Ny porofo fa misy Andrmntra

21. rhaj0 ( 26/02/2018 19:03)
IO ve izany ry Gasy1zay dia araka ilay hoe, ara-pamaritana, dia :
Mino = Manaiky TSISY Porofo.

Ka dia TSISY POROFO izany ny fisian'Andmntra.

Izay izany izy io??
22. gasy1zay ( 26/02/2018 19:30)
ie io ny fiandohany e! Misy mitoriteny ianao ,tsy manana porofo ,fa dia mino ary manaiky hanantona azy. Avy eo rehefa miaina ilay izy ianao vao tsapanao ny fahamarinany.

Ohatran'i Abrahama hoa, nantsoin'Andriamanitra izy hiala amin'ny taniny, tsisy hoe nisy porofo nomen'Andriamanitra azy fa io ny firenena ho azony fa dia nino izy, dia rehefa nino izy dia nisy ny firenen' Israely. Ka hisy hilaza foana hoa hoe tsy noho Andriamanitra zany ny firenena Israely fa zay mino dia manaiky, izay tsy mino tsy manaiky.
23. rhaj0 ( 26/02/2018 19:34)
okey dokey...
1- MAnaiky-TSISY-Porofo HONO izany ry Gasy1zay aloha,
2- fa avy eo, dia "marina-MISY-Porofo" ihany kay ity inoany ity.

Izay izy io?

Dia ilay porofo izany, dia araka ny efa napetraka teto ihany hoe...

POROFO 1, ary i Gasy1zay mihintsy no vavolombelona:
Nisy fotoanany i Andrmntra en personne, eny, "en personne", dia tena niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy azy HONO. Fa @ io fotoana niondrehany io indrindra, en même temps et exactema, atsy @ mil kilometres je m'en fous, dia nisy ity zazakely syriana, matin'ny baomba narotsak'i Assad. Syriana kristiana ilay ankizikely. Fa tena naleon'izao Andrmntra izao HONO niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy azy HONO.

Ary dia io "voatahy" io i Gasy1zay: fiadanana, fahasalamana, asa tsara... = "porofo"
Ary dia ilay zaza syriana (kristiana) nijafajafa talohan'ny nahafatesany; efa maty = "porofo"

24. gasy1zay ( 26/02/2018 19:39)
Raha ny tenin'i Jesoa no dinihana dia ny fahagagana sy ny asa vintany notokony porofo inoantsika azy :
Minoa Ahy fa Izaho ao amin’ ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza.

Mbola manao fahagagana izy hatr@ zao ka ireny fahagagana ireny dia tokony hitarika ny olona hino

25. rhaj0 ( 26/02/2018 19:47)
1- Ka ny asan'i Jesoa ao @ baiboly (matio/marka.. IHANY ve no INONAO ry Gasy1zay?
2- Sa ny asan'i Jesoa aminao ao koa, ka nahitanao fiadanana, fahasalamana, asa tsara, ary nahitan'ilay zazakely syriana kristiana fahafatesana t@ baomban'i Assad?

1, sa 2, sa 1 sy 2??? Mbo valio re ry Gasy1zay fa tena ... miankina aman'aina ito an.. :-)
26. gasy1zay ( 26/02/2018 20:13)
Fa maninona aloha no lazain'i rhaj0 fa asan'Andriamanitra ny famonoan'olona ataon'i Assad e! Raha miteny aho hoe tombony hoan'ny kristiana ny fahafatesana tsy midika hoe Andriamanitra no mamono ny kristiana ka.

Le voleur ne vient que pour dérober, égorger et détruire; moi, je suis venu afin que les brebis aient la vie, et qu'elles soient dans l'abondance.

Aza adino hoa fa misy fahavalo tsy hita maso sy tsy azo porofoina koa, i rhaj0 zao dia miasa maina ho azy amin'ny resaka ataony eto.
27. rhaj0 ( 26/02/2018 20:22)
Ka raha toa ka
1- nilaozan'i Andmntra niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, nefa ny zazakely Syriana Kristiana atsy mijafajafa,
2- Kristiana zanak'Atra ilay mijafajafa, nefa i Atra @ io supposé hoe omni-potent/scient/present, sady mbola nampian'i Gasy1zay indray hoe, "suis venu afin que les brebis aient la vie"

Dia ahoana no tsy hitenenana kosa hoe (tsy) asan'Andriamanitra ny nitranga, na t@ Gasy1zay, na t@ ilay zazakely??
28. gasy1zay ( 26/02/2018 20:31)
Voalohany aloha dia ny Andriamanitra inoako, inoanay Kristiana dia Omnipresent ry rhaj0 a! Tsy hoe namangy ahy izy dia tavela ny kristiana any antoeran-kafa, fa io moa zany rehefa tsy mino ianao dia zay tianao inoana ihany no ambaranao e!

Faharoa, ianao ve mahalala ny vavaka nambaran'ilay zazakely no milaza fa tsy mihaino vavaka Andriamanitra? Ao amin'ny baiboly anie nisy nivavaka hoe esory amiko ny aiko e! Ka raha nivavaka ilay zaza na ny R+R hoe one ne veut plus vivre la guerre ka maty izy, dia nivaly ny fivavany sa tsia? Ny maritiora fahiny anie tena nidera an'Andriamanitra mintsy rehefa novonoina e! Fa tsy nihaino azy ve Andriamanitra? Amina(re)o tsy mino ngamba dia zay tokoa fa aminay Mino dia hoe vita ny adiny ary tafahoana amin'ny Tompo izy.
29. rhaj0 ( 26/02/2018 21:06)
hi hi hi... ka "tonga sahala @ mpangalatra" ny baomban'i Assad..
Iza no nianarany raha tsy Andmntry ny Baiboly ihan yee

Dia aiza no hananan'ny ZAZAKELY fotoana ny hivavaka izany?? Tena TSy mampihomehy intsony ity ry GAsy1zay!

i Andmntra izao mbo tokony mahafantatra ny tokony atao(NY), loza rey olona fa nilaozaNY niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay..

Fa aza dia asiana mafy kosa ho'a ireo Zazakely (sy ny RaR)-ny eee.. Lazaovy hoe, toatoa ny fataonay ito ambany ito ny TAntara eee... Hoe tena efa nikezaka ihany i Andtrmna, rahefa avy "niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay", fa mety tara fotsiny Izy izany eee...

fanihaniana ny ankisy rahefa noely:
Mody mitangorona eo ambaravarankely zahay lehihe, dia mody hoe:
- "O rankizy aa... iny i PN!!.. Faingàna fa nareo ilaozanareo milalao any an'efitra fotsiny tsy niandry"
Dia rehefa tonga nihazakazaka ny ankizy, dia mody hoe:
- hheeee... efa lasa izy.. iny dila ambadiky ny hazo iny.
- ka mbola andeha hanenjika an'ilay Zaza syriana kristiana (darofan'i Assad baomba) izy eee..
.
30. gasy1zay ( 27/02/2018 13:51)

rhaj0:

Fanga moa tsy efa aman-taonan'ny maro ny ady any siria no hoe tsy manampotoana hivavahana aona e? Io anie hoa rehefa nahatahiry ny finoana ka mody any amin'ny Ray dia nandresy izay na dia maritiora nohanin'ny liona tao colisé aza, na dia maritiora navarina teny ampamarinana aza, na dia maritiora nodorana velona aza, na dia kristiana nozeran'ny baomba aza. Ianao tsy mino ny fiainana mandrakizay no sahirana amin'zany satria ny anao ny fahasambarana dia eto an-tany ihany.
31. rhaj0 ( 27/02/2018 14:02)
rhaj0:
hi hi hi... ka "tonga sahala @ mpangalatra" ny baomban'i Assad..
Iza no nianarany raha tsy Andmntry ny Baiboly ihan yee

Dia aiza no hananan'ny ZAZAKELY fotoana ny hivavaka izany?? Tena TSy mampihomehy intsony ity ry GAsy1zay!

i Andmntra izao mbo tokony mahafantatra ny tokony atao(NY), loza rey olona fa nilaozaNY niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay..
gasy1zay:
Fanga moa tsy efa aman-taonan'ny maro ny ady any siria no hoe tsy manampotoana hivavahana aona e?

Eny ho'a eee... Raha matimaty mijalijaly any ilay ZAZAKELY, tsipihina tsara, zazakely, dia ny (tsy) ataony ihany no mahavoa azy ao HONO eee : izany no rezonema-ndry Gasy1zay. Ary tena @ ara-kitsiny mihintsy raha manokana minitra na ora ho an'i Gasy1zay izao Andrmntra izao, ka niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, satria i Gasy1zay dia "mahay" mivavaka.

Dia aza mba Kristiana badrahodra "tsy mahay mivavaka" ihany ho'a eee...
- TSy vitan'ny TSy mba ampazahoan'izao Andmntry ny Kristiana izao,
- fa mbola latsalatsain'ny Kristiana-préféré niangaran'izao Andmntry ny Kristiana izao koa.
32. endriny ( 27/02/2018 14:43)
Porofoy fa misy ny tsy misy?
33. gasy1zay ( 27/02/2018 14:52)

Fa iza no mandatsa eto e! sa i rhaj0 no mandatsa ireo tsy navotan'Andriamanitra dia milaza azy hoe badrahodra? Amin'ny kristiana ny olona nitahiry ny finoana hatr@ fahafatesana no mpandresy fa tsy badrahodranao zany, amin'i rhaj0 zany i Rasalama martiora dia badrahodra fa tsy novonjen'Andriamanitra?

Ny kristiana dia ny fiainana mandrakizay no tanjona ka raha afaka misafidy aza hoe afaka miakatra dieny zao dia tsy misy misalasala fa faly hahita ny Tompo, hitoetra eo an-kavanan'ny Ray.

Ka ny an'i rhaj0 dia ny zaza kristiana maty hono mahaontsa azy nefa izy lasa any amin'ny paradisa tsisy ranomaso sy aretina intsony. Ny olon-dehibe maty tsy manana an'i Jesoa alahelovana fa ireny no tena maty @ ilay fahafatesana faharoa.
34. rhaj0 ( 27/02/2018 15:07)
rhaj0:
... aiza no hananan'ny ZAZAKELY fotoana ny hivavaka izany?
gasy1zay:
... hoe tsy manampotoana hivavahana aona e?

"mandatsa" no dikan'izany..

rhaj0:
Kristiana badrahodra "tsy mahay mivavaka"

Ts'haiko raha "mandatsa" ny dikan'io, fa raha izay azany dia manao azafady. Ny tiako lazaina dia "tsy mahay" ilay Kristiana, k'atao ahoana azany, izay no voamasony dia izay no aniriny ao.
Tsy mahay = badrahodra.
Fa ny an-dry Gasy1zay, efa pehany hoe, "tsy manao comme il faut" ilay zazakely, fa mbola hidingidinginan'i Gasy1zay @ izao "fiadanana, fahasalama, asa tsara", cadeau avy @ Atry ny Kristianany izao, nefa ilay ZAZAKELY @ io azany efa maty, fa voan'ny non-assistance de personne en danger avy @ omnipotent-omniscient-omnipresent
35. gasy1zay ( 27/02/2018 16:02)
tsy azon'i rhaj0 mintsy ilay izy e! izao ary e, ohatra tsotra ity ka na olona tsy mahay na badrahodra aza tokony mba hahatakatra ny valiny :

Eritrereto hoe misy mpanjaka iray manana ny zavatra rehetra ary manana lapa lehibe, dia mandeha izy nitsidika ny olony, nifanena t@ zaza kamboty sy mahantra ary fadiranovana izy.

iza amin'ireto action ireto ary no tena tsara sy mahasoa ilay zaza?

a) Nomeny sakafo ilay zaza dia nomeny ankanjo sy vola fa saingy navelany teo amin'ny toerana misy azy

sa

b) onena izy nahita ny fahorian'ilay zaza ka nentiny tany amin'ny lapany ilay zaza ary navelany honina hiaraka aminy tao amin'ny lapa

Valio ary hoe iza amin'ireo no tsara kokoa hoan'ilay zaza?
36. rhaj0 ( 27/02/2018 17:09)
Dia hoe, rehefa "maty" ireto Zazakely, dia, automatiquement lasa, na nentin'izao Atra izao, any @ paradisan'ny Kristiana (lapaben'ny mpanjaka)??
Dia nefa anie, vao teo vao teo mihintsy ilay Zaza no nolatsain'i Gasy1za,y fa TSy mba nanokana fotoana nivavaka, hany ka dia voadarok'i Assad eee...

ntsss... dia f'angaha koa ho'a tsy misy criteres be dia be vao tafiditra any eee ??? Ny lohan-drameva sy vodin-fanjaitra santionany.

io ho'a afangarogaroin'i Gasy1zay ao foana ny "finoana primitive"-ny sy ny "resa-Baiboly" eee... Ilay Baiboly ho'a amin-dry Gasy1zay dia:
1- tsy vitan'ny tsy vakian-dry Gasy1zay (oh: Genesisy),
2- no adikany vilana izay mba vakiany,
3- na koa amoromporonany ao (oh: fanahy hono ny fofon'aina)
4- ary dia kitsahiny @ "finoana primitive"-ny ny resaka efa mazavabe ao (oh: automatique tsy mila critere ny paradisa, fa rehefa eo ampivavahana hono i Gasy1zay ka maty, tonga dia paradisa)

Fa tsara fa tohizo ireo ry Gasy1zay aa... ao ianao hitan'ny ankizy sy ny havanao ao...
Rahefa maromaro ny toa anareo ry Gasy1zay (sy ry RBNIR mbamin-dry Miharena), dia vao mainka tsara, fa lasa ny ankizy ee... :-)
37. endriny ( 27/02/2018 17:35)
Ary Ahoana ilay hoe ny zaza tsy vita Batista dia mbola tsy zanak’Atra?
38. gasy1zay ( 27/02/2018 17:38)

rhaj0:

Dia hoe, rehefa "maty" ireto Zazakely, dia, automatiquement lasa, na nentin'izao Atra izao, any @ paradisan'ny Kristiana (lapaben'ny mpanjaka)??
Dia nefa anie, vao teo vao teo mihintsy ilay Zaza no nolatsain'i Gasy1za,y fa TSy mba nanokana fotoana nivavaka, hany ka dia voadarok'i Assad eee...

ntsss... dia f'angaha koa ho'a tsy misy criteres be dia be vao tafiditra any eee ??? Ny lohan-drameva sy vodin-fanjaitra santionany.

io ho'a afangarogaroin'i Gasy1zay ao foana ny "finoana primitive"-ny sy ny "resa-Baiboly" eee... Ilay Baiboly ho'a amin-dry Gasy1zay dia:
1- tsy vitan'ny tsy vakian-dry Gasy1zay (oh: Genesisy),
2- no adikany vilana izay mba vakiany,
3- na koa amoromporonany ao (oh: fanahy hono ny fofon'aina)
4- ary dia kitsahiny @ "finoana primitive"-ny ny resaka efa mazavabe ao (oh: automatique tsy mila critere ny paradisa, fa rehefa eo ampivavahana hono i Gasy1zay ka maty, tonga dia paradisa)

Fa tsara fa tohizo ireo ry Gasy1zay aa... ao ianao hitan'ny ankizy sy ny havanao ao...
Rahefa maromaro ny toa anareo ry Gasy1zay (sy ry RBNIR mbamin-dry Miharena), dia vao mainka tsara, fa lasa ny ankizy ee... :-)

mba mamakia baiboly Genesisy hatr@ Apokalipsia fa tsy mandray toko sy andininy mahafalifaly anao ao rhaj0 a!

Ao fa rariny raha mila fanampiana ianao fa ianao tsy mino, ahoana hoy ny baiboly momba ny zaza?

Mat 19:14 Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an’ ny toa azy ny fanjakan’ ny lanitra.

Mat 18 : 1 Tamin’ izany ora izany dia nankeo amin’ i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ ny fanjakan’ ny lanitra?
2 Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
3 ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova hianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra mihitsy hianareo.

ka mamorona ndray ary ve za sa makany an-danitra ny zazakely e? Tsy hoazy ve hono ny lanitra sa tsisy an'ireo ny baiboli'ny tsy mino?
39. rhaj0 ( 27/02/2018 18:45)
okey dokey.. Ireo zazakely gasy maty isaka ny 12 minitra izany (tsy parabole), sy koa ireo "zaza (tsy) vita batisa" koa nefa maty, dia any @ paradisa DAHOLO, hozy i Gasy1zay, rahefa avy notsindrotsindrohany ny resaka (parabole) tetsy sy teroa tao @ BAiboly tao.

Ka misy toerana ho anao intsony ve izany any ry Gasy1zay? 144.000 no seza ao (tsy parabole).

kay moa, afaka hitarina hoe (parabole),
- TSy mora @ mpanankarena mitaingina rameva ny miditra ny vodi-fanjaitra,
- fa mora ho an'i Gasy1zay ny manao sain-jaza (tsy parabole), fa tonga dia .. baolina ggoooooaaalll... :-)
40. gasy1zay ( 27/02/2018 18:46)
mbola tsy mazava foana ve hatr@ zao ilay 144000? ny témoin de jehovah aza anie efa niova hevitra ny amin'iny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.7551