Ny vie spirituelle

1. Ajnal ( 17/03/2018 18:48)
Maro ireo boky ankehitriny ny milaza sy manoro hevitra ny momba ny vie spirituelle. Efa maro koa aza hita aty amin'ny internet.
Moa ve iray lalana ny Sience Spirituelle sy ny Fahamarinana ara- Baiboly?
novalian'i rhaj0 ny 17/04/2018 13:08
2. stahtam ( 19/03/2018 06:31)
Tsia. Ny resaka spirituelles dia misy karazany maro, tsy mitovy izany. Ny resaka baiboly (interprétations bibliques) dia misy maro ary tsy mitovy ary tena misy mifanipaka tahaka ny asimo sy avaratra. Ny zavatra sasantsasany angaha no mety hisy itovizana na ifandraisana fa ny ankoatra izay làlana samy manana ny azy.
3. stahtam ( 19/03/2018 06:34)

4. endriny ( 19/03/2018 18:32)
Ka efa namafin-dry Gasy1zay sy ry RBNIR teto ange fa Fofon’aina = Fanahy Masina e. Ka ireo biby lazainao ireo dia manana fofon’aina daholo.

Eo amin’ny siansa dia mitovy ny atidohako sy ny an’ilay kisoako fa ny habeny fotsiny no samy hafa. Ka nahoana moa no tsy hanam-panahy ny biby.

Ny Ntaolo aza nilaza hoe: itony koa manao fanahim-biby
5. rhaj0 ( 19/03/2018 18:39)
Mila jerena tsara aloha ny famaritana ny teny hoe, Esprit.
Dia inona @ ireo no tian'i Ajnal resahina?

Satria dia hitanao tsara io fa misy @ ireo famaritana ireo, dia tena TSISY idiran'ny Siansa mihintsy fa dia "finoana" ranofotsiny.

___Esprit (synonyme)_____

1.Souffle de Dieu.
Saint-Esprit ou Esprit saint la troisième personne de la Trinité, qui procède du Père et du Fils.
2. Inspiration provenant de Dieu.
3. Principe de la vie de l'homme.
synonyms: âme, vie
4. Émanation des corps.
5. Chimie ancien
Produit liquide volatil ; produit d'une distillation.
6. Être immatériel, sans corps (spirituel).
Dieu est un pur esprit.
L'esprit du mal le démon.
7. Être actif dans les mythes, les légendes (elfe, fée, génie, lutin…).
8. Âme d'un mort.
Esprit, es-tu là ?
synonyms: fantôme, revenant, spiritisme
9. Le principe pensant en général (opposé à l'objet de pensée, à la matière).
L'esprit humain.
synonyms: intellect, pensée
10. Principe de la vie psychique, affective et intellectuelle (chez une personne).
L'esprit et le corps.
synonyms: âme, conscience, moi
par extension
La personne elle-même.
Un esprit romanesque.
11. Ensemble des dispositions, des façons d'agir habituelles.
Avoir l'esprit étroit, large.
synonyms: caractère
12. Principe de la vie intellectuelle (opposé à la sensibilité).
Clarté, vivacité ; paresse d'esprit.
synonyms: entendement, intelligence, pensée, raison
Cela m'est sorti de l'esprit je l'ai oublié.
Dans mon esprit selon moi.
La personne qui pense.
C'est un esprit supérieur.
13. Aptitude à l'intelligence, à une activité intellectuelle.
Avoir l'esprit de synthèse, d'à-propos, d'observation être doué pour…
14. Vivacité, ingéniosité dans la façon de concevoir et d'exposer qqch.
Avoir de l'esprit, beaucoup d'esprit (spirituel).
synonyms: finesse, humour
15. Attitude, idée qui détermine (un comportement, une action).
Esprit de révolte.
synonyms: intention, volonté
Il a parlé dans un esprit d'apaisement dans cette intention.
C'est dans cet esprit qu'il faut considérer les choses de ce point de vue.
Fonds d'idées, de sentiments (qui oriente l'action d'une collectivité).
L'esprit d'une époque.
16. Sens profond (d'un texte).
« L'Esprit des lois »(de Montesquieu).
6. gasy1zay ( 20/03/2018 15:27)

rhaj0:

Misaotra anao rhaj0 nanao io fikarohana io fa ngamba mba hiaiky ihany i endriny hoe ilay souffle de dieu = Saint Esprit rehefa ny namany tsy mino toa anao no mametraka izany eo @ 1ere ligne

Zay manko tsy atokisany mintsy ny ambaranay fa ohatrany dia hoe tena mamorona zany nefa milaza ny voasoratra fotsiny.
7. rhaj0 ( 20/03/2018 15:41)
entre-pa aloha fa ni-google "esprit synonyme" fotsiny no nataoko dia io nno valiny.

ilay teny hoe "fanahy" na "esprit", dia teny "fourre-tout", ka izay rehetra TSY TAKATRY NY HOZA-DOHA, dia nakapokapoka ho "fanahy" na "esprit" aloha.

Jereo anie ny ohabolana miresaka fanahy..

Raha noana ny nofo mivezivezy ny fanahy
valala voatango ka very fanahy mbola velona
Molotra sy nify, izay malemy fanahy tratra am-parany
Zaza fito tsy mahafehy trano fa ny fanahy fito no mahafehy trano.
Ny fanahy no maha-olon
Izay mahavangivangy tian-kavana; ny malemy fanahy tratra am-parany
Aleo ratsy tarehy fa tsara fanahy, toy izay tsara tarehy fa ratsy fanahy
Valala voatango ka very fanahy mbola velona.
Ny hery tsy mahaleo ny fanahy.
Aleo kely fanahy sitrak'olona, toy izay be fanahy maty foana
Very fanahy mbola velona toy ny valala voatango.
Toy ny valala voatango ka very fanahy mbola velona
aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy ka ratsy fanahy
Takatra amorom-parihy tsy matory fa miery fanahy
ravin-tapia tian-dandy ka tsara fanahy sitrak'olona
Mitoto vary diavolana maka fanahy ny akoho
Mitoto vary diavolana ka maka fanahy ny akoho
Aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy ka ratsy fanahy.
Ny hery tsy mahaleo ny fanahy
Izay mahavangivangy tian-kavana, ny malemy fanahy tratra am-parany.
Fotsifotsy fanahy toa takatra, ka ny tain-kary avy no atao trano.
Miaraka amin'ny ferena ka ny tsara fanahy no maimbo
Toy ny salaka ny fanahy, ny tompony ihany no ho didininy
Fotsifotsy fanahy toa takatra, ka ny tain-kary avy no atao trano.
Ny tarehy ratsy tsy azo hovana fa ny fanahy ratsy kosa azo ovana
Aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy fa ratsy fanahy.
Mitoto vary diavolana ka maka fanahy ny akoho.
Ny teny malefaka dia mamelombelona ny saina sy ny fanahy
Raha miha-maro ny marina, dia faly ny vahoaka fa raha.Fa raha ny ratsy fanahy no manapaka dia misento kosa izy.
Izay mananatra ny ratsy fanahy dia hahazo tsiny
Aza mitoto-vary diavolana ka maka fanahy ny akoho
Raha tsara tarehy kanefa tsy manana fanahy dia toy ny ako-bolamena ka mamiratra jerena
Kely saina sa tsy ary fanahy? Akoho no vonoina ka ilana famaky?
Ny faharariany dia zakan'ny fanahin'ny olona ihany; Fa ny fanahy kivy, iza no mahazaka izany?
Mampaka-bady maika loatra, ny tarehy no voajery, ny fanahy natao sorona
Ny Fanahy no mahaolona
fanahy iniana ny ho hendry , fa ny adalana samy manana
Aleo manambady fanahy toy izay manambady tarehy.
Sobiky rindra notampenan-kerana, ka ny azy fanahy iniany
ny fanahy no maha olona .
8. endriny ( 20/03/2018 18:10)
Misaotra anareo nitondra ny famaritana. Fa ny olona ihany ange no manome ny famaritana e.

Inona no maha samy hafa ny Fanahy sy ny saina?
9. bichette ( 22/03/2018 15:27)
ny tena tsara dia ny baiboly avy hatrany no vakiana ary mangataka ny fanahy Masin'Andriamanitra. maro dia maro ny boky miresaka spirituel ary maro no tsy mifanaraka amin'ny baiboly.
10. bor2lais ( 23/03/2018 09:43)
Olombelona = vatana + saina + fanahy (3 étages)
Biby = vatana + saina (2 étages)
:-)
11. rhaj0 ( 23/03/2018 10:43)
Valala voatango ka very [size=15]fanahy [/size]mbola velona
Takatra amorom-parihy tsy matory fa miery [size=15]fanahy [/size]
Fotsifotsy [size=15]fanahy [/size]toa takatra, ka ny tain-kary avy no atao trano.

Ny Biby toa ny Valala sy ny Takatra re manam-panahy koa ry Bor2lais aa...

Dia tena efa TSY gasy intsony ry Bor2lais izany rey olona fa efa lassa Kristiana loatrany.

Teny bordelais re ampiasaina ry Bor2lais rahefa hiresaka ilay 3 étage ianao, fa tena aza mba ny tenin'ny Razana kosany no avilavilanao eo foana kosany aa...
12. bor2lais ( 23/03/2018 12:36)
Fa teny inona kay ilay hoe "Ny fanahy no maha-olona" ? :-)
13. rhaj0 ( 23/03/2018 13:09)
bor2lais:
Fa teny inona kay ilay hoe "Ny fanahy no maha-olona" ? :-)

Mety azo amoronana ohabolana koa hoe, "Ny filahiana no maha-lehilahy", ary manana filahiana koa ny Biby.

Fa efa mazavabe io ry Bor2lais fa tsy mila roritina sy asafotofoto @ zavatra hafa aa...
- Valala voatango very [size=15]fanahy [/size]
- Fotsifotsy [size=15]fanahy [/size]toa takatra

Tena raha ny ara-drariny sy ara-kitsiny, ary raha mbola misy ihany izao Andmntra izao ;-) dia TOKONY manaja ny voambolan'ny Ntaolo ny Kristiana, fa TSY misavisavika dia manova manimba ny dika-teny orijinalin'ny olona.

Maninona raha mba antsoina fotsiny hoe, ESIPIRIHA, na koa SIPIRITY, izao "3eme étage" izay an'ny Olombelona (kristiana) IRERY izao ee???
14. bor2lais ( 23/03/2018 13:40)
Tsy itovy mihitsy ny resaky ny "2 étages" sy ny "3 étages" fa fandaniana andro no betsaka : ny "étage" tsy hitanao na tsy fantatrao ve no mba resahinao tsy hafahafa ihany ve ! Mijanona ao @ fanahim-balala sy fanahin-takatra ao fa izay angamba no mba takatrao ao ! :-)
15. bichette ( 23/03/2018 13:59)

bor2lais:

Olombelona = vatana + saina + fanahy (3 étages)
Biby = vatana + saina (2 étages)
:-)

Nanaraka ny fampianaran'i zoky Tovohery Eddy ianao izany an ! ;-)
16. endriny ( 23/03/2018 14:18)

bor2lais:

Olombelona = vatana + saina + fanahy (3 étages)
Biby = vatana + saina (2 étages)
:-)

Tsy misy Fanahy ve ny biby dia ahoana no nafindran’i Jesosy tany @ Kisoa ny Demonia (izay Fanahy tsy Masina)
17. rhaj0 ( 23/03/2018 14:19)
bor2lais:
Mijanona ao @ fanahim-balala sy fanahin-takatra ao fa izay angamba no mba takatrao ao ! :-)

Non... ny Valala sy ny Takatra ary i Bor2lais dia samy manana "Fanahy" eee.... :-)

Non... ny an'i Bor2lais dia misy fanampiny: dia ny SIPIRIRITY na ESIPIRIRIHA..
araka ny nampianarin'i Tovohery Eddy anao, hozy i Bichette ;-)

ka manao ahoana ny SIPIRIRITInao ao @ 3eme etage ao ry Bor2lais aa... :-)
18. endriny ( 23/03/2018 14:20)
Taiza tao amin’ny Genesisy no nisy nilaza fa nomena Fanahy ny olona fa ilay Kisoa tsy nomena
19. bor2lais ( 23/03/2018 15:31)
Dia lazao koa fa tahaka ny endriny ny kisoa e ! :-)
Averiko indray fa :
"Tsy itovy mihitsy ny resaky ny "2 étages" sy ny "3 étages" fa fandaniana andro no betsaka"
20. rhaj0 ( 23/03/2018 15:51)
zahay aty @ 2eme étage ve ry Bor2lais
- misy ESIPIRIHA na SIPIRITY,
- sa TSY MISY ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1875