Lucien Botovasoa

1. rhaj0 ( 19/03/2018 13:47)
http://www.newsmada.com/2018/03/19/ecar-lucien-botovasoa-au-rang-des-bienheureux/

Inona ny @ Lucien?

- hozy i Vatikana : béatifié..
- hozy ny Malagasy t@ ilay groupe indépendantiste t@ 1947 : traître..

Dia ahoana hoz'ianao? indrindra moa fa manakaiky ity ny 29 Marsa???

Raha izaho aloha dia miray fo tanteraka @ ilay groupe indépendantiste t@ 1947 : traître i Lucien, ary isan'ireo nampitomany ny Firenena, na fara-faharatsiny, nanao non-assistance de personnes (peuple) en danger.

Sa kinga loatra aho manitatra?
novalian'i endriny ny 16/04/2018 12:30
2. endriny ( 19/03/2018 18:23)
Ka io no nahitan’ny Katolika soa na mpamadika aza e. Izay hampitombo ny vala no tanning Fa tsy izay hampiadana antsika akory.
3. rhaj0 ( 19/03/2018 18:55)
Raha MDRM ilay "groupe indépendantiste", dia ... HENATRA be vata ho an'i Vatikana sy ny Katolika gasy.

Saintsaino tsara fa t@ 1947, dia :

- nisy firy ny isam-bahoaka Malagasy? 4 millions
http://www.populstat.info/Africa/malegasc.htm

- nisy firy no voajedaka?
550 French were dead, and 100,000 Malagasy had been executed, tortured, starved, or driven into the forest.
http://www.worldhistory.biz/sundries/41804-madagascar-great-rebellion-1947-1948.html
(misy manome isa 175,000 azany, izany hoe 2.5% à 4.5%)

ka isan'ireo 550 ingahy béatifié, sa isan'ireo 2-5% ????
4. rhaj0 ( 19/03/2018 19:52)
Tena MDRM ilay "groupe indépendantiste". Akaiky ity ny 29 Marsa. Ary dia izay izany no fanomezana amen'i Vatikana ny Malagasy eee...

Eny ho'a fa dia resy izany (zahay) Malagasy eee... Ampio fanafintohinana ry Vatikana aaa...

http://www.dioceseantsiranana-oloraiky.com/1/upload/lbotovasoa.pdf
Botovasoa fut
choisi par la grande majorité comme
Président du PADESM à Vohipeno ;
il refusa farouchement et il n’y eut
pas moyen de le faire revenir sur
sa position10. « La politique m’est
chose tout à fait étrangère, disait-il (...)
Voici la rumeur qu’on entendit alors : le Chef de
clan voulut soudoyer Botovasoa pour
en faire le secrétaire MDRM du quartier
d’Ambohimanarivo (ainsi qu’on avait
fait pour d’autres instituteurs dans
d’autres villages), mais celui-ci refusa
en disant : « Vous du parti d’ici, on
vous voit persécuter la religion (vous
arrachez les médailles du cou des gens,
vous faites piétiner la croix, vous fermez
les églises pour en faire soi-disant des
salles de bal, etc.). Vous savez combien
la religion m’est précieuse et il m’est
impossible d’aider un parti qui s’oppose
à la religion. » Malgré tous les discours
sinueux tentés pour le convaincre, il
fut impossible d’entraîner Botovasoa,
c’était sa seule et sa dernière parole, ditil.
Alors le Chef de clan prononça
le jugement. Les jeunes gens
responsables s’emparèrent du Maître et
l’emmenèrent.
5. gasy1zay ( 20/03/2018 13:46)

rhaj0:

Hay ve zao ilay hoe fivelarantsaina dradradrain'i rhaj0 eto e? Rehefa tsy mitovy hevitra aminy kay zany dia mpamadika ary azo vonoina satria hono zany ny raisonnement an'i rhaj0 dia hoe nisy MDRM 100 000 maty dia tsy maninona raha mba misy 500 ny andaniny novonoina. Nefa i rhaj0 amin'io mamely mafy ny peine capital hono ... tena ohatrany contradictoire be hoa ny hevitrao ry rhaj0 fa mba maka recul kely aloha.
6. rhaj0 ( 20/03/2018 14:51)
(mety) marina ny an'i Gasy1zay.

1- Tena "susceptible" beuh mihintsy aho raha mikitikitika ny @ zoky RaR-ko, indrindra ireo nitolona, niady tamim-bato, t@ 1947, ary dia lasa "tsy objective" io aho.

2- Tena "susceptible" beuh koa aho, rahefa misy Matanjaka Mahery, mamely ambadika, fangolika alika maty, manindry manitsakitsaka mafy ny Malemy sy ny Resy, ka dia mi-wa-wa-wa aho. Izay no mba haiko atao.

Fa ny an'i Gasy1zay angamba, angamba hoy aho, TSY mba miasa ilay coco mamaky an'ity resaka ity (comme d'habitude), ary dia ... :-) eny azany eee... dia mbola nampiako "tsisy fivelarantsaina" anankiray ihany.. ka rehefa eto ihany tsinona kouh :-)
7. gasy1zay ( 20/03/2018 14:58)

Aza mapme re ry rhaj0 fa matanjaka mahery ve i Lucien Botosoa sa iza no gasy novonoiny? Izy ary tsy niditra Padesm akory, namaky ilay resaka tokoa aho ary tsy hitako mintsy hoe nanao Colabo ve izy raha kristiana ary tsy nanaiky hiditra antoko politika MDRM na PADESM? amiko ianao rhaj0 no tena tsisy fivelarantsaina fa raha vao kristiana dia meloka zay ( comme d'habitude) :)
8. rhaj0 ( 20/03/2018 15:08)
ka Mopera anie no nitantara io vakianao io ee... Ianao ve ry Gasy1zay matoky Mopera?

Asa ahoana ny famakinao ny resaka ry Gasy1zay, fa tsy mba maava ho azy aminao ve fa i Vatikana no Mitanjaka Mahery eto?
9. gasy1zay ( 20/03/2018 15:18)
Asa raha tsapan'i rhaj0 fa ilay fomba fisainan'i rhaj0 eto dia mitovy tanteraka amin'ny fomba fisainan'ireo terorista ankehitriny, mahatsiaro tena ho voan'ny tsindry hazo lena ka tsy afamanaotra fa mahery be hono ilay adversaire ( Ohatra hoe : ry zamerika na ireo mpanjanaka) dia izay tratrany eo no vonoina tapaha-doha mba ho represaille ( tsy maintsy lazaina fa diso ireo, mba hijustifiena ny acte nataony)
10. gasy1zay ( 20/03/2018 15:21)
Ka apetrako ilay fanontaniana hoe : mety ihany ve zany ry rhaj0 ny manala ain'olona rehefa olona tsy azoazonareo ( tsy mino ) ilau ho vonoina sa tsia?
11. rhaj0 ( 20/03/2018 15:36)
gasy1zay:
Asa raha tsapan'i rhaj0 fa ilay fomba fisainan'i rhaj0 eto dia mitovy tanteraka amin'ny fomba fisainan'ireo terorista ankehitriny, mahatsiaro tena ho voan'ny tsindry hazo lena ka tsy afamanaotra fa mahery be hono ilay adversaire ( Ohatra hoe : ry zamerika na ireo mpanjanaka) dia izay tratrany eo no vonoina tapaha-doha mba ho represaille ( tsy maintsy lazaina fa diso ireo, mba hijustifiena ny acte nataony)

Andraso aloha fa manao comparaison misavoana i Gasy1zay.

Marina fa ny fandripahana ny jiosy t@ 1945, dia tena saika 20% na 50% akoriny aza no ripaka. Fa ny an'ny Malagasy t@ 1947 dia 2-5% no ripaka.
Koa raha izaho aloha, dia ampitahaiko @ fandripahana ny Jiosy ny nanjo ny Malagasy. Satria koa, dia tena habibiana no nataon'ny mpandripaka.

RAha hitarin'i Gasy1zay ary ampitahaina na ampilaharin'i Gasy1zay @ ataon'i Al-Qaeda kosany ny nataon'ny Malagasy t@ 1947, dia ... mijoroa ianao izany @ io ry Gasy1zay.

12. rhaj0 ( 20/03/2018 15:37)
gasy1zay:
Ka apetrako ilay fanontaniana hoe : mety ihany ve zany ry rhaj0 ny manala ain'olona rehefa olona tsy azoazonareo ( tsy mino ) ilau ho vonoina sa tsia?

Angaha resaka "finoana" no namonoan'ny "groupe indépendantiste" an'i Lucien???
13. gasy1zay ( 20/03/2018 15:48)

rhaj0:

gasy1zay:
Ka apetrako ilay fanontaniana hoe : mety ihany ve zany ry rhaj0 ny manala ain'olona rehefa olona tsy azoazonareo ( tsy mino ) ilau ho vonoina sa tsia?

Angaha resaka "finoana" no namonoan'ny "groupe indépendantiste" an'i Lucien???

Vous du parti d’ici, on
vous voit persécuter la religion (vous
arrachez les médailles du cou des gens,
vous faites piétiner la croix, vous fermez
les églises pour en faire soi-disant des
salles de bal, etc.). Vous savez combien
la religion m’est précieuse et il m’est
impossible d’aider un parti qui s’oppose
à la religion. » Malgré tous les discours
sinueux tentés pour le convaincre, il
fut impossible d’entraîner Botovasoa,
c’était sa seule et sa dernière parole, ditil.
Alors le Chef de clan prononça
le jugement. Les jeunes gens
responsables s’emparèrent du Maître et
l’emmenèrent.

Raha io resaka io aloha no dinihana dia ny finoany no tsy nanenkeny hiditra antoko politika, ary izy tsy nanaiky hiditra MDRM no nilazana azy fa mpamadika, ary izy nolazaina fa mpamadika no namonoana azy, sa tsy zay?

Ka valio ary le fanontaniana hoe misy olona azo vonoina ve sa tsia fa ny tadidiko manko dia i rhaj0 milaza fa na i Hitler aza tsy mendrika ny peine de mort ary nefa dia même époque ny tantaran'i Hitler sy ny MDRM 1945-1947 teo ho eo.
14. rhaj0 ( 20/03/2018 17:26)

1- Nisy valin-ketsika tezitra tokoany ny vahoaka(-n'ny MDRM) t@ 1947, ka nafatrany tanaty sobika daholo, na colons na reliziosy sy ny fombafombany. Izay no tao am-pon'ireo olona ireo. 1947 ny taona. Colonisé ny Malagasy.

Mba mi-comprendre an'ireo olona ireo ve k'lou i Gasy1zay?
Izaho aloha dia miombo-po azy ireo ho'a, satria dia "atody niady tamim-bato" ireo, ary habibiana (colonialisme) no nanindriana azy.

Raha ataoko comparaison, dia ohatra ilay resak'ilay ranamako Majungais izay ho'a. Hoz'izzy: ireo Karana ireo aloha, dia manalika sy manandevo gasy foana io. Aza resy eo ny Fortior na Sotema, fa zahay avy eny ambony tamboho io, fa dia raiketina ny OPK.

Ekeko fa "two wrongs do not make right", fa mi-comprendre aho ny alahelom-po sy sainan'ny olona aho izay torotoro ary torovana ao anaty injustice.

Averiko indray mi-comprendre aho. Rahatrizay ka miakatra Fitsara rizareo, ka izaho ohatra no membre du jury na juge ao, dia
1- ameko circonstance atténuante be dia be zareo ireo
2- ampidiriko @ processus rehabilitation

Ity izao mifandray @ resaka in-1 mandeha koa. Hoe, raha ny zanako no manao heloka, dia ahoana? Dia hoy aho hoe, "accompagner"-ko izy, hanaterako vary any ampigadrana, hanakaramako avocat, hiadiako mba hahazo circonstances atténuantes, tohanako hanao rehabilitation.

Mba azonao ve izany ry Gasy1zay????

2- i Lucien sy ny finoany, na katolika na protestanta, dia TSISY nidiran'ny namonoana azy. Dia hita mihintsy ny obsession-nao ry Gasy1zay, ka manodikodina ny resaka ho @ obsession-nao, comme d'habitude.
Et je cite: "le Chef de clan voulut soudoyer Botovasoa pour en faire le secrétaire MDRM du quartier d’Ambohimanarivo (ainsi qu’on avait fait pour d’autres instituteurs dans d’autres villages)"
== Ny maha-intello azy, instituteur, nefa manao ity "non-assistance de peuple en danger" no namonoana azy, raha ny fahatakaran'ny coco-ko azy.

Mba hiaiky ny obsession-nao ao ihany ve ianao ry Gasy1zay???

3- Hitler. Eny, tsy peine de mort no mendrika azy. Na i Ratko Mladic namono ireo Moslimo tao Bosnie koa, dia, raha ny soatoaviko, dia TSY peine de mort no mendrika azy. na i Saddam na i Moammar...
Ntss... ndana hoe gogler-o, dia ilazao eto raha momba ny namonoana an'ireo ohatra ny Papa?
15. gasy1zay ( 20/03/2018 17:35)

Ka ny intello tsy manaiky hiditra MDRM ve zany novonoina daoly? ary mendrika ny ho faty na hoe araky ny filazan'i rhaj0 hoe comprehensible ny namonoana azy?
16. rhaj0 ( 20/03/2018 18:02)
Izay izany no t@ izany k'ataoko ahoana?
Ivereno tsara fa "ainsi qu’on avait fait pour d’autres instituteurs" no resaka fa TSY hoe, fanitarana imazinera be hoe, ainsi qu’on avait fait pour d’autres religieux.

Tsarovy tsara ry Gasy1zay fa ao anaty Colonisation io, ary "ady" no natao. Mety "secrète", tahaka ilay "société secrète" Jiny an'i Monja Jaona akoriny azany izany ny tao.

Ka ny fahitako azy avy eto, samy manana ny imazination-ny io, dia ... nisokatra ary nangataka an'i Lucien ho MDRM ny sefosefo tao. "Misokatra" hoy aho, ary dia mety, na tokony ho fantatr'i Lucien izany ny hoe MDRM sy izay paikapaika (na paik'ady) ao. Ka rehefa mialahoala i Lucien, dia @ hitsiny raha mahana ny olona, fa ho "traître" sy ho be tati-bolana any @ Colons sy ny Religiozy miaraka @ Colons i Lucien.

Koa na ianao azany ve ry Gasy1ay dia tsy mba mihevitra @ izany izao??

Eritrereto tsara ao ry Gasy1zay aa... ary dia mba sokafy ny saina mieritreritra, sokafy koa ny fo ho an'ny razanao, dia mba ameo "rariny" na circonstances attenuantes zareo, fa tsy hilaozanao manao na manamafy ny jeu-n'ny Colons eo foana.

Fa miresaka Colons, dia io izany, raha ny fahitako azy, dia io firan'i Vatikana io ho'a ny Malagasy eee... TSISY idiran'ny "fivavahana/finoana" ny antony namonoana an'i Lucien. - Hafa ohatra ny an'i Jesosy, dia satria izy nilaza-tena ho (zanak')Andmntra, ary nalefa ho faty izy satria izany dia tsy tantin'ny mpanora-dalana.
- Hafa koa ohatra ny an'i Rasalama.

ka firan'i Vatikana ny Malagasy @ izao akaiky 29 Marsa izao ee.. Fombany io, toa ilay Saint sud-americain, Junipero Serra, vao nataon'i Fransisy farany teo, na dia efa milaza azany ny olona fa olon-doza ilay ho atao Saint, fa dia be marenina i RAFransisy, ary dia mbola ataony foana io hatrany Dago eee...
http://www.bbc.com/news/world-us-canada-34342971
17. endriny ( 20/03/2018 18:08)
Izay ange Tompoko no nilazako anao fahiny hoe: Io Razanakolona io aza mody fanina ny Vatican, fa tena manohana an’iny fanonganam-panjakana iny ny Katolika e.

Tadidio ny tranga tany Ambositra tamin’ny 2009 fa ry Frera mihintsy no nitarika ny Fa I’m Ana my Oniversite Protestanta, izay tsy nisy nifandraisana mihintsy tamin’ny Fanjakana.
18. gasy1zay ( 20/03/2018 18:41)

rhaj0:

Izay izany no t@ izany k'ataoko ahoana?
Ivereno tsara fa "ainsi qu’on avait fait pour d’autres instituteurs" no resaka fa TSY hoe, fanitarana imazinera be hoe, ainsi qu’on avait fait pour d’autres religieux.

Tsarovy tsara ry Gasy1zay fa ao anaty Colonisation io, ary "ady" no natao. Mety "secrète", tahaka ilay "société secrète" Jiny an'i Monja Jaona akoriny azany izany ny tao.

Ka ny fahitako azy avy eto, samy manana ny imazination-ny io, dia ... nisokatra ary nangataka an'i Lucien ho MDRM ny sefosefo tao. "Misokatra" hoy aho, ary dia mety, na tokony ho fantatr'i Lucien izany ny hoe MDRM sy izay paikapaika (na paik'ady) ao. Ka rehefa mialahoala i Lucien, dia @ hitsiny raha mahana ny olona, fa ho "traître" sy ho be tati-bolana any @ Colons sy ny Religiozy miaraka @ Colons i Lucien.

Koa na ianao azany ve ry Gasy1ay dia tsy mba mihevitra @ izany izao??

Eritrereto tsara ao ry Gasy1zay aa... ary dia mba sokafy ny saina mieritreritra, sokafy koa ny fo ho an'ny razanao, dia mba ameo "rariny" na circonstances attenuantes zareo, fa tsy hilaozanao manao na manamafy ny jeu-n'ny Colons eo foana.

Fa miresaka Colons, dia io izany, raha ny fahitako azy, dia io firan'i Vatikana io ho'a ny Malagasy eee... TSISY idiran'ny "fivavahana/finoana" ny antony namonoana an'i Lucien. - Hafa ohatra ny an'i Jesosy, dia satria izy nilaza-tena ho (zanak')Andmntra, ary nalefa ho faty izy satria izany dia tsy tantin'ny mpanora-dalana.
- Hafa koa ohatra ny an'i Rasalama.

ka firan'i Vatikana ny Malagasy @ izao akaiky 29 Marsa izao ee.. Fombany io, toa ilay Saint sud-americain, Junipero Serra, vao nataon'i Fransisy farany teo, na dia efa milaza azany ny olona fa olon-doza ilay ho atao Saint, fa dia be marenina i RAFransisy, ary dia mbola ataony foana io hatrany Dago eee...
http://www.bbc.com/news/world-us-canada-34342971

Raha niditra Padesm izy dia marina ny anao rhaj0 a! Ingahy Lucien sady nanda ny PADESM no nanda ny MDRM donc sady tsy an'ny atsy izy no tsy an'ny aroa ? Faharoa averiko foana hoe raha ny filazan'ilay texte nozarain'i rhaj0 tetsy ambony dia mazava be hoe nanakihana ny fanoheren'ny MDRM ny finoany izy, sa ny an'i rhaj0 izay texte tiany hovakiana foana ihany no tanterina toy ny maka verset ao amin'ny baiboly? Tsy za anie no nanao copie/coller anio fa ianao ihany rhaj0 e! esory ary rehefa manimba ny raisonnement anao e!
19. gasy1zay ( 20/03/2018 18:53)

rhaj0:

Tena MDRM ilay "groupe indépendantiste". Akaiky ity ny 29 Marsa. Ary dia izay izany no fanomezana amen'i Vatikana ny Malagasy eee...

Eny ho'a fa dia resy izany (zahay) Malagasy eee... Ampio fanafintohinana ry Vatikana aaa...

http://www.dioceseantsiranana-oloraiky.com/1/upload/lbotovasoa.pdf
Botovasoa fut
choisi par la grande majorité comme
Président du PADESM à Vohipeno ;
il refusa farouchement et il n’y eut
pas moyen de le faire revenir sur
sa position10. « La politique m’est
chose tout à fait étrangère, disait-il (...)
Voici la rumeur qu’on entendit alors : le Chef de
clan voulut soudoyer Botovasoa pour
en faire le secrétaire MDRM du quartier
d’Ambohimanarivo (ainsi qu’on avait
fait pour d’autres instituteurs dans
d’autres villages), mais celui-ci refusa
en disant : « Vous du parti d’ici, on
vous voit persécuter la religion (vous
arrachez les médailles du cou des gens,
vous faites piétiner la croix, vous fermez
les églises pour en faire soi-disant des
salles de bal, etc.). Vous savez combien
la religion m’est précieuse et il m’est
impossible d’aider un parti qui s’oppose
à la religion. » Malgré tous les discours
sinueux tentés pour le convaincre, il
fut impossible d’entraîner Botovasoa,
c’était sa seule et sa dernière parole, ditil.
Alors le Chef de clan prononça
le jugement. Les jeunes gens
responsables s’emparèrent du Maître et
l’emmenèrent.

Aleo ampianarina analyse de texte i rhaj0 fa izy (hono) siantista dia (angamba)tsy dia mahay mamakafaka lahatsoratra loatra :

Botovasoa fut
choisi par la grande majorité comme
Président du PADESM à Vohipeno ;
il refusa farouchement et il n’y eut
pas moyen de le faire revenir sur
sa position : tsy nety niditra PADESM izy, PADESM partie pro-coloniale t@ zany, donc contre ny fanjanahan-tany izy na tsy mankasitraka na farafaharatsiny tsy "pour" na neutre.

Vous savez combien
la religion m’est précieuse et il m’est
impossible d’aider un parti qui s’oppose
à la religion. midika io fa noho ny MDRM manohitra ny finoany no tsy hanekeny hanampy azy ireo, tsy midika zany fa manohitra ny hevitra vohizin'ny MDRM izy, fa ny antony dia ny MDRM manao ireto :
Vous du parti d’ici, on
vous voit persécuter la religion (vous
arrachez les médailles du cou des gens,
vous faites piétiner la croix, vous fermez
les églises
pour en faire soi-disant des
salles de bal, etc.)

Ka hilaza sy hiziriziry foana ve zany i rhaj0 hoe tsisy idiran'ny finoany (réligion-ny) mintsy hono zany ny namonoana an'i tpkl Lucien raha tsy nanaiky hiditra MDRM izy.
20. rhaj0 ( 20/03/2018 19:07)
gasy1zay:
Raha niditra Padesm izy dia marina ny anao rhaj0 a! Ingahy Lucien sady nanda ny PADESM no nanda ny MDRM donc sady tsy an'ny atsy izy no tsy an'ny aroa ? Faharoa averiko foana hoe raha ny filazan'ilay texte nozarain'i rhaj0 tetsy ambony dia mazava be hoe nanakihana ny fanoheren'ny MDRM ny finoany izy, sa ny an'i rhaj0 izay texte tiany hovakiana foana ihany no tanterina toy ny maka verset ao amin'ny baiboly? Tsy za anie no nanao copie/coller anio fa ianao ihany rhaj0 e! esory ary rehefa manimba ny raisonnement anao e!

F'angaha ny PADESM no "fahavalo"-n'ilay "groupe indépendantiste" ry Gasy1zay? Eny? TSia?

Fa io no napetrako teto, fa misy resaka hafa koa eraky ny internety hitako ry Gasy1zay fa tsy hary ho apetrako eto daholo aa... Ataovy ny devoaranao f'aza miandry sesefako eto ry Gasy1zay... Nohantonin'ny PADESM koa i Lucien talohan'io. Eny TSY te-hanao politika izy hono.

Ny "finoan'i Lucien" dia "fanampiny" fotsiny @ io resaka io. Manome herin-tsaina an'i Lucien HONO ny finoany. Ny an'ny olona hafa, ny fianakaviany no manome "herin-tsaina" azy. Ny an'ny sasany mety ny finoany an'Ikelimalaza. Ny an'ny hafa dia ny fitiavany ny tanindrazany.
Fa tsy izany "finoany" izany no namonoana an'i Lucien.

F'angaha ohatra nisy resaka persécution-n'ny Kristiana t@ iny region iny, na teto Madagasikara t@ 1947 ry Gasy1zay?? Eny? Tsia? Sa tsy hamaly indray i Gasy1zay?

F'izay ee.. ataovy tsara ao ny jeu-n'ny colonialiste ry Gasy1zay aa... Izaho ve moa haninona. Miondrika miaraka @ Resy sy ny Malemy sisa ataoko ee... Tsy maninona izany, fa en paix @ saiko sy foko sy ny tenako aho. Asa ianao Gasy1zay.

29 Mars ny andro:
- i Gasy1zay mankalaza an'i Béatifié miaraka @ Vatikana
- izaho miara-peo @ "groupe indépendantiste" ary manao hoe, Traître io. Ary ny lazaiko dia: firan'i Vatikana tsy an-kenatra ny Revy Malagasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0888