Ny porofo fa misy Andrmntra

41. rhaj0 ( 27/02/2018 19:35)
efa mba nataoko en gras ihany ny parabole sy tsy parabole, fa tena toa hotry ny tsy hitan-dry Gasy1zay, fa dia ny akohokely no nirifatra nanenji-drehoka mitsaingotsaingoka ny voam-bary 144000.

Rasarasao dia hazavao aminay eto indray azany hoe io resa-BAiboly 144000 io ry Gasy1zay, fa toa mba mazava aminao izany izy io, hoz'ianao.

Dia hazavao koa hoe ny resak'i Endriny teo, hoe ahoana "ny zaza tsy vita Batista dia mbola tsy zanak’Atra"? Ka ianao ry Gasy1zay toa mahalala raha, ianao, hoz'ianao, miresaka Aminy ao moa? Izay ilay izy? fa dia mba izarao eee...

Dia mba ampifandraiso @ lohahevitra hoe, "porofo" ny fisian'izao Atra izao daholo koa izany rehetra, raha tsy manahirana.
Mba fangatahana ny ahy :-)
42. gasy1zay ( 27/02/2018 20:21)
ao anaty baiboly daoly anie ry zalahy ilay zavatra anontaniareo amiko fa tsy hoe za no niangaran'I Jesoa nazavainy an'ireo e! Tsy maninona moa fa tsara ny mifampizara e!

Traduction semeur : "Ils ont été rachetés d'entre les hommes pour être offerts comme des premiers fruits à Dieu et à l'Agneau."

Ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho an’ Andriamanitra sy ny Zanak’ ondry.

Azon'i rhaj0 ve izany? Ohatran hoe nandray karama voalohany i rhaj0 dia 144000$ ilay izy ohatra, tsy midika zany hoe iny no karaman'i rhaj0 mandritry ny fiainan'i rhaj0 fa isakin'ny paie dia mitomboka foana ...ary mety mitombo aza ,

dia tadidio fa ny famonjena nataon'i Jesoa ( Zanak'ondry) dia mandrakizay izany hoe ny vokany dia tsy voafetra fa mandram-piveriny dia valide foana , ny voalohambokatra fotsiny zany no 144000 fa ny vokatra rehetra dia... tsy nambarany ny isany.

Momba ilay zaza tsy vita batisa ndray dia izao : ny zaza noraisin'i Jesoa t@ ireo ohatra ireo dia zaza jiosy tsy vita batisa , io aloha ny nambarany fa arakarakao ihany io hoe ny zaza rehetra ve sa ny zaza vita batisa sa ny zaza jiosy?
43. endriny ( 28/02/2018 10:45)
Ary misy Atra koa aza ao anaty petrol. Dia izany no maha mpanakarena an-dry zareo Arabo
44. rhaj0 ( 28/02/2018 12:33)
gasy1zay:
Traduction semeur : "Ils ont été rachetés d'entre les hommes...

dia tena resy lahatra izany i Gasy1zay @ io kôzin'i Semeur io. Entre-pa fa mba ao anaty Baiboly ve i Semeur sa ingahibe lava robe tany ho any fotsiny.

Fa raha nihidy tao @ box-kely i Gasy1zay, dia normal beuh raha avy dia mino an'io. Fa efa misy interinety re izao ry GAsy1zay, ka dia mba ampiasao comme iil faut miaraka @ coco-nao izy io ee ...

Jereo ohatra Wikipedia hiaingana
https://en.wikipedia.org/wiki/144,000
144,000 is a natural number. It has significance in various religious movements and ancient prophetic belief systems.

Ary dia izao adala sy hendry rehetra izao dia namariparitra ny @ 144.000. Ao anatiny Ingahy Semeur (tsy) ao anaty BAiboly.

Dia rehefa ampian'i Endriny hoe 144.000$ ny petrole, dia hotry ny hoe, ry Endriny toa mananihany fotsiny. Nefa anie mamerina aminareo ny dose-na pile-nareo mpino adaladala ihany fotsiny no atao eee...
45. gasy1zay ( 28/02/2018 13:40)

endriny:

Ary misy Atra koa aza ao anaty petrol. Dia izany no maha mpanakarena an-dry zareo Arabo

ka io tany feno petrole io anie ilay tany kanana saika omen'Andriamanitra ny zanak'Israely fa ry zareo niodina t@ Andriamanitra avy eo tsy nino an'I JK dia lasa ampahiny amin'ilay tany fotsiny io azony zao io e
46. gasy1zay ( 28/02/2018 13:42)

rhaj0:

gasy1zay:
Traduction semeur : "Ils ont été rachetés d'entre les hommes...

dia tena resy lahatra izany i Gasy1zay @ io kôzin'i Semeur io. Entre-pa fa mba ao anaty Baiboly ve i Semeur sa ingahibe lava robe tany ho any fotsiny.

Fa raha nihidy tao @ box-kely i Gasy1zay, dia normal beuh raha avy dia mino an'io. Fa efa misy interinety re izao ry GAsy1zay, ka dia mba ampiasao comme iil faut miaraka @ coco-nao izy io ee ...

Jereo ohatra Wikipedia hiaingana
https://en.wikipedia.org/wiki/144,000
144,000 is a natural number. It has significance in various religious movements and ancient prophetic belief systems.

Ary dia izao adala sy hendry rehetra izao dia namariparitra ny @ 144.000. Ao anatiny Ingahy Semeur (tsy) ao anaty BAiboly.

Dia rehefa ampian'i Endriny hoe 144.000$ ny petrole, dia hotry ny hoe, ry Endriny toa mananihany fotsiny. Nefa anie mamerina aminareo ny dose-na pile-nareo mpino adaladala ihany fotsiny no atao eee...

https://fr.wikipedia.org/wiki/Bible_du_semeur
47. RBNIR ( 28/02/2018 13:55)
Tsapan'Andriamanitra marina tokoa fa dia tena misy karazana olona tsy mino raha tsy misy porofo rhajo!

Ary raha ny marina dia ny ankamaroan'ny olona mihitsy no tena tahaka an'izay satria Andriamanitra moa tsy hita maso koa!!!

Noho izany dia nanapakevitra Andriamanitra ka niteny tamin'ny olona Izy hoe...

« Mangataha famantarana amin'i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin'ny lalina ambany, na ho avy amin'ny avo ambony. » (Isa.7:11)

Nasainy nangataka famantarana ny olona ny amin'ny fisiany..

Saingy natahotra ny haka fanahy Azy ny olona rhajo! « Fa hoy Ahaza: Tsy hangataka aho, fa tsy haka fanahy an'i Jehovah » (Isa.7:12)

Dia voatery IZY Andriamanitra no nanome ilay famantaraka...

« Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ny taranak'i Davida: Ataonareo ho zavatra kely foana moa ny hanasatra ny olona, No dia hanasatra an'Andriamanitro koa ianareo ? » (Isa.7:13)
« Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela**. [*Na: zazavavy][**Na: Imanoela = Amintsika Andriamanitra] » (Isa.7:14)

Ny famantarana nomeny dia zazalahy Izay hateraky ny virijiny...

Dia tanteraka ny fanomezana an'io famantarana io taty aoriana....

« ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. [*Jesosy = Jehovah no Mpamonjy] » (Mat.1:21)
« Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazain'ny Tompo ny mpaminany* hoe: [*Gr. profeta dia olona voafidin'Andriamanitra ho mpilaza ny teniny] » (Mat. 1:22)
« Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isa. 7. 14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra. » (Mat.1:23)
« Ary Josefa, rehefa nahatsiaro tamin'ny torimasony, dia nanao araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo ary ka nampakatra ny vadiny. » (Mat.1:24)
« Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy. » (Mat.1:25)

JESOSY no Ilay famantarana nampanantenain'Andriamanitra....Rehefa mahita an'i JEsosy ny olona dia tokony iaiky fa tena misy marina tokoa Andriamanitra....

Hoy i Jesosy hoe : « Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay. » (Jao.14:8)
« Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray? » (Jao.14:9)

Fa inona avy no nataon'i JEsosy?
« Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teny aminy, fony Izy niantso an'i Lazarosy hivoaka tamin'ny fasana ka nanangana azy tamin'ny maty. » (Jaona 12:17)

Nanangana olona tamin'ny maty i Jesosy

Ankoatran'izay dia....
« Mahiratra ny jamba, ary afaka ny mandringa; diovina ny boka, ary malady ny marenina; atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara. » (Matio 11:5)

Ary ny tena lehibe indrindra dia « Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana; » (1 Korintiana 15:16)
« ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo; » (1 Korintiana 15:17)

Nitsangana tamin'ny maty i Jesosy ary niseho tamina vavolombelona maro samihafa mba hanaporofona amin'ny olona fa tena misy marina tokoa Andriamanitra mpanangana amin'ny maty ary tsy lainga akory ny fitsanganana amin'ny maty fa tena marina tokoa...

koa aza variana mitady lavitra re fa Jesosy no famantarana ny amin'ny fisian'Andriamanitra e! Fantaro Jesosy dia ho Fantatrao ny Ray..

Ankehitriny dia mifidy olona vaovao Izy hanehoany ireo zava-miafina ao amin'ny tenin'Andriamanitra, ato amin'ity lohahevitra ity ny porofo fa JEsosy dia tsy olombelona otrantsika fa raha mbola tsy nisy telescope, video satelite sns, dia efa nasehony tamin'ireo mpianany taloha sahady amin'ny antsipirihiny ny fomba handevonan'Andriamanitra ny lanitra sy ny tany...

http://forum.serasera.org/forum/message/m5a79aef620deb/180#m5a968774234ca

48. rhaj0 ( 28/02/2018 14:08)
Hay va re "baiboly nopasohina" ity iondanan'i Gasy1zay ity. Dia nopasohin-dry Semeur tao izany ny 144.000, ary dia kevoka ery i Gasy1zay fa "tena izy" hono ny fahalalany sy finoany, ary dia efa reko hatraty i Gasy1zay manokadoka fa ny Baibolin-tSemeur hono no "tena izy" aminy ao koa...
Mohaka tsy izany va?...
49. rhaj0 ( 28/02/2018 14:17)
RBNIR:
"Jesosy no famantarana ny amin'ny fisian'Andriamanitra..."
...arak'ilay efa resaka efalabe teto hoe:
Ary ny Baiboly no hanamarina ny Baiboly.
50. gasy1zay ( 28/02/2018 14:37)

rhaj0:

Hay va re "baiboly nopasohina" ity iondanan'i Gasy1zay ity. Dia nopasohin-dry Semeur tao izany ny 144.000, ary dia kevoka ery i Gasy1zay fa "tena izy" hono ny fahalalany sy finoany, ary dia efa reko hatraty i Gasy1zay manokadoka fa ny Baibolin-tSemeur hono no "tena izy" aminy ao koa...
Mohaka tsy izany va?...

efa hitadiavana traduction mba hoe accessible hoan'ny tsy mino i rhaj0 dia za ndray no lazainy fa ... Tsy maninona fa ilay voalohambokatra gasy koa anie mahalaza azy e! bon premice ao @ Louis second ary e!
51. rhaj0 ( 28/02/2018 15:29)
Dia ahoana ny "fipasohan'i Semeur" ny Genesisy ao ry Gasy1zay? Mety tsara koa ny fanazavana ilay "T@ voanalohany dia tsisy bika sy endriny ny Tontolo" an??

Ameko sopapa azany i Gasy1zay.

1- T@ voanalohany, dia i Andrmtna dia nihainohaino tamina [size=17]spot[/size] iray eo @ Tontolo.
Ka tena tsisy n'inon'inona t@ izany afa-tsy i Andrmntra en personne. Tsisy amas de matières izany, tsisy photons izany. Tsisy n'inon'inona. Rien. Nada. Nothing. I Andmntra IRERY no teo.

=== Izay ilay hoe, tena "tsisy bika sy endriny ny Tontolo" manodidina an'Andmntra, arak'i genesisy.

2- Ary dia tapa-kevitra Ilery fa tena tokony asiana something, fa tena irery Izy HONO izany eee... Ka dia nitehaka Izy, dia "niteny", ary dia tampotampoka teo, nisy toa ny vovoka lafarinina ho'a nihevaheva nanodidina an'ilery.

3- Ary dia nosambosamboriny ireto vovoka, ary dia novolavolainy ity izy, ho lasa bolongandongana tao, ary avy eo, ary dia nakapony t@ tanany tao ho'a, ary dia nisy "bang" izay "big" be nanakoako eraky ny Tontolo. Ary dia niparitaka nizara karatra ilay bolongandongana io. Ary dia izay no lasa galaksia an'alin-kisa, izay hitantsika mifanalavitra, ary manalavitra an'ilay [size=17]spot[/size] nisy an'Andmntra teo @ Tontolo, araka #1 io ambony io.

4. Fa ny tena mahavalalanina @ io, dia, teo @ ilay @ ilay [size=17]spot[/size] nisy an'Andmntra teo @ Tontolo, araka #1 io ambony io, dia teo @ io [size=17]spot[/size] io exactemà no nipotritra i Latera.

Izay ilay izy, ary tena izay no tian'i Genesisy lazaina, fa izany hoe, nitavozavoza fotsiny ny sekretera (tsy) nitapy masinina, na asa, lalodalovana satria i Andmntra rehefa mitantara ny exploit-ny dia mbola miteny @ "feo mahery" foana koa, ary dia io lasa mifamaofao be io ny resaka eee....

Fa efa nopasohan'i Semeur ilay izy ao ry Gasy1zay ooo??
52. gasy1zay ( 28/02/2018 16:10)
Ny tena marina dia i rhaj0 tsy mitady valiteny na fanazavana mba hanampy azy hino fa mba hotoeriny mba ahafahany tsy hino en paix, mety manenjika azy ngamba ny eritreriny fa tsy comblén'ny science ilay curiositeny fa hoy ny siansa hoe ndraso klongany fa ny anay mbola work in progress fa ny zafikelin'ny zafikelin'ny zafikelinao mety hahita mangirana ihany ( raha tsy mbola tonga ny apokalypsa )
53. rhaj0 ( 28/02/2018 16:32)
Dia tena TSY mety azon'i Gasy1zay, tsy mety mi-click aminy ho'a ny hoe Atheist sy Scientist eee... Heverin'i GAsy1zay fa toa azy daholo ny olona.

Efa in-10 kely angamba ity no notantaraiko teto, fa dia averiko indray, sao mi-click ihany ny coco-nGasy1zay @ ora faha-11.

Taloha, rahefa milalao baolina any Zambia ny US Cheminots, dia, t@ izany tsisy internety, tsisy tele mampita sary, ary na ny radio azany tsy nahavita nitantara mivantana. Ka dia ny tontolon'ny alahady iny ny fianakams dia mihainohaino sy miresadresaka. Efa ho ny alatsinainy, eritrereto tsara, ny alatsinainy ry Marius vao mi-telephone ary manome ny valin'ny baolina. Indraidray azany @ ilay vaovao @ 7 hariva iny mihintsy vao fantatra ny valin'ny baolina.

Dia inona ny idiran'izany @ resaka eto, hoz'i Gasy1zay?

Aleo tsapaina aloha raha mba misy mi-click iihany ao @ coco-nGasy1zay ao...
io hoe mbo valio ry GAsy1zay.. mba fangatahana ny ahy :-)
54. gasy1zay ( 28/02/2018 17:11)

Mety efa any amin'ny afobe ny siantista vao nivaoka ny valin'ny work in progress? satria efa vita ny match ?
55. gasy1zay ( 28/02/2018 17:27)
tohizako kely le ohatr'i rhaj0, nefa tsy hain'ny fianakams fa nisy mpijery tonga tao @ mahamasina ary efa mahafantatra ny valiny, nizara ny valiny hoan'ny hafa izy fa nisy nino nisy tsy nino fa dia hoe hiandry valiny rapitso @ TV Sport hono izy e!
56. rhaj0 ( 28/02/2018 17:43)
:-)
Ny alahady hariva, raha mbola tsy fantatra ny valin'ny baolina, dia ampatsotsotra ny resaka, dia ndao asisika anaty tantara azany isika roalahy izany eee..

- i Gasy1zay, tsy mahatombin-tsiraka, na saina na eritreritra na kibo, dia mivaralila ao ny patalohany, ary lasa miantsampy ary mino ireo Belazao, izay "mamoromporona" fa tena sitrak'izao Andmntra izao HONO ny handresen'ny Cheminots, satria betsaka ny "fambara", ary izay mihintsy koa no efa "voasoratra". Ao azany no "nangataka nivavaka" mihintsy, ary nilaza fa niresaka taminy HONO izao Andmntra izao, izay nilaza t@ feo mahery, comme d'habitude, fa 3-1 ny baolina. Dia sambatra béat ery i GAsy1zay io alahady hariva io.

- i Rhaj0 indray, ka tsy fantatra azany ny valim-baolina, dia tsy fantatra izany. Teboka miova andalana. Tsisy olana io fa ny kilalao fanorona no tohizana, ary mamy ny torimaso ny alahady alina, ary mazoto mifoha maraina ny alatsinainy, miandry izay ho lazain'i Marius Randranto eo, dia izay valiny eo dia izay izany. T@ ireny, dia tena tsy afa-bela t@ Zambiana mihintsy ny Gasy.
57. gasy1zay ( 28/02/2018 19:58)
Mapme be le raisonnement an'i rhaj0, ny valin'ny baolina tsy mampiova ny fiainanao, d'accord aho, fa raha misy ny afobe dia tena miantraika amin'ny fiainanao mandrakizay ny vokany, averiko ihany hoe zany probabilité 50/50 zany anie rhaj0 ka ambony be e! Ny lotto no mety hoe 1/1000000
58. rhaj0 ( 28/02/2018 20:43)
Asa ho'a mba ahoana ny famaky sy famalin'i Gasy1zay ny resaka eto eee...
Hoz'i Gasy1xay izany teo: "mety manenjika azy ngamba ny eritreriny..".
Dia nampitahaiko @ baolin'ny Cheminots, hoe, tena mitsilailay mihintsy dakoto ny eriteritray aa..

Efa lazaina foana fa ny Atheista sy Siantista dia TSY mikorapaka rahefa "tsy mahalala" na koa rahefa "diso". Realiste ny olona satria mahatakatra fa izay, "in progress" ny fiainana. Ka ny parabaolina @ baolin'ny Cheminots, dia na "tsy mahalala" ny score azany izaho, dia tsisy olana ho'a izany.

Fa ny Mpino toa an'i Gasy1zay no misahota-tsaina lava ao, satria "nampitahorina" ao @ Finoany ao, hany ka misavisavika tsy am-pisainana @ izay rehetra mampanantena azy filaminan-tsaina. Dia heveriny fa toa azy daholo ny olona.
59. gasy1zay ( 28/02/2018 20:54)

misahotan-tsaina ahoana ary ny kristiana, nareo no tsy mino hoe nilaza Jesoa hoe ny fiadanako no omeko anareo dia lazainareo fa mikorotantsaina zay? Efa teneniko i rhaj0 hoe rehefa mahatoky an'Andriamanitra ny kristiana dia tsy misy mampiasa saina azy tsony fa na inona na inona mitranga dia efa Jesoa no miady ho anay, raha maty moa zay latsahan'ny baomba dia tsy olana fa tonga dia mody any amin'ny Ray
60. rhaj0 ( 28/02/2018 21:15)
Tena sûr i Gasy1zay fa
- TSY matahotra fa ho endasina any @ "Afobe" an..
- TSy matahotra fa ho kitikitihan'ny "Devoly" an...
- TSY matahotra fa ngo dia tsy omby tafiditra ny vodi-fanjaitra rahefa matavin'ny "fiadanana" ao an...
- TSy matahotra fa ngo dia manaonao foana ao, na tsy mahavita ny nampianarin'i fantatrao-ihany, hany ka mahazo ilay vavabe hoe, "ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy"

Eritrereeto 1 minitra fotsiny fa zahay dia tena
- TSY matahotra mandeha sauna (izay inoanareo fa antichambre-n'ny afobe, sahona?)
- TSY matahotra an'izany mana-tandroka sy rambo izany, nefa toa olombelona sa hotry ny kisoa indray izy teo, sady miboridana no menamenabe
- Na lohan-drameva io na vodi-fanjaitra, na fanjaitran-drameva io na vodin'ny lohany, ivanitihanay gilady fotsiny
- TSY matahotra izao imazinera mampitahotra sy bevava rehetra izao
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4528