Ny porofo fa misy Andrmntra

81. rhaj0 ( 01/03/2018 20:35)
Raha ny kely tadidiko an'orona eto, dia nisy ireo olombe t@ tanana, tena kaodikaody fa hotsahotsan'ny mamita-bahoaka Jesus fa mitono-tena ho Je Suis. Manakorotana ny filaminam-bahoaka izany, hozy ireo olombe. Dia nampanontany ny vahoaka mihintsy ilay Pilaty izy teo, ary dia, hozy ny vahoaka hoe, homboy. Dia izay.

Izay ve k'lou ilay izy fa tena nitsapa ny fahalalako koa aho io fa tsy ni-triche nijery gogola.
82. gasy1zay ( 01/03/2018 20:50)
Namaky ny nosoratan'i rhaj0 aho dia ireto no tonga tao an-tsaiko :

Fa ny teny ny amin’ ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’ izay ho very, fa herin’ Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.

fa izahay kosa mitory an’ i Kristy voahombo tamin’ ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin’ ny Jiosy ary fahadalana amin’ ny jentilisa,

83. rhaj0 ( 01/03/2018 20:58)
Fa inona hono ny antony nahafaty an'i Jesoa araka ny famakin'i Gasy1zay azy?
84. gasy1zay ( 01/03/2018 21:08)
Raha ny antony dia ireto no voasoratra :

lui qui a porté lui-même nos péchés en son corps sur le bois, afin que morts aux péchés nous vivions pour la justice; lui par les meurtrissures duquel vous avez été guéris.

Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c'est par ses meurtrissures que nous sommes guéris.

En lui nous avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la richesse de sa grâce

Momba ilay mifona indray dia :
Si nous confessons nos péchés, il est fidèle et juste pour nous les pardonner, et pour nous purifier de toute iniquité.

85. rhaj0 ( 01/03/2018 21:09)
akanga aloha fa tena io "tantarainao" io ve ry Gasy1zay no ao @ Baiboly?
86. gasy1zay ( 01/03/2018 21:29)
hahahaha andinin'ny ao amin'ny Baiboly daoly reo ry rhaj0 a! hatr@ faminaniana tao @ Testamenta taloha ka hatrany @ testamenta vaovao
87. rhaj0 ( 02/03/2018 01:26)
Rehefa manome citation, dia ampiarahina ny reference/source. Izany dia isan'ilay atao hoe haonetetehy intelektoaly.

Hitanao tsara io ny plagiat fataon-dry mpanongam-panjakana. Tsy nampianarin'i OMAR an'izany zareo. 'zafady fa tena tsy aritro izay.
88. RBNIR ( 02/03/2018 02:28)

rhaj0:

Ameo ISA hoe ry RBNIr?
Tena liana dia liana mihntsy aho eee... hoe FIRY ianareo ao?

Tsikaritro izao, fa itsy lohahevitra galakisia itsy, dia nisy efa ho 1000 mpamangy. Ny ekipanareo ve no nasain'i RBNIR nandalo teto, namaky ny demonstralation (vendrana) nataon'i RBNIR sy ny tirou nohary teto io?

« Aza matahotra, ry ondry vitsy, fa efa sitraky ny Rainareo ny hanome anareo ny fanjakana. » (Lioka 12:32)

P.S: lohahevitra trou noir : tsy fantatro izay mitsidika ao, fa ny zavatra hitako aloha hatreto ianao sy i endriny ihany no tena manohitra ao....
89. gasy1zay ( 02/03/2018 03:12)

rhaj0:

Rehefa manome citation, dia ampiarahina ny reference/source. Izany dia isan'ilay atao hoe haonetetehy intelektoaly.

Hitanao tsara io ny plagiat fataon-dry mpanongam-panjakana. Tsy nampianarin'i OMAR an'izany zareo. 'zafady fa tena tsy aritro izay.

Esaïe 53:5
Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c'est par ses meurtrissures que nous sommes guéris.

1 Pierre 2:24
lui qui a porté lui-même nos péchés en son corps sur le bois, afin que morts aux péchés nous vivions pour la justice; lui par les meurtrissures duquel vous avez été guéris.

Ephésiens 1:7
En lui nous avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la richesse de sa grâce

1 Jean 1:9
Si nous confessons nos péchés, il est fidèle et juste pour nous les pardonner, et pour nous purifier de toute iniquité.

90. endriny ( 02/03/2018 14:16)

gasy1zay:

fa izahay kosa mitory an’ i Kristy voahombo tamin’ ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin’ ny Jiosy ary fahadalana amin’ ny jentilisa,

Ry zareo mpanao sorona zanaka lahitokana marina moa! Raha izaho tsy hivavaka amin'izany mihintsy
91. gasy1zay ( 02/03/2018 15:18)

endriny:

gasy1zay:

fa izahay kosa mitory an’ i Kristy voahombo tamin’ ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin’ ny Jiosy ary fahadalana amin’ ny jentilisa,

Ry zareo mpanao sorona zanaka lahitokana marina moa! Raha izaho tsy hivavaka amin'izany mihintsy

Ka ho anao anie no namoizany ny zanany lahatokana e! Sady efa fantany fa manankery handresy ny fahafatesana izy ka
92. rhaj0 ( 02/03/2018 15:25)
Ilay tantara en direct ny fiainan-Jesosy no tiako ho fantatra ry GAsy1zay fa tsy ny spin nataon-dry Jean sy Pierre ary Paul, izay mbola abilabilan-dry Gasy1zay ihany koa aaa...

Toa izao no fahazoako ny tantara. Abilabilako kely koa hampamora ny fazahoana azy.:

1- ny olombe Jiosy t@ tanana dia nihevitra fa nanao blasphemy i Jesus satria manandra-tena ho "Je suis"... hoe, izy hono no Mpanjaka na koa hoe izy no Atra na zanak'Atra na toatoa izany. Raha ny fahitako azy, dia manitsaka ny fahefan'ireto olombe Jiosy izany Ilery. Ka dia hoe, ny fanafodiny dia vonoina i Jesuis.

Entre-pa fa nisy tantara ao @ Baiboly ao, ka ny fiarovan-tena naroson'i Jesuis dia hoe, izy hono anie ka mampivavaka eny @ Sinagaoga ary manaja tokoany ny fomba sy olombe Jiosy, ka misisisika izany ny toatoa ny hoe, inona no maha-kaodikaody anareo Olombe eo eee...

2- Dia nasisisisiky ry olombe Jiosy t@ Romana (sy Pilaty) hoe, Ilery hono manandra-tena ho Mpanjaka, kanefa i Roma no mpanjaka. Io izany dia toa ny hoe, hanao coup d'état Ilery ee...

Fa rahefa nanadihady i Pilaty, niresaka nivantana t@ Jesuis, dia nahita fa Tsy haninona tsy haninona akoriny Ilery, ka tena tsisy tokony hamonoana azy. Fa ry olombe Jiosy moa efa tapa-kevitra, ary dia efa voasasan-dreo ny saim-bahoaka.

3- Ary dia iny lasa niharan'ny FITSARAM-BAHOAKA iny i Jesuis.

ka io izany ny fahazoako an'ilay izy ry Gasy1zay. Inona @ io tantara (nabilabilako kely) io no DISO?
93. endriny ( 02/03/2018 15:46)

gasy1zay:

Ka ho anao anie no namoizany ny zanany lahatokana e! Sady efa fantany fa manankery handresy ny fahafatesana izy ka

Aza mirediredy re Tompoko, ny Martira tamin'ny 47 ny ahy no tiako satria izy ireo no nahafoy ny ainy ho an'ny tanindrazana

fa ny anao ity ilay Atra tsy nahafoy ny ainy, fa ny ain'ny zanany no nafoiny koa.

Asa raha hitanao tamin'ny vaovao vao haingana: Ankizy vavy iray nataon'ny fianakaviany sorona (Novonoina) mba hanasitranana ny zokiny lahy narary saina. Tany Inde io, ary dia nogadraina ny daholo ny fianakavian'ilay zaza natao sorona. Fa tsy hoe nandeha nivavaka tamin'ilay Fianakaviana Mpanao Sorona zanaka ny Firenena Indiana.
94. gasy1zay ( 02/03/2018 16:03)
Ny antony ny tsy nitiavan'ny mpanora-dalana azy aloha no ohatrany tsy ampy satria ilay antony nambaran'zareo tokoa io, fa ny marina dia :

1- nanankiana mafy azy ireo i Jesoa ( mpiatsara ivelatsihy, taranaka menarana )
2- Jesoa nanana hery sy fahefana tsy nanany ( nandroaka devoly, nanasitrana ny marary)
3- nanomboka nitombo ny olona nanaraka an'i Jesoa
4- ry zareo nahafantatra tsara ny faminaniana tao @ testamenta taloha ary ny vokany raha zay tokoa no izy
95. rhaj0 ( 02/03/2018 16:14)
Tsara fa azon'i Gasy1zay ny tantara.
Ka ny "mpanora-dalana' izany no niady fahefana t@ Jesoa.

Dia inona no idiran'izany @ ity pli-vava lavan'ny Krisitana ity, hoe:
"Jesoa no maty sy voakapoka noho i Gasy1zay" , na koa hoe "natao sorona ny zanakondry"???
96. gasy1zay ( 02/03/2018 17:01)
4-ry zareo nahafantatra tsara ny faminaniana tao @ testamenta taloha ary ny vokany raha zay tokoa no izy

97. gasy1zay ( 02/03/2018 17:10)
ka io anie ilay vaovao mahafaly resahina e! ny faminaniana tao @ testamenta taloha no efa tanteraka, satria i Jesoa ilay mpamonjy, zanak'ondry resahina eto

ito le faminaniana :

Esaïe 53:5
Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c'est par ses meurtrissures que nous sommes guéris.

ary ireo mpanora-dalana t@ zany dia mahalàla tsara fa tena nintsangana t@ maty i Jesoa saingy...natahotra ny vahoaka izy ireo dia naleony nafenina fa dia hoe nalain'ny mpianany ny faty...dia zay no nahatonga an'i Einstein (jiosy) tsy nino intsony fa toa ela be ilay mesia tsy tonga ihany, nefa efa tonga izy 2000 taona lasa zay
98. rhaj0 ( 02/03/2018 17:20)
1- Ka ry "mpanora-dalana" izany nahatakatra fa (mety) Jesoa no Mesia, satria mahafantatra ny "faminaniana" hozy Gasy1zay.
D'accord isika eto?

2- Ary dia nasisisisiny tany @ Pilaty (d'une facon ou d'une autre) hoe, tokony vonoina i Jesoa.
Mbola d'accord ihany koa isika eto?

3- Ary dia (d'une facon ou d'une autre) niharan'ny "Fitsaram-bahoaka" i Jesoa.
Mbola d'accord ihany koa isika ve eto?

=== Eny + Eny + Eny ve ny valin-teninao ry Gasy1zay???
99. gasy1zay ( 02/03/2018 19:38)

eny ary fa tohizo ny eritreritr'i rhaj0
100. rhaj0 ( 02/03/2018 20:07)
ok.. dia inona no ifandraisan'ny

1- "namonoana an'i Jesoa" satria niady fahefana t@ mpanora-dalana, dia ireto no nandresy

sy ny

2- Esaïe 53:5 Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c'est par ses meurtrissures que nous sommes guéris

Averiina indray: ny "mpanora-dalana Jiosy" no ni-persécuter an'i Jesoa, koa inona ity elastika miitatra h@ nos péchés sy ny nos iniquités??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145