Stephen Hawkins

21. RBNIR ( 23/03/2018 12:56)
Ity hono izany ny conclusion nataon'ingahy Stephen Hawking mikasika ny fandalinana ny trou noir..

Un espoir que Stephen Hawking résume par cette phrase que nous citerons en conclusion :

Ahoana ny hevitrao amin'io indrindra ilay teny farany hoe "à ce moment, nous connaîtrons la pensée de Dieu."

Mipetraka ny fanontaniana hoe tena tsy nino an'Andriamanitra marina v ingahy stephen Hawking sa ahoana e!
22. RBNIR ( 23/03/2018 12:59)
Un espoir que Stephen Hawking résume par cette phrase que nous citerons en conclusion : Si nous trouvons la réponse à cette question, ce sera le triomphe ultime de la raison humaine - à ce moment, nous connaîtrons la pensée de Dieu.
23. rhaj0 ( 23/03/2018 13:17)
Efa naboakako teto io ry RBNIR. Io efa ataoko en gras sy notsipihiko io fa ngo dia tsy hitanao indray. Io au complet ny resaka fa tsy tsindrotsindrohina toa io fataonao io.
Dia asa raha azonao ito fa dia eritrereto tsara ao mihintsy aloha.

"Before we understand science, it is natural to believe that God created the universe. But now science offers a more convincing explanation. What I meant by [size=15]'we would know the mind of God' is, we would know everything that God would know, if there were a God, which there isn't[/size]. I'm an atheist."
24. RBNIR ( 26/03/2018 06:24)
Dia mba ahoana indray koa aza no hanazavanao ny antony nandehanany ingahy stephen hawking hametrahan'ireo olona tanana in-4 tao vatican ireo?

Ny toky fitaka hoy ny ntaolo fa ny atao no hita....

Ka amiko izay hitako no inoko fa tsy izay resabe akory....In-4 ingahy stephen hawking no nitotototo tany vatican, ary ny fahitako azy dia mba hametrahana tanana no tena antondiany tany...
25. rhaj0 ( 26/03/2018 11:14)
RBNIR:
... ary ny fahitako azy dia mba hametrahana tanana no tena antondiany tany...

hi hi hi.. fahitaNAO RBNIR azy marina... Ny lojikanao RBNIR angaha moa tsy efa fanta-poko fanta-pirenena, fanta-tserasera eto :-)
Dia ity koa efa naboakako teto ryRBNIR aa... asa mihintsy ho'a hoe, mba toatoa ny ahoana ny famakin-dRBNIR ny resaka eto... sahala ny famakin-dRBNIR baiboly ihany?
Fa tsy maninona fa dia averina indray izany eee...

rhaj0:
aleo aloha hivanitika kely (@ hadalan-dry RBNIR sy ny tariny) indray, fa aoriana tohizana serieux ny resaka.

Dia nihaona t@ Papa ho'a i Stephen t@ androny. Fa hita(ko) t@ tarehin-dRAFransisy, fa vasoka be Rafransisy, fa i Stephen mantsy dia maneho foana ny maha-resaka varalila ny Finoana.

Dia nanatona i Fransisy, mangasihasy sahala @ ireny boaikely ireny. Dia nikimpy mafy toa constipé Rafransisy, ary loza rey olona fa dia hotry ny "nametra-tanana" re Ingahy rainy eee...
Tena ahatsiarovako an'i Gasy1zay sy ny "fametraha-tanany" ee...
pensée mazika, quand tu nous tiens...
Ntssss... angaha nisy inona akoriny??

Io foana no nilazan'i Mandela hoe, "useless" izany "vavaka" (@ Andmntra imazinera) izany, fa ampazahoy fanafody eee...
26. RBNIR ( 26/03/2018 11:56)
27. rhaj0 ( 26/03/2018 12:50)
Esy e ry RBNIR.. notsindrotsindrohana indray ny sary, ary TSY amina honneteté, dia TSY namena ny source an... Hita mihintsy nareo ry RBNIR fa Kristiana aa..

Fa TSY mi-citer source moa efa malhonneteté, fa ny ventin-dresaka ao @ WASHINGTON POST ee.. Eritrereto tsara fa Washington Post io fa tsy hoe blog mirediredy.

Inty ny source-n'ilay sary ry RBNIR, dia novakian'i Washington bantsilana ny malhonneteté-n'iilay Catholics Online Facebook. "This is not even a quality hoax, as hoaxes go." Fa dia mbola mitelina ihany ry RBNIR, ary dia manampy ny fanaparitahan'ny malhonneteté..
Bravo RBNIR. Voninahitra anie ho anao sy izay inoanao ao.


https://www.washingtonpost.com/news/acts-of-faith/wp/2018/03/21/no-the-pope-did-not-convince-stephen-hawking-to-believe-in-god-on-his-deathbed/?utm_term=.1504fda09a10
No, the pope did not persuade Stephen Hawking to believe in God on his deathbed
(...)
Hawking did meet Pope Francis at the Vatican — but in 2016, nearly two years before he died. The physicist didn’t request the visit; he went there as a member of a papal scientific committee, which he had served on since the 1960s, according to the Catholic Herald.

To public knowledge Hawking has never said he believes in God and has repeatedly said the opposite. He was in Rome that year to present his notion of the (ungodly) origins of the universe, just as he had presented lectures before three other popes in his role on the Papal Academy of Sciences, whose mission is “to honour pure science wherever it may be found.”
28. rhaj0 ( 26/03/2018 14:14)
Hono ho'a ry RBNIR
1- mba azonao ve ny resaky ny Washington Post io ambony io?
2- Dia raha mba azonao ihany izany, dia azonao ve ny malhonneteté anao io ambony io koa?
3- Dia raha mba azonao koa izany, dia azonao ve ny dikan'ny hoe honnetetehy intelektoaly, ka miaiky ny hadalany/hadisoany ny olona?

Sa tsy rahirahianao izany rehetra izany, fa satria ireo dia TSISY ao anaty Baiboly?
Sa ianao RBNIR koa tsy ho latsaka ambanin'i Bor2lais ohatra, ka asianao koa hoe:
Raiso @ izay tiana(re)o andraisana azy ao re ny zavatra lazaiko e !, na malhonneteté io na inona...
29. RBNIR ( 27/03/2018 01:26)
amin'ilay sary voalohany ange dia mikipy ery ingahy stephen hawking ry rhajo e!
30. RBNIR ( 27/03/2018 01:31)
manao clic droite dia manao copie l'adresse de l'image dia mahita ny source an'ilay image o!

colleo any amin'ny navigateuranao io dia hita e!
31. RBNIR ( 27/03/2018 01:39)
dia rehefa hitanao ilay image dia mbola manao clic droite ihany dia recherche une image avec google dia ho hitanao ilay lien source
32. rhaj0 ( 27/03/2018 03:43)
And yet, a Facebook hoax and thousands of gullible people refuse to let the physicist rest in oblivion.

inona no tsy azonao @ io fehezan-teny io ry RBNIR?
Mba hainao ve ny nataon'ilay "Catholics Online Facebook" nokianin'i Washington Post teo io?
Dia tena tsy takatrao ve fa ny fomba sy toetran'ilay Catholics Facebook no ataonao koa?

Ny mpanao gazety matihanina ao @ Washington Post no miteny an'io.
Mbo halalino ihany ny loharanom-baovao, hoe rehefa Washington Post, sy ny déontologie-ny, na koa hoe, iza no tompon'ny gazety sy ny firehany.

Hafa ny toan'ny "Catholics Online Facebook". Itony mba fitsindroky ry RBNIR moa ka dia...


Ny @ sary voalohany indray dia ... tena tsy ho azonao mihintsy ry RBNIR fa aoka @ izao. TEna avelako ianao (sy ny hadalanao) ao.



Fa i Stephen koa dia noraisin'i Queen Elizabeth. Nanolotra voninahitra ho noble an'i Stephen izy, fa aoka ihany fa misaotra hozy i Stephen, fa i Stephen koa mantsy gauchiste izay, ka tena tsisy ilavany izay nobilité any.
HOE : "CBE, such as Stephen Hawking, is not a knighthood. In 2008, Hawking revealed that he had been approached with the offer of a knighthood in the late 1990s and declined. "

Fa noraisin'i Obama koa izy, ary nekeny ny medaly amerikana
HOE : "Stephen Hawking, the physicist and Cambridge professor, has been awarded the Presidential Medal of Freedom, America's highest civilian honour by Barack Obama."
33. RBNIR ( 27/03/2018 07:27)
rhaj0:

Fa i Stephen koa dia noraisin'i Queen Elizabeth. Nanolotra voninahitra ho noble an'i Stephen izy, fa aoka ihany fa misaotra hozy i Stephen, fa i Stephen koa mantsy gauchiste izay, ka tena tsisy ilavany izay nobilité any.

Izany v rhajo???

Ary ny avy amin'ireto olona ireto ihany izany no tiany raha izany an???

34. RBNIR ( 27/03/2018 07:29)
Ny toky fitaka hoy aho fa ny atao no hita hoy ny ntaolo (ary tena hendry ihany ny ntaolontsika an!) :-)

Ny an'i Elizabeth tsy tiany (satria izy niteny tamin'i rhajo hoe gauchiste aho)

Fa ny an'ny hafa raisiny tsara e!

35. RBNIR ( 27/03/2018 07:30)
Atheiste aho hoy izy tamin'i rhajo (dia mino B) ery rhajo avy eo izy mikipy ery rehefa hametrahan'i Benoit tanana.....
36. RBNIR ( 27/03/2018 07:32)
Dia miziriziry ery i rhajo kely hoe aleoko atheiste satria i stephen (manampahaizana B sady reharehako atheist) fa aleo i RBNIR (illetré de Mcar) iantsoantso aho hoe tena velona ry zalahy i Jesosy ary miresaka amin'ny olona ankehitriny a!
37. rhaj0 ( 27/03/2018 12:17)
RBNIR:
i stephen (manampahaizana ...i RBNIR (illetré ...

tsara fa dia mba kôpy ihany ianao izany ee.. i RBNIR sy ny fanahin-jazan-garabolany anie atao ivanitihana fotsiny eto.

Tena tsy mba (mety) tonga saina (mihintsy) ve ianao ry RBNIR, fa ny tatatatanao (sy Hrnrn) @ tiroha nohara ohatra, dia tena resa-jazan-garabola? Dia tsy lojika ve raha izay fanahin-jazan-garabola izay dia miaraka @ ilay hoe, "pensée mazika, pouf pouf fa tena tonga dia mankatsy ny mankaroa", h@ masoandro-punaise, sy ny bibilava-miteny, ka h@ fotaka+rora manasitrana sy ny ampangotrahina dia endasina ny "fanahy" rehefa tsy tafiditra @ vodin-drameva.
38. RBNIR ( 27/03/2018 12:31)

rhaj0:

RBNIR:
i stephen (manampahaizana ...i RBNIR (illetré ...

tsara fa dia mba kôpy ihany ianao izany ee.. i RBNIR sy ny fanahin-jazan-garabolany anie atao ivanitihana fotsiny eto.

Tena tsy mba (mety) tonga saina (mihintsy) ve ianao ry RBNIR, fa ny tatatatanao (sy Hrnrn) @ tiroha nohara ohatra, dia tena resa-jazan-garabola? Dia tsy lojika ve raha izay fanahin-jazan-garabola izay dia miaraka @ ilay hoe, "pensée mazika, pouf pouf fa tena tonga dia mankatsy ny mankaroa", h@ masoandro-punaise, sy ny bibilava-miteny, ka h@ fotaka+rora manasitrana sy ny ampangotrahina dia endasina ny "fanahy" rehefa tsy tafiditra @ vodin-drameva.

Hatreto aloha mbola tsy nahita olona ankoatranareo sy endriny aho nanohitra an'ilay izy....I endriny aza otran'ny efa manomboka tonga saina fa hoy fotsiny izy hoe aleo hiraraka ny kintana vao hibebaka aho hoy izy.....

Saingy tara loatra e!
39. rhaj0 ( 27/03/2018 12:42)
Dia mba mivoaha tao @ io box-kely io ry RBNIR, ary aza mba manaiky ambakain'i Hrnrn ao intsony aa... Hainao ihany fa ny naha-tara anao t@ Hrnr, fa tena tsy t@ état normal ianao, fa maraimbe tsy ampy vazim-boana iny, dia tara dia raikitra ao h@ izao.

Tsy mba nandalo teny @ ENS ve ianao, dia mba nihaino ny fanazavan'i Charles ?

http://www.midi-madagasikara.mg/societe/2018/03/27/arivonimamo-la-construction-du-telescope-ska-avance-a-grands-pas/
40. RBNIR ( 27/03/2018 12:49)
rhaj0:

Dia mba mivoaha tao @ io box-kely io ry RBNIR, ary aza mba manaiky ambakain'i Hrnrn ao intsony aa... Hainao ihany fa ny naha-tara anao t@ Hrnr, fa tena tsy t@ état normal ianao, fa maraimbe tsy ampy vazim-boana iny, dia tara dia raikitra ao h@ izao.

Tsy mba nandalo teny @ ENS ve ianao, dia mba nihaino ny fanazavan'i Charles ?

http://www.midi-madagasikara.mg/societe/2018/03/27/arivonimamo-la-construction-du-telescope-ska-avance-a-grands-pas/

Ianao ange izao no taraiky e, ny olona efa i Jesosy mihitsy izao no mampianatra sy mampahafantatra....

Ny théorie misavoana efa nilaozana fa ny marina no iainana ry rhajo a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1232