Stephen Hawkins

61. endriny ( 30/03/2018 19:38)

RBNIR:


endriny:

Mampiasa Lojika koa aho izany eto

Refinir "IQ RBNIR" en function "IQ Singe" dans les cas suivants:
1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR

(2 minutes, note ..../20)

Tsy olana hoy aho endriny a tandremo fotsiny sao tara loatras vao ho tonga saina e


Izay dia nahavaky loha an’i RBNIR kanefa zavatra tsy misy valiny akory
62. RBNIR ( 03/04/2018 11:33)
rhaj0:

ndrekaiky ooo.. ka amina mission hono izany i RBNIR ee... letia ee.. tena tagadi tagada lasa izao an... tena mahatakatra mi-contredire an'i Stephen Hawking hono i RBNIR an.. Lojika (samy manana) fotsiny hono io dia basy an...

Izay mihitsy satria izy nandritra ny taona maro nikaroka nefa tsy nahita fa kay, ato anaty galaxie ato ihany no loza Be mety hanapotika antsika fa tsy lavitra akory....

Jesosy mbola tany amin'ny taona 0 dia efa nahafantatra tamin'ny antsipirihiny ny momba ny trou noir...

Ary ny scenario rehetra nontantarain'i Jesosy dia voamarina avokoa ankehitriny, ka io moa hoy aho rehefa ny sainao no efa tia manambany an'i Jesosy dia tsy hahita ny marina mihitsy ianao e!

63. rhaj0 ( 03/04/2018 12:32)
endriny:
Mampiasa Lojika koa aho izany eto

Refinir "IQ RBNIR" en function "IQ Singe" dans les cas suivants:
1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR

(2 minutes, note ..../20)
RBNIR:
Tsy olana hoy aho endriny a tandremo fotsiny sao tara loatras vao ho tonga saina e
endriny:
Izay dia nahavaky loha an’i RBNIR kanefa zavatra tsy misy valiny akory

hi hi hi.. Ka nety mbola nandeha nivavaka i RBNIR, hoe mi-triche kely ary mitady mba hibitsihan'i Jesosy, fa tsy nety nahazo valiny avy t@ Jesosy koa, ary dia io oainiana be io ee ...
:-)
64. RBNIR ( 03/04/2018 13:01)
inona moa no tokony hoe hahamenatra ahy....fantatro anie fa te hanambany ahy i endriny miohatra an'ingahy hawking e!

Saingy averiko ihany

izy (stephen hawking) nandritra ny taona maro nikaroka nefa tsy nahita fa kay, ato anaty galaxie ato ihany no loza Be mety hanapotika antsika fa tsy lavitra akory....

Jesosy mbola tany amin'ny taona 0 dia efa nahafantatra tamin'ny antsipirihiny ny momba ny trou noir...

Ary ny scenario rehetra nontantarain'i Jesosy dia voamarina avokoa ankehitriny, ka io moa hoy aho rehefa ny sainao no efa tia manambany an'i Jesosy dia tsy hahita ny marina mihitsy ianao e!
65. rhaj0 ( 03/04/2018 13:26)
i Kilimanjaro azany ho'a TSY fantatr'i Jesosy akory ny fisiany. Koa na i RBNIR aza ve moa mahalala izany.. raha Baiboly no mba ataonao boky fianarana??
66. RBNIR ( 03/04/2018 13:49)
Ambanimbanio ihany hoy aho i JEsosy dia ho takona ao ny masonao e!
67. rhaj0 ( 03/04/2018 14:02)
endriny:
Mampiasa Lojika koa aho izany eto

Refinir "IQ RBNIR" en function "IQ Singe" dans les cas suivants:
1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR

(2 minutes, note ..../20)
RBNIR:
Tsy olana hoy aho endriny a tandremo fotsiny sao tara loatras vao ho tonga saina e
endriny:
Izay dia nahavaky loha an’i RBNIR kanefa zavatra tsy misy valiny akory
RBNIR:
fantatro anie fa te hanambany ahy i endriny

hi hi hi... tena TSY azon'i RbNIR mihintsy ilay 2 equations teo fa hoe "tsisy valiny" anie :-)

En plus, toa mahatsiaro ho "ambaniana" ry RBNIR?
Toa afangaronao @ Bor2lais anie i Endirny izany ee... i Bor2lais no manisy @ izany hoe, "nareo any ambany any @ 2eme etage any".


Dia ny TSY fahalalana an'i Kilimanjaro koa angaha "fanambaniana" ry RBNIR??
Izao zaza eraky ny garabola tsy mahay raha rehetra izao izany "ambaniana" daholo @ RBNIR??
Dia hita mihntsy fa Kristiana nareo ry RBNIR. Na koa, voasasan'i Renimalala tsara ao (miaraka @ RAdoko).

68. RBNIR ( 03/04/2018 14:35)
izao ary ry rhajo kely a!

Oviana kay no tena nahafantaran'ny olona fa ny neige (vongandranomandry) dia avy amin'ny rano ihany??? tsy taty aoriana v rhajo???

Nefa hoy i Jehovah tamin'i Joba hoe...

« Kibon'iza moa no nihavian'ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin'ny lanitra, iza no niteraka azy? » (Joba 38:29)
« Tonga mafy toy ny vato ny rano, Ary mitambatra ny fanambonin'ny lalina. » (Joba 38:30)


Raha ny tombatombana hono dia efa ela dia ela tokoa no nanoratana an'izany bokin'i Joba izany...

Oviana koa no tena nahafantaran'ny olona mikasika ny garde corps (na garde fou na balustrade)??? Tsy vao aingana koa ary ny architect no tena mampiasa azy io hiarovana ny olona tsy hianjera????

Nefa Andriamanitra nampianatra ny zanak'israely hoe....

« Raha manao trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera eny, ka hahatonga heloka ny amin'ny rà ho ao an-tranonao ianao. » (Deotoronomia 22:8)

Hoy ny sciantifique hoe, raha tianao hahavokatra tsara ny tany dia...

Assurez vous que votre bande de plantation soit relativement dénuée d’herbes. Préparez la bande soigneusement, en enlevant chiendent et autres racines de vivaces. N’oubliez pas qu’au début, vous ne savez pas à quoi les plantules ressemblent. Si l’endroit est mal nettoyé, vous risquez l’étouffement des jeunes pousses au profit des herbes locales, et vous ne pourrez pas différencier les deux.

Andriamanitra ange efa nampianatra ny zanak'israely fahiny hoe...« Aza fafazana voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao, fandrao samy ho lasa ho sazy ny vokatry ny voan-javatra nafafinao sy ny vokatry ny tanim-boalobokao. » (Deotoronomia 22:9)


Ary dia voalaza fa dia tena namokatra be marina tokoa ny zanak'israely ary dia natanjaka satria nandray ny torohevitr'i Jehovah....

Mbola maro no afaka tanisana, betsaka ny zavatra natoron'Andriamanitra ireo mpanompony fahiny fa taty aoriana ny nohamarinin'ny siansa ny fahamarinany....

69. RBNIR ( 03/04/2018 14:37)
tahakan'ny nambaran'i Jesosy momba ilay farihy Afo ihany izay voamarina fa trou noir ankehitriny e!
70. rhaj0 ( 03/04/2018 14:50)
RBNIR:
« Kibon'iza moa no nihavian'ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin'ny lanitra, iza no niteraka azy? » (Joba 38:29)

Job 38:29 From whose womb comes the ice? Who gives birth to the frost from the heavens
mouah ha ha... avy tany an-"kibo" HONO ny vongam-panala ee... iza izany no mi-pipi glace avy ao ambony ao?

Ary ilay "ao ambony ao" anie @ io dia hoe, "heavens" eee.... naninona no nadikan'i Andrianaivoravelona ho "lanitra" azany izany. Ndana antsoy indray ry Stahtam, dia hanontanio hoe, inona ilay "heaven" na "heavens" @ dikany orijinaly hebreo tao, 'shamayim' sa 'emic' sa 'khara'... fa dia io nabilabila ho tonga "lanitra" io no farany.
72. RBNIR ( 04/04/2018 11:48)
Itony koa mbola izy rhajo!

“ Tous les fleuves vont se jeter dans la mer, mais la mer n’est pas remplie. Les fleuves ne cessent de couler toujours vers le même endroit en suivant leur cours. ” — Ecclésiaste 1:7,

Hoy ianao izay hoe vohitra kely no mba fantan'ireo olona mpaminany nanoratra ny baiboly fahiny, ka tamin'ny fomba ahoana ary izany no namantaran'izireo hoe ireny fleuve ireny dia mirona mankany an-dranomasina daholo rhajo?????


Job.27:6 indray ireto...

Darby Bible
Il etend le nord sur le vide, il suspend la terre sur le neant.

King James Bible
He stretcheth out the north over the empty place, and hangeth the earth upon nothing.

Tamin'ny fomba ahoana no nahafantaran'ireo olona tao amin'ny "box kely" io tamin'izany fotoana izany hoe ity tany ity ange ka miantona eo ambonin'ny tsy misy fa tsy hoe misy fakany akory rhajo???? Ngah moa efa nisy satelitte tamin'izany na koa?????

Dia mbola hotohizana raha sitrapon'Andriamanitra e!
73. RBNIR ( 04/04/2018 11:49)
dia alefalefaso hoy aho fa i Jesosy ange tamin'ny taona 0 dia efa nanao description scenario mazava fa hisy trou noir iray lehibe handevona ny zavatra rehetra e (masoandro, kintana, volana ary ny tany.....
74. RBNIR ( 04/04/2018 11:54)
Louis Segond Bible Amos5:8
Il a créé les Pléiades et l'Orion, Il change les ténèbres en aurore, Il obscurcit le jour pour en faire la nuit, Il appelle les eaux de la mer, Et les répand à la surface de la terre: L'Eternel est son nom.

Vakio tsara io il appelle les eaux de la mer et les répand à la surface de la terre.....Vohitra kely hoy ianao (box kely) tamin'ny fomba ahoana no no namantarany an'izany ngah moa ireo tsy fohy fisainana....Ahoana no namantarany fa rano avy any andranomasina no misandrahaka manondraka ny tany?????
75. RBNIR ( 04/04/2018 12:01)
Job 36?:?27, 28
27 Car il attire les gouttes d’eau ;
elles filtrent en pluie pour sa brume,
28 de sorte que les nuages ruissellent,
ils tombent en gouttes sur les humains, abondamment.

Ngah moa tsy taty aoriana vao nahafantatra ny olona fa ny orana ange ka avy amin'ny rahona e????

http://education.meteofrance.fr/ressources-pour-les-enseignants/observer-et-mesurer/les-precipitations/comment-se-forment-les-precipitations
76. RBNIR ( 04/04/2018 12:12)
Lévitique 11?:?28
28 Et celui qui transportera leurs cadavres lavera ses vêtements, et il devra être impur jusqu’au soir. Elles sont impures pour vous.

Deutéronome 23?:?13
13 Il faudra qu’un piquet soit à ta disposition dans ton équipement*, et voici ce qui devra arriver : quand tu t’accroupiras dehors, alors tu devras creuser un trou avec lui, puis te retourner et recouvrir tes excréments.

Andriamanitra dia nampianatra ny olona :
- tsy hilalao faty....
- tsy hampihanaka ny exréments......
77. RBNIR ( 04/04/2018 12:27)
Izany rehetra rehetra izany anie science rhajo e! saingy efa taty aoriana be hoy aho ny olona vao nahafantatra an'izany......

Izaho izao isaky ny hariva amin'ny tele mahita fanentanana be dia be momba ny wc.....(ngah moa tsy isika no tokony nampianatra ny taloha fa tsy ny taloha no hampianatra antsika?????
78. RBNIR ( 04/04/2018 12:31)
Hoy i Jesosy hoe :

« Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra. » (Lioka 21:29)
« Raha hitanareo fa vao manaroka ireo, dia fantatrareo ihany fa efa akaiky sahady ny lohataona. » (Lioka 21:30)


Siansa ange izany rhajo e!
79. endriny ( 04/04/2018 12:32)
Odry ry tony, nanambany an’i RBNIR hono ilay lazaolana tsy voafangitra nataoko.

Aiza re izany e
80. RBNIR ( 04/04/2018 13:04)
1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924