FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

41. RBNIR ( 28/03/2018 06:05)

rhaj0:

Dia tena TSISY DIKANY aloha ireo @ (teny) Malagasy.. na hoe amiko moa izany ee..

mba mahita sari-teny (ataon'ny Ntaolo) ihany aho, fa raha izany "divay sy kaopy TEZITRA" izany dia tena n'importe quoi.

Sa ahoana no mba fandraisan'i RBNIR an'ireo "divay sy kaopy" ireo ee... raha izay hozy Luis Second sy Martin sy Andrinaivoravelona ?

tena hita marina tokoa i rhajo fa efa nandao an'i Madagascar, raha takatrao ny dikan'ny expression hoe "feno ny kapoaka" dia tsy nametraka olana amin'io fandikana teny io mihitsy ianao...
42. RBNIR ( 28/03/2018 06:10)
http://es.lmgtfy.com/?q=feno+ny+kapoaka
43. endriny ( 29/03/2018 14:16)

RBNIR:

raha takatrao ny dikan'ny expression hoe "feno ny kapoaka" dia tsy nametraka olana amin'io fandikana teny io mihitsy ianao...

Ny anay sy ny manodidina izao tena tapa-kapoaka arotsaka, atao sosoa aza manahirana ny mitady azy.
44. RBNIR ( 30/03/2018 10:59)

HS indray kosa indray izany an'i endriny izany
45. endriny ( 30/03/2018 19:40)
Ka samy manana ny kapoakany io koa
46. RBNIR ( 03/04/2018 08:05)
Aleo angamba hotohizana amin'izay ny lohahevitra:

Raha fintinina ary dia izao ny zavatra izay hataon'Andriamanitra tsy ho ela ka nanirahany ny mpanompony ankehitriny:
Hotaominy ny mponina rehetra ambonin'ny tany hahafantatra Azy ka hatahotra sy hanome voninahitra Azy (asan'ny anjely voalohany), hotaominy ihany koa ireo olona tsy nahafantatra azy hatrizay fa voafitaky ny andriamanitra tsy izy ka horavany tanteraka ny andriamanitr'izireny (asan'ny anjely faharoa)...
Hizotra mankany amn'ny fanompoana Andriamanitra tokana sady marina ny mponina rehetra eto ambonin'ny tany araka izany koa dia fivavahana tokana sisa no tena hitoetra dia ny fivavahana kristiainana....
Hizara 2 indray ireo kristiainina ireo ka hisy ny hanaraka ilay fampianarana tsy misy kilema izay hampianarin'ireo olomboafidy vaovao izay hampianarin'i Jesosy mivantana toy ireo apostoly fahiny....
Hisy kosa hanaraka ilay bibidia izay hampianatra didy izay tsy avy tamin'Andriamanitra fa avy amin'ny tenany ihany....
Ny anjely fahatelo indray kosa dia hitaona ny mponina rehetra ambonin’ny tany tsy hiankohoka amin’io bibidia io (tsy hankasitraka, tsy hanaiky ny fampianaran'io bibidia io)……

Inona indray kosa ary no hitranga rehefa vita ny asan'ireo anjely 3 ireo??? HOTOHIZANA RAHA SITRAPON'ANDRIAMANITRA..........
47. rhaj0 ( 03/04/2018 10:41)
Eka rô.. Aleo koa apetrako eto ity resak'ity. Ka ato ity TSY hors-sujet, fa raha atsy @ resaka Siansa sy Stephen Hawking dia tena hors-sujet marina, stria TSY Siansa fa reviredy.

Ka inty ny anao izany ry RBNIR aa...

rhaj0:
ndrekaiky ooo.. ka amina mission hono izany i RBNIR ee... letia ee.. tena tagadi tagada lasa izao an... tena mahatakatra mi-contredire an'i Stephen Hawking hono i RBNIR an.. Lojika (samy manana) fotsiny hono io dia basy an...

Aboahy hihahaka tsara eto an-tsena ilay izy ry RBNIR aa...
Izaho indray ve hanakivy anao @ izany :-)

Dia ahoana tsara moa ilay "lojika" araka ny revin-Jesosy naroson'i RBNIR teto iny?

1- ilay tiroha nohara, dia hitelina ny galaksia la voie lactée. Ka dia tena amoronan'i Jesosy "galaksia vaovao" eo akaiky eo ee.. io vaovao io, na dia "eo akaiky eo" azany, dia TSY ho voatelina, satria misy tady mahazaka namatoran'i Jesosy ny Latera andaniny sy ny galakisa vaovao tsy higorisa any.

2- Non.. toa nahita tiroha nohara indray anefa ny Siansa, eo afovoan'i Lavoie lactée..mba sirik'i RBNIR izay fa mba nikaroka hono izany ny anao lahy. Ka dia tena io tiroha nohara io indray izany kay ilay izy e... rebelote. Ahitsin-dRBNIR kely indray izany ny teoriany.

3- ka dia ny Latera iindray izany HONO no voatelina, hozy ny lojikan-dRBNIR, fa TSY ny galaksia. Ary n yLAtera ihany no voatelona fa TSY ny Masoandro e... Ny Masoandro tsy ho voatelina, fa raha tsy izany, inona no manazava ny Latera dia mba ahitana izao fambara kintana miraraka toa voatsinefy izao?

4- fa ambara-paha-voatelin'ilay tiroha nohary ny Latera, dia efa nakisak'i Jesosy, @ ilay soavaly tarihin-kalesany daholo ny mpino favori-ny, toa an'i RBNIR, ary voalohany i Hrnrn. Nisy vavahady toa ny vodin-drameva tsy maintsy nolalovan'ny olona rehetra alohan'ny hiakarana ny kalesa, ka izay sirika fa mpanota, dia TSY afa-miditra.

hi h ihi ... bravo .. bravo... anaovy film io izany eee :-)
48. RBNIR ( 03/04/2018 11:15)

Dia tsy maharitra mihitsy rhajo sy endriny fa dia mihezaka manimba lohahevitra amin'ny HS foana,

Ny ankizy ange hoy aho ka mijery sady mandinika e,

Matetika rehefa manaraka forum mantsy, matoa ny olona izay mamafy HS dia tsy mahita kiainna amin'ny lohahevitra intsony izy izay...

Marina 99% izay voalazako izay, ka tsy maninona fa ataovy foana ny HS ahitana tsara hoe tsy voavalinareo intsony ny lohahevitra e!
49. rhaj0 ( 03/04/2018 12:16)
HS @ inona azany io ry RBNIR. Sa hors-sujet rehefa TSy @ eritreritr'i RBNIR?

Izaho azany mba mamerina sy mametraka mazava ny teorianny galaksia vaovao, izay ANAO RBNIR, ka inona no hors-sujet @ izany??

Sa menatra ianao RBNIR t@ rediredinao taloha, izay nibontsimbotsinanao fa "lojika" be nefany??

lojikan-dRBNIR..misy version anankiroa:

Dia ahoana tsara moa ilay "lojika" araka ny revin-Jesosy naroson'i RBNIR teto iny?

1- ilay tiroha nohara, dia hitelina ny galaksia la voie lactée. Ka dia tena amoronan'i Jesosy "galaksia vaovao" eo akaiky eo ee.. io vaovao io, na dia "eo akaiky eo" azany, dia TSY ho voatelina, satria misy tady mahazaka namatoran'i Jesosy ny Latera andaniny sy ny galakisa vaovao tsy higorisa any.

2- Non.. toa nahita tiroha nohara indray anefa ny Siansa, eo afovoan'i Lavoie lactée..mba sirik'i RBNIR izay fa mba nikaroka hono izany ny anao lahy. Ka dia tena io tiroha nohara io indray izany kay ilay izy e... rebelote. Ahitsin-dRBNIR kely indray izany ny teoriany.

3- ka dia ny Latera iindray izany HONO no voatelina, hozy ny lojikan-dRBNIR, fa TSY ny galaksia. Ary n yLAtera ihany no voatelona fa TSY ny Masoandro e... Ny Masoandro tsy ho voatelina, fa raha tsy izany, inona no manazava ny Latera dia mba ahitana izao fambara kintana miraraka toa voatsinefy izao?

4- fa ambara-paha-voatelin'ilay tiroha nohary ny Latera, dia efa nakisak'i Jesosy, @ ilay soavaly tarihin-kalesany daholo ny mpino favori-ny, toa an'i RBNIR, ary voalohany i Hrnrn. Nisy vavahady toa ny vodin-drameva tsy maintsy nolalovan'ny olona rehetra alohan'ny hiakarana ny kalesa, ka izay sirika fa mpanota, dia TSY afa-miditra.
50. RBNIR ( 03/04/2018 12:56)
Ka hatreto aloha (avereno vakiana ny resako amin'ity lohahevitra ity...

Tsy mbola niresaka galaxie vaovao,
trou noir, voix lacté, sns aho,

Dia mbola tsy tokony mampiditra izany ianao,

Kanefa raha misisika ianao dia mbola ho avy ihany nefa mahandrasa fa mbola aoriana ao e, vao ny asan'ny anjely telo no vita teo izao....
51. rhaj0 ( 03/04/2018 13:24)
efa hoe forum ny eto ry RBNIR aa... Dia nefa koa anie izaho mba manaja ny lohahevitra ihany, fa galakizia izao "ho avy ts yho ela" izao eeee.. sady reviredy ny resak'eto @ ity lohahevitra ity fa TSY Siansa.

Fa raha te-hi-controle ianao dia ndana mamorona bilaogy eee..
52. RBNIR ( 03/04/2018 13:49)
izaho ange tsy sarotiny hoy aho e! aleo ho hitan'ny ankizy eo ny zava-misy...

Saka ny resaka, akoho no asesikao.....:-)
53. rhaj0 ( 03/04/2018 13:54)
Ka tairo haingana azany ilay resaka galaksia, teoria lojikabe an'i RbNIR eee...
tena tsy andriko mihintsy ny hivanitika :-)
54. RBNIR ( 04/04/2018 05:30)
Aza maika hoy aho rhajo a! vao ny asan'ireo anjely telo aloha no voalaza teo ny asan'ilay anjely voalohany sy faharoa izao no efa manomboka....

Aza gaga raha hahita ianao aoriana kely ao fa ny fivavahana kristianina sisa no tena hitoetra eto ami'izao tontolo izao....vokatry ny asan'ireo anjely 2 voalohany ireo izany....
55. mbamisera ( 04/04/2018 07:26)
Mandalo dia mba misera.

Mahavarina le adi-hevitra. Raha mety hanampy antsika, marobe ireo tena mpivavaka milaza mahay maminany ny @ andro farany sy ny fiverenan'i Jesoa Kristy, mba jereo kely ny rohy etsy ambany izay milaza ny "Catalogue non exhaustif des fins du monde et des retours annoncés de Jésus".

Betsaka ny voalaza ao anatin'io io catalogue io ary hita fa fandrebirebena daholo na dia natao makotrokotroka aza ny nanambarana izany tamin'izany fotoana izany, misy faminaniana ny andro farany ankotran'ny 2018, ka asa na mifanaraka amin'ny faminanin'i RBNIR

Dates futures

2020 par Jeane Dixon
Jeane Dixon a affirmé que l’Armageddon aura lieu en 2020 et Jésus reviendrait pour vaincre la Trinité impie de l’Antéchrist , Satan et le faux prophète entre 2020 et 2037. Elle avait également prédit précédemment la fin du monde le 4 Février 1962.

2021 par F. Kenton Beshore
F. Kenton Beshore fonde sa prédiction sur la suggestion précédente que Jésus reviendrait en 1988, soit au sein d’une génération biblique (40 ans) celle de la fondation d’Israël en 1948. Beshore fait valoir que la prédiction était correcte, mais que la définition d’une génération biblique était incorrecte et était en fait 70-80 ans, plaçant la seconde venue de Jésus entre 2018 et 2028 et l’enlèvement en 2021 au plus tard.

2026 par Messiah International Foundation
Les membres prédisent que le monde prendra fin en 2026, quand un astéroïde percuterait la Terre en conformité avec les prédictions de Riaz Ahmed Gohar Shahi dans la religion de Dieu . Les chances ne sont que 1 sur 300.000.

2060 par Sir Isaac Newton
Selon les recherches de Sir Isaac Newton sur la Bible, Jésus enlèverait son Église un jubilé à partir du moment où Israël réacquérait Jérusalem.

2129 par Said Nursi
Selon l’interprétation abjad d’un hadith , ce théologien musulman sunnite qui a écrit le Risale-i Nur, attend la fin du monde en 2129.

2200 par Divers En se servant d’une analogie de cricket de la discussion du Jour du jugement , les derniers humains seront nés avant le début de l’année 2200.

2239 par Talmud , judaïsme orthodoxe
Selon un avis sur le Talmud dans le courant principal du judaïsme orthodoxe, le Messie viendra dans les 6000 ans de la création d’Adam , et le monde pourrait être détruit 1000 ans plus tard. Cela mettrait le début de la période de la désolation dans l’année 2239 CE et la fin de la période de la désolation dans l’année 3239 CE

2280 par Rashad Khalifa
Selon les recherches de Rashad Khalifa sur le code du Coran , le monde prendra fin au cours de cette année.

11120 par John A. Leslie
Selon les chiffres de Leslie pour la discussion du Jour du Jugement, les derniers humains seront nés dans les 9120 prochaines années.

('https://ntjufen.wordpress.com/2017/07/22/catalogue-non-exhaustif-des-fins-du-monde-et-des-retours-annonces-de-jesus/)

56. RBNIR ( 04/04/2018 08:00)
mbamisera:

Betsaka ny voalaza ao anatin'io io catalogue io ary hita fa fandrebirebena daholo na dia natao makotrokotroka aza ny nanambarana izany tamin'izany fotoana izany, misy faminaniana ny andro farany ankotran'ny 2018, ka asa na mifanaraka amin'ny faminanin'i RBNIR

Izaho kosa mbola tsy nanome taona na daty précis ho an'ny fin de monde mbamisera (sady tsy hanome an'izany mihitsy aho satria hoy ny teny hoe....

« Fa ny amin'izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin'ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza,] afa-tsy ny Ray ihany. » (Matio 24:36)

Ny tena marina dia tsy hisy hahafantatra mihitsy ny andro (jours exact) sy ny ora (heur exact) fa ny Ray ihany no mahalala an'izany...

Fa kosa ny famantarana fa efa ho avy izany dia natao ho fantatry ny olona.....
57. mbamisera ( 04/04/2018 09:16)
Tena sarotra be mihitsy ity resaka ity, tsy resaka daty no olana raha izaho manokana, satria samy milaza daholo ho manana ny marina daholo ireo mpaminany ireo ary nanambara toy ny ataonao izao fa efa mitranga ny famantarana isan-karazany tamin'izany fotoana izany. Izay anie ny olana e.

Raha mamaky tsara izay voalaza ao anatin'ny "Catalogue non exhaustif des fins du monde et des retours annoncés de Jésus". ianao, araky ny faminanin'i John A. Leslie, amin'ny taona 11120 vao ho tonga ny andro farany: "Selon les chiffres de Leslie pour la discussion du Jour du Jugement, les derniers humains seront nés dans les 9120 prochaines années".

Izany hoe mbola misy olona miaina ao antin'ny 9120 taona mbola ho avy. Tadidio fa samy mandinika ny baiboly na i John Leslie na ianao na ireo mpaminany marobe, iza no milaza ny marina? iza no inoana? satria samy mitompo teny tatratra ianareo.

averiko ihany ilay rohy https://ntjufen.wordpress.com/2017/07/22/catalogue-non-exhaustif-des-fins-du-monde-et-des-retours-annonces-de-jesus/
58. RBNIR ( 04/04/2018 10:28)
Eny e! hajaintsika tsara ny finoanao mbamisera a! ianao izany dia isan'ireo tsy mino fa isika izao no génération farany.....fa ianao kosa dia mino an'ingahy John A Leslie ...izay nilaza fa mbola hisy olona hiaina any amin'ny 9120 taoana ho avy any...

Fa izaho kosa mbamisera dia mino an'i JEsosy raha niteny tamin'ity olona ity IZY hoe...

Ny apostoly no nanomboka ny fitoriana ny filazan-tsara fa ry zareo kosa no hamarana izany....

59. RBNIR ( 04/04/2018 10:37)
Mbamisera : hoy ianao hoe samy mandinika baiboly na izaho na ingahy john leslie.....

Ekeko saingy izao...Izaho mahita fa ingahy John leslie dia plutôt philosophe fa tsy mpaminany....

Tahakan'i rhajo izao tena mpandinika baiboly ihany kosa saingy atheiste izy fa tsy mpino.......

Ka hoy aho aminao mbamisera hoe.......« Mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia* mitoha izy.[*lopa] » (Mat.7:15)

Koa tsy izay rehetra mpandinika baiboly akory no inona fa izay ilay hoe ny voany no hamantarana ny hazo e!
60. RBNIR ( 04/04/2018 11:40)
Mbamisera, diniho tsara ity:

Soyez sur vos gardes : il se peut qu’il y ait quelqu’un qui vous entraînera comme sa proie au moyen de la philosophie et d’une vaine tromperie selon la tradition des hommes, selon les choses élémentaires du monde et non selon Christ. ” — Colossiens 2:8.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2668