Lucien Botovasoa

21. gasy1zay ( 20/03/2018 19:16)

rhaj0:

gasy1zay:
Raha niditra Padesm izy dia marina ny anao rhaj0 a! Ingahy Lucien sady nanda ny PADESM no nanda ny MDRM donc sady tsy an'ny atsy izy no tsy an'ny aroa ? Faharoa averiko foana hoe raha ny filazan'ilay texte nozarain'i rhaj0 tetsy ambony dia mazava be hoe nanakihana ny fanoheren'ny MDRM ny finoany izy, sa ny an'i rhaj0 izay texte tiany hovakiana foana ihany no tanterina toy ny maka verset ao amin'ny baiboly? Tsy za anie no nanao copie/coller anio fa ianao ihany rhaj0 e! esory ary rehefa manimba ny raisonnement anao e!

F'angaha ny PADESM no "fahavalo"-n'ilay "groupe indépendantiste" ry Gasy1zay? Eny? TSia?

Fa io no napetrako teto, fa misy resaka hafa koa eraky ny internety hitako ry Gasy1zay fa tsy hary ho apetrako eto daholo aa... Ataovy ny devoaranao f'aza miandry sesefako eto ry Gasy1zay... Nohantonin'ny PADESM koa i Lucien talohan'io. Eny TSY te-hanao politika izy hono.

Ny "finoan'i Lucien" dia "fanampiny" fotsiny @ io resaka io. Manome herin-tsaina an'i Lucien HONO ny finoany. Ny an'ny olona hafa, ny fianakaviany no manome "herin-tsaina" azy. Ny an'ny sasany mety ny finoany an'Ikelimalaza. Ny an'ny hafa dia ny fitiavany ny tanindrazany.
Fa tsy izany "finoany" izany no namonoana an'i Lucien.

F'angaha ohatra nisy resaka persécution-n'ny Kristiana t@ iny region iny, na teto Madagasikara t@ 1947 ry Gasy1zay?? Eny? Tsia? Sa tsy hamaly indray i Gasy1zay?

F'izay ee.. ataovy tsara ao ny jeu-n'ny colonialiste ry Gasy1zay aa... Izaho ve moa haninona. Miondrika miaraka @ Resy sy ny Malemy sisa ataoko ee... Tsy maninona izany, fa en paix @ saiko sy foko sy ny tenako aho. Asa ianao Gasy1zay.

29 Mars ny andro:
- i Gasy1zay mankalaza an'i Béatifié miaraka @ Vatikana
- izaho miara-peo @ "groupe indépendantiste" ary manao hoe, Traître io. Ary ny lazaiko dia: firan'i Vatikana tsy an-kenatra ny Revy Malagasy.

PADESM anie ny partie politika an'ireo gasy nankasitraka ny frantsay e!

https://fr.wikipedia.org/wiki/Parti_des_d%C3%A9sh%C3%A9rit%C3%A9s_de_Madagascar

vakio tsara dia jereo hoe ny inona ny dikan'ny francophile raha tsy hain'i rhaj0
22. rhaj0 ( 20/03/2018 19:41)
Fa izaho k'aloha TSY mbola nahare, na hoe, TSY mbola nahare t@ Tantara reko, fa hoe, nisy niady izany ny PADESM sy ny MDRM ee...

Hafa ny tany Angola sy ny UNITA sy ny MPLA, na ny tany Mozambika.

Danz be mihintsy ny mpitia colonialisme an... lasa aodina any @ hafa ny resaka. Tsy kitihiny mihintsy ny Reny Malalany. TSY kitihiny koa ny Mamera malalany.

Fa t@ forum Magnum ho'a, dia nisy adi-hevitra henjana koa in-1 mandeha. Nisy ilay "historien" ary "academicien" hono, i Dominicheni, ilay vao nodimandry farany teo, dia namelabelatra ny these-be-ny hoe, tena "jacquerie" fotsiny iny nataon-dry Raseta sy ny namany iny.

Hoe:
- Jacquerie manakaiky ny dikany mutinerie io,
- fa tsy manakaiky ny dikany insurrection.

Legoza.. tezitra aho an.. :-(
23. rhaj0 ( 20/03/2018 20:11)
rhaj0 tezitra beuh:

Ts'haiko aloha raha azonareo hoe, fa dia maninona aho no tezitra @ izany ee...
Fa jereo ny pattern voajeriko:

-- euh... TSY 200.000 izany no maty t@ 1947, fa 100.000.. non, 15.000
-- euh... TSY revolte iny fa insurrection, non jacquerie.. bon bein mutinerie ee...
-- euh... ireo TSY nanao mutinerie dia béatifié.

ka dia voapasoka ny Tantara ee...

Ny collabo (sans le savoir) koa @ io manohana am-bavaka... h@ izao!!!!

24. gasy1zay ( 20/03/2018 20:20)
Dadaben'i rhaj0 ve zany maty t@ insurection sa tsy nanao dia azo lazaina koa hoe mpamadika?
25. rhaj0 ( 20/03/2018 23:54)
Ny dadabenay tsy béat ho beatifié-na kouh... i Lucien le béatifié izao no resaka.

Fa nitantara ny nanjo ny havana sy mpiray tanana ihany izy, ary tena habibiana hoz'izy ilay roritina avy ao an-tranony ilay olona iny maraimbe iny, taritaritina eraky ny elakela-trano sahala @ alika, maratra sy vaky vava, dia tany dia tsy hita intsony.

F'izay ry Gasy1zay aa.. Azonao ahodina @ nenibenay indray koa ny resaka, malalaka ny forum, ary aza resahina mihintsy ny Renimalalanao sy ny Mameramalalanao. Nefa ireny no manana influence @ nanata, fa ny dadabenay sy nenibenay olon-tsotra mahantra sy marofy ary efa resy miaraka @ Malagasy people io.

Fa dia io n'enao ry Gasy1zay, dia ao ianao izany ee...

rhaj0 tezitra beuh:

Ts'haiko aloha raha azona(re)o hoe, fa dia maninona aho no tezitra @ izany ee...
Fa jereo ny pattern voajeriko:

-- euh... TSY 200.000 izany no maty t@ 1947, fa 100.000.. non, 15.000
-- euh... TSY revolte iny fa insurrection, non jacquerie.. bon bein mutinerie ee...
-- euh... ireo TSY nanao mutinerie dia béatifié.

ka dia voapasoka ny Tantara ee...

Ny collabo (sans le savoir) koa @ io manohana am-bavaka... h@ izao!!!!

Ohatra izany ry Gasy1zay, rahefa miresaka ny olombe béatifié ianao, sy koa i Renimalala sy Vatikana mbamin-dry Historiana, izay manadio sy mipasoka ny Tantara, dia ny fanontaniany arahiny vavaka, dia hoe:
"ary mba ahoana ny dadabenao sy nenibenao[size=6] ry 'le be-wa-wa-wa 'ty aaaa[/size]?"

Sa toa izaho koa no tezitezi-poana @ n'a pas @ izany eo?
Eny azany fa tsisy mahatezitra izany ee.. forum natao ivanitihina ity :-)
26. stahtam ( 21/03/2018 05:44)
1°) Antony iray io resaka politika (avo lenta) io. Ny fanjakana frantsay (izay milaza fa champion du monde @ laïcité de l'Etat) dia nanome ny Maison Jean Laborde tao Mantasoa ho FANKASITRAHANA ny FIANGONANA KATO....(?????????????????). Tao anatin'izany koa ny secrets-n'ny mpitolona MDRM izay azo t@ alalan'ny kôfesy (???????????????????). Mbola betsaka ny porofo mandraka ankehitriny momba izany (!!!!!!!!!!!!!)
2°) Antony iray hafa koa: religion (@ définition occidentale) dia tena fitaovana fifehezana vahoaka. Iny faritra iny anefa tena efa "atahorana" @ firongatry ny islamisation, ka mety mba manome bouffée d'oxygène ho an'ny Christianisme koa izany e!
27. gasy1zay ( 21/03/2018 12:54)

rhaj0:

Ny dadabenay tsy béat ho beatifié-na kouh... i Lucien le béatifié izao no resaka.

Fa nitantara ny nanjo ny havana sy mpiray tanana ihany izy, ary tena habibiana hoz'izy ilay roritina avy ao an-tranony ilay olona iny maraimbe iny, taritaritina eraky ny elakela-trano sahala @ alika, maratra sy vaky vava, dia tany dia tsy hita intsony.

F'izay ry Gasy1zay aa.. Azonao ahodina @ nenibenay indray koa ny resaka, malalaka ny forum, ary aza resahina mihintsy ny Renimalalanao sy ny Mameramalalanao. Nefa ireny no manana influence @ nanata, fa ny dadabenay sy nenibenay olon-tsotra mahantra sy marofy ary efa resy miaraka @ Malagasy people io.

Fa dia io n'enao ry Gasy1zay, dia ao ianao izany ee...

rhaj0 tezitra beuh:

Ts'haiko aloha raha azona(re)o hoe, fa dia maninona aho no tezitra @ izany ee...
Fa jereo ny pattern voajeriko:

-- euh... TSY 200.000 izany no maty t@ 1947, fa 100.000.. non, 15.000
-- euh... TSY revolte iny fa insurrection, non jacquerie.. bon bein mutinerie ee...
-- euh... ireo TSY nanao mutinerie dia béatifié.

ka dia voapasoka ny Tantara ee...

Ny collabo (sans le savoir) koa @ io manohana am-bavaka... h@ izao!!!!

Ohatra izany ry Gasy1zay, rahefa miresaka ny olombe béatifié ianao, sy koa i Renimalala sy Vatikana mbamin-dry Historiana, izay manadio sy mipasoka ny Tantara, dia ny fanontaniany arahiny vavaka, dia hoe:
"ary mba ahoana ny dadabenao sy nenibenao[size=6] ry 'le be-wa-wa-wa 'ty aaaa[/size]?"

Sa toa izaho koa no tezitezi-poana @ n'a pas @ izany eo?
Eny azany fa tsisy mahatezitra izany ee.. forum natao ivanitihina ity :-)

Ka ady hevitra izy ty ka ataovy mazava tsara ary ny hevitr'i rhaj0, nen'i rhaj0 ve hoa zany rehefa tsy membre MDRM na tsy nanaiky hiditra na tsy nanao insirection dia midika fa mpamadika? eny sa tsia?

Raha tsia ny valiny dia fa maninona ary no lazain'i rhaj0 hoe traitre itpkl Lucien? Sa rehefa béatifié dia lasa mpamadika fa rehefa tsy béatifié ohatran'i dadabenareo dia tsy mpamadika? Sao dia fialonana béatification kosa nenao raha izany?
28. rhaj0 ( 21/03/2018 13:32)
Raha olom-béatifié izy, dia eny, olombe @ nanatà izy, ary azo(ko) tondroina hoe: "mpamadika".

hotry ny t@ ireny coup d'état ireny ee... Efa milaza daholo ny olona hoe, coup d"état iny, TSY ara-dalana. Efa hozy ny Etazonia sy Eoropa hoe, TSY ara-dalana io, ary dia tapahina accord de Cotonou sy AGOA.

Dia iza no olombe béat mbola mandeha mamonjy ny mpanao coup d"état?
Ohatra ry Rajemison.. Na koa ry Sarah Georgette..

Ireny no "mpamadika". Eny. Hoy aho.

Fa raha Ikotokely sy Ikalamanjakelyu no kitrakitraninao eo ry Gasy1zay, dia gasy 22 millions izany no toa hotrahotran'ny ilanao anjojay eto, hanamarinanao ny "traître".

Eny azany fa dia izay izany ny maha-kristiana anao ry Gasy1zay...
29. gasy1zay ( 21/03/2018 13:38)
mahazo milaza i rhaj0 hoe mpamadika izy raha zay ny fahitanao azy fa mba manontany ny antony aho hoa, fa maninona izy no lazainao fa mpamadika?

1- Satria izy tsy nanaiky niditra MDRM ve ary tsy nanao insuréction?
2- Satria izy kristiana novonoina dia lasa béatifié?
3- antony hafa?

sa dia mbola accusation gratuite ( toy ny mahazatra ) indray ilay hoe mpamadika io?
30. rhaj0 ( 21/03/2018 13:45)
Ny lohandohan'ny MDRM no nanondro an'i Lucien ho "traître", ary mbola HONO io, satria i Mopera no nitantara. Ka raha lazain'i Gasy1zay hoe "gratuite" io, dia ... rahefa mivavaka iny azany i Gasy1zay, ka miresaka @ Jesosy, fia hanontanio izy ee... Izaho TSY mahalala.

Ny porofo, dia TSISY nitatitra, satria ... ny Renimalala sy ny Mameramalala ary ny collabo no manoratra ny Tantara.
31. gasy1zay ( 21/03/2018 13:50)

Izaho TSY mahalala hoy rhaj0 fa na tsy mahalala aza hono izy dia afaka milaza sy manizingizina fa traitre izy.
ok , mazava fa misaotra nitsotra sy niaiky ny tsy fahalalanao.
32. gasy1zay ( 21/03/2018 14:01)
Io re ry rhaj0 tsy resaka béatification na hoe finoana no hiarovako an'i tpkl fa mba gasy toa ahy sy ianao koa izy ary mba manana ny fianakaviany, ka raha ny dadabenareo moa no lazain'ny olona TSY mahalala ny fandehany tao hoe mpamadika tanindrazana dia mba aona ny réaction-nao? Efa mafy t@ fianakaviana zany hoe novonoina ny havanao fa avy eo koa mbola lazaina fa mpamadika.

Fehiny: aza mitsara raha tsy mahalala ny fandehany marina, ary aza atao amin'ny hafa ny tsy tiana atao aminao

33. rhaj0 ( 21/03/2018 14:18)
ka raha "mahalala ny fandehany" i Gasy1zay, sady @ izay, "miresaka @ Jesosy rehefa mivavaka", dia aboahy eto azany ny marina eee...
34. gasy1zay ( 21/03/2018 14:58)
ka raha hiresaka amiko izy ka ambarako eto dia hino ny lazaiko ve rhaj0?
35. rhaj0 ( 21/03/2018 15:07)
Ahoana koa azany izany Gasy1zay izany...
Asain'ilery "mino" aho aloha vao hitenenan-javatra??

F'angaha n'enareo ry Gasy1zay, tsy toa ny olona rehetra, dia hoe
Henoina izay lazaina, dia izay vao mino na tsy mino?
36. gasy1zay ( 21/03/2018 16:02)
hay ve zay ny an'i rhaj0 e! Rehefa metimety zay voalaza dia inoana fa rehefa manindrona dia imazination-nao rery :)
37. rhaj0 ( 21/03/2018 16:25)
Dia tena (saika sa tia) "hino" ve i Gasy1zay fa "hino" ny imazination-nao aho, hoe "miresaka @ Jesosy" ianao, hoz'ianao?

indrisy ry tava-tsosisy, hozy ny fiteny, fa misintona lakolosy fotsiny aho ahenoana ny fanenony eee :-)

Raha ny marina dia TSISY "miresaka @ Jesosy" izany ao. Miandry vasoka ao Ra-Gasy1zay, mikimpy mafy toa constipé ho'a, manantena fa miasa ny pensée mazika, fa hheeee... TSISY kôzy ee... RAha nisy kôzy ve tao tsy efa feno ny gazety.

Ny Papa aza, olombe efa nihevoka tao h@ fahazazany, h@ RaR efa ho zenerasio an-jatony, ao foana 24h/365j, fa niaiky ihany hoe:
TSISY miresaka na hoe Jesosy miteny ao an-doha izany, fa "inspiration" no izy.

Raha misy "feo" migenongenona ao an-dohanao ry Gasy1zay, dia ...
mandalodalova ihany any @ PK18 fa ngo dia ... :-)
38. gasy1zay ( 21/03/2018 16:58)
Rehefa tsy maheno ny feony hono rhaj0 dia tsisy maheno daoly ny hafa e! Marihiko anefa fa i rhaj0 dia tsy mino, tsy mbola nitady ny feony, ary resy lahatra fa na ny mpaminany lazain'ny baiboly aza hono dia tsy naheno na inona na inona e!

Fa na inona na inona ambaran'i rhaj0 dia azy irery izany fa tsy manova ny fifandraisan'ny hafa amin'i Jesoa Kristy Tompo, Amen :)
39. rhaj0 ( 21/03/2018 18:06)
K'efa hoe ny Papa no miaiky ary manoro io fa TSISY "mahare feo" izany. Tena tsisy idirako mihintsy ny imazination be vata anareo ry Gasy1zay aa...

Fa eo azany fa i Gasy1zay HONO "mahare feon-Jesosy" rehefa mivavaka ao eee... Fa mbola manontany fanontaniana eto ihany, dia mba manomboka mamadibadika gogola koa, fa asa ho'a fa toa TSY mba ampazahoan'i Jesosy saosy direkta angaha izy io ao, hany ka rahefa mba anontaniana eto dia mialahoala oainia be ao io.

Nefa ho'a ny Amish, izay manaja an-tampon'ny loha an'i Jesosy (sy ny Baiboly), dia TSY mba tahaka an-dry Gasy1zay, ka hihatsara velatsihy misavisavika ny Siansa sy ny vokatry ny Siansa ihany, mba mitady gazety sy mi-gogola koa, fa tsy hoe, dia ny vavaka no source, ary vavaka ihany sy vavaka hatrany. Ny an'ny Amish nefa dia "Finoana" ihany, Finoana hatrany.
40. gasy1zay ( 21/03/2018 19:42)

Rehefa misy toko sy andininy ao amin'ny baiboly milaza hoe aza migoogle, aza mianatra, aza mankany amin'ny dokotera, aza mampiasa fiara, aza mihinana fanafody dia tsy olana fa tanterahantsika raha zay no tenin'Andriamanitra :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2972