" (kristiana) tany.

Dia asa raha ho ataon'i Fransisy béatifié na saint indray koa ilehio izao (efa maty moa izy).

Fa ny mpanao gazety mitantara rehetra, dia maika be manontany hoe, dia ahoana hozy i Vatikana??

Fa i Vatikana angaha miteny. Ao: mandevi-tay an-tsalaka ao.
4. endriny ( 17/04/2018 13:19)
Hitako tamin'ny moov androany:

10:00 - 17/04/18

RELIGION. Un prêtre malgache est la cible d’une enquête de la police française pour agression sexuelle.

Dia mahamenatra fa ny vazaha indray no manadihady ny fahavetavetan'ny Pretra eto an-toerana
5. rhaj0 ( 17/04/2018 16:09)
Bordelais ilay pretra... ngo dia (mahafantatra an') i ranamana bor2lais...

http://www.sudouest.fr/2018/04/13/un-pretre-en-retrait-4369795-6399.php
Placé en garde à vue, le septuagénaire malgache a dû s’expliquer sur des gestes déplacés dénoncés par la jeune paroissienne.. Les faits seraient survenus en janvier 2018 à l’occasion d’une animation de la paroisse. Alors qu’ils étaient seuls, le prêtre dans lequel elle avait une confiance naturelle aurait cherché à l’embrasser et à lui caresser les seins. Une pulsion qu’il aurait reconnue lors de la confrontation organisée devant les policiers. Les enquêteurs cherchent désormais à établir si des gestes similaires ont pu émailler la carrière de l’homme d’église.
« Le père Jean-Pierre Ranga a été convoqué pour répondre à une accusation d’atteinte sexuelle sur une femme adulte », indique l’archevêché de Bordeaux.



Inona moa ilay ohabolana teo: "manao fanahin'alika, ka antitra vao miha-gaigy"???

TSY gasy angamba i J-P ka tsy mahalala an'izany kah...
Mety tena ilay "Kristiana aloha vao gasy" izy izany kouh...
6. endriny ( 18/04/2018 12:09)
Efa zatra ny fomba fanao aty Mada ny anao lahy ka nataony fa azo atao an'izay angamba ny any.

Raha teto Madagasikara io izao, ilay ramatoa indray no gadrain-dry mopera fa hoe manalabaraka azy.
7. rhaj0 ( 02/05/2018 21:24)
Betsaka ihany izay sinto-tsofina nahazo azy izay, fa dia, ela ka ela fa dia niaiky ihany
i RaFransisy ny @ andraikiny @ ity resaka "Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy"

https://www.cnn.com/2018/05/02/world/pope-abuse-chile/index.html
Pope Francis tells Chilean abuse victims: 'I was part of the problem'


Tsy izany fa taloha kelin'io, dia mbola noarovan'i RaFransisy tahaka ny anakandriamasony
nandritra ny 3 taona ilay pretra mpanolana:

Francis appointed Barros as bishop of Osorno in 2015 and defended him strenuously
for three years, calling accusations against him "calumny."



Fa ny Chiliana izany io no nifonany. Fa dia mbola miandry azy tsaratsarany mihintsy koa
ny Amerindiana aty Kanada.

HO hita eo hoe, maninona no mifona i bainina @ Chiliana sy ny Irlandais, fa rehefa
"Amerindiana" ve dia tsy mila hifonany, nefa heloka mitovy izao ihany, samy
"nanolana ankizy", sady fanampiny, ireo Amerindiana dia no-forcer-na
no-evanzelizer-na, mba hanary ny fanahin'Amerindiana-ny.


Inty mantsy ny sary t@ herintaona izay.
- Efa hoy i Trudeau toatoa ny hoe, "io letsy bainina mba mifona @ izay aaa"
- Dia hozy i Fransisy hoe: "Tsy hifona ho'a zà... zà ho'a tsy hifona!!"
- Dia hoe, "efa no-décentraliser-na ho'a ny fifonanana."


8. rhaj0 ( 14/05/2018 12:27)
Izao izany ny "fomba Katolika", izay mbola tsy hita izay maharatsy azy, raha ny @ (fandraisana) andraikitra @ ity "pretra (sasany) nanolana ankizy" izy.

1- raha manolana i Rapretra, dia efa mibaboka @ Raleveka, dia hozy Raleveka hoe, "ampitomboy (fotsiny) ny vavaka" ee.. Fa ny "fanolanana" tao, dia vitavita any foitsny ee...

2- raha mbola manolana ihany Rapretra, ary efa mibaboka @ Raleveka, dia akisaky Raleveka ho any @ Leglizy hafa fotsiny Rapretra. Fa ny "fanolanana" tao, dia vitavita any foitsny ee...

3- Raha mitaraina ny ray sy renin'ilay zaza, ary raha mitantara ilay zaza, dia loza fa ilay zaza indray no voapetaka ho mpandainga. Nefa anie i RApretra efa niaiky ee.. Dia ny "fanolanana" tao izany, dia vitavita any foitsny ee...


Fa testament moa ity, ka dia raiso @ izay andraisanao azy izany eee..

http://www.lapresse.ca/actualites/regional/201805/13/01-5181717-un-pretre-pedophile-blame-ses-superieurs-dans-son-testament.php
«?Dès les premières infractions, mon évêque d'alors m'a convoqué à son bureau à la suite d'une plainte reçue. Je lui ai fait part de mes difficultés et je lui ai avoué mon besoin d'aide. Il m'a uniquement conseillé de me comporter avec plus de prudence avec les enfants et de mettre plus de prière dans ma vie...

Lorsqu'une autre plainte lui parvenait, il me changeait de paroisse...

«?Une fillette, victime de mon comportement déviant, s'est présentée à l'archevêché un bon jour accompagnée de ses parents pour raconter ce qui s'était passé et porter plainte, écrit M. Harvey. Elle a été reçue cavalièrement et mon évêque d'alors n'a rien cru de ce qu'elle racontait et il l'accusait de mentir. Pourtant, elle disait la vérité.?»

«?La plupart du temps, écrit-il, c'est dans leur domicile que les agressions se sont produites...
9. rhaj0 ( 08/06/2018 15:42)
https://www.cnn.com/videos/world/2018/05/22/pope-francis-gay-comments-juan-carlos-cruz-sot.cnn
Gay man: Pope Francis apologized to me
=== Ka efa (manomboka) tonga saina izany Fransisy HONO eee..


https://www.cnn.com/2018/05/31/europe/pope-chile-child-abuse-intl/index.html
As part of his defense, (Australian Archbishop Philip) Wilson's legal team argued that as child sexual abuse was not considered a serious crime in the 1970s, it was not worthy of being reported to authorities.
=== Dia hoe, t@ 1970s HONO, "sexual abuse" dia TSy "crime", raha ny ao @ fo sy saina ary fanahin-dry pretra (sasany) m(p)anolana ankizy sy ny prince sy marquis d'église nanafina azy. Mbo nivavaka lalina tao ihany zareo, fa tena TSY nobitsihan'Andmntra mihintsy ee...
10. rhaj0 ( 19/08/2018 14:51)
Angaha afaka afenina (mandrakizay) ity fanahy maloton'i Vatican, na dia efa anaovana vavaka mafana be tao foana azany ee...

Fa dia ny ao US io izany mivoaka ny nafenina

https://www.cnn.com/2018/08/16/us/pennsylvania-catholic-church-vatican-response/index.html
... internal documents from six Catholic dioceses in Pennsylvania -- some held in a secret archive to which only the bishop had a key -- more than 300 "predator priests" have been credibly accused of sexually abusing more than 1,000 child victims.

Zaza efa an'arivony, ary ao Pensylvannia fotsiny io, ary ireo olona ireo dia mbola miriaria eto @ ity tany ity.. mety hoe, raha tao Pensylvania ianao no teraka, dia ianao mihitnsy ilay izy, na ny rahalahy/rahavavinao.


http://media-downloads.pacourts.us/InterimRedactedReportandResponses.pdf?cb=22148
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.114