Stephen Hawkins

101. rhaj0 ( 05/04/2018 00:46)
Lavabe ny lisitra maneho ny havoretran'ny Baiboly ry RBNIR, rahefa nohadihadian'ny mpanadihady azy ity Baiboly baibolinao ity.

Izaho tsy n/handany andro @ izany, fa inty ny lisitra raha te-hampiasa coco ianao.

http://skepticsannotatedbible.com/science/long.html


Mba hanajanao ny fikonetakao ry RBNIR, dia tsaratsara ho an'ny honneteté-nao raha vonjenao ny lohahevitra "Ny siansa arak'i RBNIR", fa tena TSISY resaka Stephen Hawking @ ireto.

102. RBNIR ( 05/04/2018 06:43)
eny ary dia ary indray izany isika manohy rhajo a!
103. RBNIR ( 05/04/2018 06:44)
fa izao: ho entiko any daholo ireto mba hampahiratra ny mason'ny ankizy (fantatro mantsy fa misy teny nandoto ny ranonao betsaka teto ka tsy te hierika intsony ianao :-)
104. endriny ( 05/04/2018 12:40)

RBNIR:

1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR


Mandehana aloha avereno ny kajy tamin’ny 4e fa tss
105. RBNIR ( 06/04/2018 06:31)

endriny:


RBNIR:

1) IQ Hawkins > IQ Singe
2) IQ Hawkins > IQ RBNIR


Mandehana aloha avereno ny kajy tamin’ny 4e fa tss

Ngah lasa misy valiny tokony hotadiavina indray ilay izy endriny????
106. endriny ( 06/04/2018 18:20)
Fa toa averinberinao ilay izy dia Gaga aho koa. Zavatra tsy misy valiny no terenao hisy valiny hoe: Fanambaniana.

Ka dia gaga hatramin’ny ganagana marina moa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1724