FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

101. RBNIR ( 08/05/2018 12:29)
102. endriny ( 08/05/2018 12:33)
Ohatran'ireo ve ny zanak'Atra, sa hoe ahoana?
103. RBNIR ( 08/05/2018 15:26)
Sary natolotro an'i rhajo io mba ahitako ny tena ao am-pony mahita an'ireo.......

Araka ny hevitrao rhajo , tsara tarehy ireo sa ratsy????

Aza miatsara velatsihy an! lazao izay tena ao anatinao fa raha izaho manokana aloha, tena mahita "tsara tarehy" ireo.....ianao no asa????


104. RBNIR ( 08/05/2018 15:31)



Ireo koa mbola misy hafa (tsara tarehy)

Fitsiky (tsy miatsara velatsihy fa mamoaka ny ao am-pony) Mibaliaka toy ny masoandro vao maraina§§§ tsara tarehy e!

Ka averiko indray, aminao tsara tarehy ireo sa ratsy rhajo????
105. rhaj0 ( 08/05/2018 15:51)
Iieee.. Ilay voalohany etsy ambony izao Karana, mety Hindu.
Ilay faharoa mety mbola mamelo-maso ny tapa-kazo sy ny fanafody nentim-paharazana.
Ilay fahatelo Bédouin ao Sahara = moslimo.

mouah ha ha.. Mety TSiSY mahala izay Baibolinao any izy ry RbNIR aa..

Fa ny tena mahatsikaiky be vata, dia "tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona" hozy i GEnesisy, izay ilay resaka, fa bandy be daholo no hitan'i RBNIR fa "tsara tarehy" ee...

Bravo RbNIR.. tsisy complexe RBNIR kristiana mahita fa "tsara tarehy" ireto bandy ireto, "ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy", tahaka @ ao @ GEnesisy 6:2 i RBNIR an...
106. RBNIR ( 09/05/2018 05:27)
Koa satria tsy mba namaly mivantana ny fanontaniako ianao rhajo! dia mba tsy ho valiko koa ny fanontanianao....

107. midrou ( 30/10/2019 15:42)


[/quote]


Salama namana!

marina aloha fa maro tokoa ny kristiana maneran tany e,ary @ ireo dia samy manana ny fandinihany sy fandalinany ny Soratra Masina ny tsirairay ka tsy voatery hitovy ny hevitra hitranga eto.


Tokony hiaraha-manaiky kosa anefa hoe FENO ny fahamarinana voarakitra ao,satria:na dia ny tany am pamoronana tany aza izay tsy natrehatsika maso dia aharihary ao,ary tsy izany ihany fa na ny HO AVIN ITY TONTOLO ITY sy ny hiafarany koa aza dia samy efa voarakitra ao avokoa.
ny kristiana rehetra tokony hanaiky an zany.....

Koa raha ny FIAVIN I JESOSY izao dia voalaza ao fa mbola hiverina toko izy,saingy ny ora sy ny fotoana no tsy misy mahalala.....(Mat.24:36).


Misy anefa ireo FAMANTARANA nolazainy hahafahantsika manakatra hoe:efa akaiky sa mbola lavitra ny hiaviany...(Mat.24:3)

Ny antony dia mba hahafahantsika miomana ny @ izay tokony hatao.(Mat.24:32,33)


Mba vakio anie ireo toko sy andininy ireo e!

Inona avy ireo famantarana ireo???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9109