Inona aby ny sitrapo sy sitrak'Andmntra - ary inona aby no TSY izy

21. rhaj0 ( 06/03/2018 13:43)
Ny tian'i Gasy1ay lazaina ve, dia hoe:
1- "notafihan'i SAtana" Iratpkl Billy, ka nasiany ny "cancer, pneumonia and other ailments",
2- fa h@ naha-99 taona azy, dia tena "nametra-tanana t@ tenany" tao Iratpkl, ary dia tsy nety naty,
3- afa-tsy izy io tonga 99 taona io, izay vao nalain'Atra, araka ny sitrapon'Atra?
gasy1zay:
Mba milaza ny hevitro aho fa tsy zay ve ny forum e!
gasy1zay:
tsy anjarako no manontany hoe ahoana ny momba an'I Billy Graham Jesoa a!

Hay va re ka REVIREVIN'i Gassy1zay, ary azy azy irery ao fotsin yny resakany eto eee..
Sady TSY resany @ Jesosy izany, no TSY resa-Baiboly.
22. rhaj0 ( 06/03/2018 13:58)
Ny tena marina raha ny @ i GAsy1zay:
Hay va re ka REVIREVIN'i Gassy1zay, ary azy azy irery ao fotsin yny resakany eto eee.. Sady TSY resany @ Jesosy izany, no TSY resa-Baiboly.

Sady @ izay, dia mbola mameli-tena koa ny anao lahy... esy e ry Gasy1zay..

gasy1zay:
tsy anjarako no manontany hoe ahoana ny momba an'I Billy Graham Jesoa a!
gasy1zay - 05/03/2018 20:11:
...aza individualiste ohatran'io oa e!

raha ny marina, "egocentrique" fa tsy "individualiste" no tian'i Gasy1zay tenenina.
Sa tsy ho ahitsinao indray ny resakao ry Gasy1zay?
23. endriny ( 06/03/2018 14:12)
Sarotra aloha ny niteny hoe sitra-pon’Atra sa tsia.

Raha tsy ry zareo mpiresaka amin’Atra no manontany an’Atra rehefa miresaka aminy.

Fa asa na lasa any amin’ny helo io izao na any amin’ny paradisa
24. rhaj0 ( 06/03/2018 14:33)
endriny:
Sarotra aloha ny niteny hoe sitra-pon’Atra sa tsia.

tsY tokony ho "sarotra" ny miteny rehefa "mino" HONO ry Endriny aaa...

Fa raha iverenana ny fandehany dia...
rhaj0:
Ny zava-misy aloha dia (toa) hoe, AVC no nahavoa azy. Nisy bolongan-drà izany nanentsina ny lalan-drà ao @ ati-doha ao. Ka rahefa tsisy rà tonga any, dia maty ny sela ao. Indraidray raha voavonjy voatsabo haingana, dia mbola velona ihany izay voany, fa kosa, mety mitondra takaitra. Ohatra hoe, raha ilay lafin'ny ati-doha miandraikitra ny fijery no maty ny sela aminy, dia hanana olana @ fijery ilay olona avotra tsy matin'ilay AVC teo.

Fa ny @ Itpkl Tsilavina izany, dia tsy voavonjy (haingana) izy, ary dia iny lasana iny.

Ka tena "sitrapon'ny Ray" ve ny nahalasananany, sa TSY sitrapoNY?

Dia efa novalian'ny velona izany fa .. "Sitraky ny Avo" HONO eee...

25. gasy1zay ( 06/03/2018 14:52)

rhaj0:

Ny tena marina raha ny @ i GAsy1zay:
Hay va re ka REVIREVIN'i Gassy1zay, ary azy azy irery ao fotsin yny resakany eto eee.. Sady TSY resany @ Jesosy izany, no TSY resa-Baiboly.

Sady @ izay, dia mbola mameli-tena koa ny anao lahy... esy e ry Gasy1zay..

gasy1zay:
tsy anjarako no manontany hoe ahoana ny momba an'I Billy Graham Jesoa a!
gasy1zay - 05/03/2018 20:11:
...aza individualiste ohatran'io oa e!

raha ny marina, "egocentrique" fa tsy "individualiste" no tian'i Gasy1zay tenenina.
Sa tsy ho ahitsinao indray ny resakao ry Gasy1zay?

http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/individualiste/42662

Rehefa zavatra tsy voasoratra anaty baiboly toy ny fiainan'i Billy Grahama no resahina dia milaza ny hevitro aho araka ny fahitako azy, fa rehefa zavatra voasoratra ao dia miteny aho ary matetika manao copie/coller ny verset fa misy milaza matetika hoe mamorona hono zahay fa tsy voasoratra ao zany :)
26. rhaj0 ( 06/03/2018 15:18)
gasy1zay:
tsy anjarako no manontany hoe ahoana ny momba an'I Billy Graham Jesoa a!
http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/%C3%A9gocentrisme/28033?q=egocentrisme#27891
égocentrisme: Tendance à ne considérer que son point de vue et ses intérêts propres.

Avelao ho any ny @ Itpklh Billy, hozy Gasy1zzay, fa "TSY intérêt" an'i Gasy1zay izany, nefa i Gasy1zay ho'a @ io mba miresaka @ Jesoa ihany.

http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/individualisme/42661#wjWRiBcVWLqA7aF2.99
Individualisme: Tendance à s'affirmer indépendamment des autres, à ne pas faire corps avec un groupe.

Tsy "havana" @ Gasy1zay Iratpklh Billy, ka dia avelao ho any eee...
izay manjo azy any, an'azy ny azy, hozy Gasy1zay

Bravo Gasy1zay Kristiana :-)
27. gasy1zay ( 06/03/2018 15:34)

Efa novaliko teto oa fa sur 100% aho fa efa tonga any an-danitra izy izao isika miteny izao ka inona no hoe avelao ho any eo?
28. rhaj0 ( 06/03/2018 19:07)
Ka tsy mba antsafain'i Gasy1zay izany i Jesoa rahefa (mivavaka) miresaka iny ianareo.
Fa ny izizon'i Gasy1zay @ Jesoa dia izao "fiadanana, fahasalamana, asa tsara" ho an'i Gasy1zay izao ihany, ary izay foana ihany, izay foana hatrany.
(Tendance à ne considérer que son point de vue et ses intérêts propres.)
29. gasy1zay ( 06/03/2018 19:50)

rhaj0:

Ka tsy mba antsafain'i Gasy1zay izany i Jesoa rahefa (mivavaka) miresaka iny ianareo.
Fa ny izizon'i Gasy1zay @ Jesoa dia izao "fiadanana, fahasalamana, asa tsara" ho an'i Gasy1zay izao ihany, ary izay foana ihany, izay foana hatrany.
(Tendance à ne considérer que son point de vue et ses intérêts propres.)

aza matahotra i rhaj0 fa efa noteneniko taminy hoe mba reseo lahatra oa le namako rhaj0 iny mba ho gasy mafana fo amin'ny evanjely zay aty canada :)

Nefa ohatrany namaly izy hoe i rhaj0 hono tsy maintsy mamoha ny varavaran'ny fon'i rhaj0 vao afaka miditra izy.
30. rhaj0 ( 06/03/2018 20:07)
:-) f'angaha tsy nolazain'i Jesoa anao ry GAsy1zay hoe, ilay rhaj0 iny anie ka ... sirik'ilery mora foana ny absurdité sy incohérence @ kabarim-baiboly ao. Efa bebe ihany ny seraseristes nandadilady nitsoaka mitanjaka fa oainina beuh.. nisy izany Strong3 sy Maranatha na koa ry bor2lais azany niepoka tsy re intsony. i RBNIR io izao efa menamenatra @ hadalany ao fa nilingilingy miresaka tiroha nohara. Dia tsy nohamafisin'i Jesoa taminao koa ve, fa raha ny finoana-primitiva-nao Gasy1zay no velabelarinao lava eto koa, dia hivelabelatra eo tokoany moa ianao ry GAsy1zay? :-)
31. gasy1zay ( 06/03/2018 20:18)

Malahelo izy fa lanin'ilay vorona foana ny an'i rhaj0 ilay teny nafafy

32. rhaj0 ( 06/03/2018 20:28)
HOz'i Gasy1zay hoe, malahelo Izy "lanin'ny vorona ny teny nafafy", nefa toa TSISY mahare an'Azy mikôzy ho'a fa toa be tsy miteny angamba Izy ao izao... fa kôpy ihany anefa ny olona fa vatolahy sy vorona ny resaka eee... :-)
33. gasy1zay ( 06/03/2018 20:52)
hay kay tsy hain'i rhaj0 ilat parabole du semeur nataon'i Jesoa
34. rhaj0 ( 06/03/2018 21:03)
yep: tsy haiko. Fa hain'i Gasy1zay kosa ve ny mifampitohy @ izany, dia ny
"vatolahy sy vorona"?
35. gasy1zay ( 07/03/2018 14:37)

rhaj0:

yep: tsy haiko. Fa hain'i Gasy1zay kosa ve ny mifampitohy @ izany, dia ny
"vatolahy sy vorona"?

tsy haiko koa fa ito le izy : https://fr.wikipedia.org/wiki/Parabole_du_semeur
36. rhaj0 ( 07/03/2018 15:02)
hay ve izay izany fotsiny ee... Raha samy mi-parabole ihany, tena aleoko lavitra ny an'ny Ntaolo razako, izay hitako fa feno fahendrena kokoa

- Atsipy ny tady eny atandroky ny omby, atsipy ny teny eny am-po ny mahalala.
- Tsy misy tsy mafy ohatran'ny vato fa rehefa tsy miteny angerezan'ny vorona.
37. endriny ( 08/03/2018 16:16)
Fomba filazana Kristianina ny hoe: Nantsoin’ny Ray, ny Avo, Atra hody any aminy

Fomba Malagasy: Folaka, nody mandry, lasa any amin’ny varo tsy mifody, na nandao.

Fa ny zava-nisy dia iray ihany lasa razana. Fandaminan-tsaina samy manana ny azy.
38. gasy1zay ( 08/03/2018 18:04)

endriny:

Fomba filazana Kristianina ny hoe: Nantsoin’ny Ray, ny Avo, Atra hody any aminy

Fomba Malagasy: Folaka, nody mandry, lasa any amin’ny varo tsy mifody, na nandao.

Fa ny zava-nisy dia iray ihany lasa razana. Fandaminan-tsaina samy manana ny azy.

ireo tsy te hiala amin'ny fahotany zao mandamintsaina hoe tsy misy Andriamanitra, dia amin'zay na manota aza dia hoe tsy handalo fitsarana rahatrizay
39. rhaj0 ( 08/03/2018 18:58)
Ny an-dry Gasy1zay ve moa tsy vao hoe, raha vao "tsy misy Andmtnra" dia "manota" no dikan'izay.

Efa im-10 kely nohazavaina teto, fa ao @ bulletin de santé-nao ao anie ry Gasy1zay, dia misy case mila cocher-na hoe, "apte à vivre en société" va re ianao Gasy1zay io. Raha mbola minomino foana an'ireny pernoel, lutin, anjely, demony, ota mandoza, forona comme ça fotsiny, fara-andro boum comme ça koa, ... RAhefa minomino (foana) an'ireo dia mbola TSY apte à vivre en société ee....

Eritrereto tsara ao indray io k'lou azany eee... :-)
40. gasy1zay ( 09/03/2018 02:28)

Efa ambara foana i rhaj0 hoe liberté de réligion zany anie ka mahazo mino ny olona fa tsy hoe zay tsy mino dia tsy apte nao zany fa aza mamorona, ny amerikana aza hatramin'zao mbola miainga amin'ny In God we trust sa tsisy apte zany ry zareo reo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.475