Manomboka ety an-tany e! manomboka ety an-tany ny Paradisa

1. endriny ( 24/03/2018 13:22)
Io ilay hiran'ny Katolika,

saingy Ifiran'ny Katolika (Hoy I Rhaj0) izay.

Dia ahoana izany ilay hoe sambatra ny mahatra fa izy ireo no handova ny lanitra?

Dia ahoana koa ilay vodin-dRameva, raha toa ka ry zareo manana paradisa ety an-tany ihany kay no handova ny paradisa any an-danitra
novalian'i endriny ny 08/05/2018 12:58
2. rhaj0 ( 26/03/2018 13:26)
(mety) marina io an...
Mety efa amina virijiny 7 izany ao.. i RaFransisy ve?
Ark'ilay resaka "Ny Vehivavy ao @ Leglizy" ihany io, raha "fanandevozana maoderina" no mitranga ao VAtikana ao, tsihaitsihay an.. na dia tsy mi-sex azany ohatra RaFra, tena efa masera/mamera virijiny am-polony no ao an... :-)

Fa izaho koa izao rahefa
- manao sauna iny, dia tena hoe, izao izany ny ao @ salle d'attente-n'ny Helo an..
- manap spa iny, dia tena hoe, izao izany ny ao anaty vilaniben-drano mangotsak'i Chatan an..
3. endriny ( 27/03/2018 13:28)
Ny Mopera Katolika rehetra dia voahodidina Masera Virjiny maromaro antsoina hoe Anabavy ao amin’ny Tompo a. Sao adinontsika
4. rhaj0 ( 27/03/2018 15:35)
Ka mety hoe de mauvais gout ny resaka, fanefa ny marina marina ihany... satria i Maria izao "zanak'Andmtnra" toa ny olona rehetra, nefa dia mbola nametrahaNY anaka ihany na dia "zanaNY" azany ee... Koa inona ny (mody) lazainao "anabavy ao @ Tompo" ao re ry Endriny.. tsy manakana n'inon'inona izany eee...
5. endriny ( 29/03/2018 14:12)
Ka sadikadikan-draha ady izany izy rehetra koa
6. endriny ( 10/04/2018 13:34)
7. endriny ( 08/05/2018 12:58)
Rehefa migoka izany paradisa izany ny olona dia mahazo sehatra manokana mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2858