Ny porofo fa misy Andrmntra

101. rhaj0 ( 02/03/2018 21:03)
Ampiako kely i Gasy1zay.

Jesoa dia "blessé sy brisé" io andro ny-crucifier-na Azy io; ireo olobe Jiosy sy/na ireo vahoaka jentilisa no nanadrohadro sy nanitrikitrika an'ilay nitono-tena ho Mpanjaka, ary dia voatoraka voatabia tao Jesoa.

Dia "pour nos péchés" @ ahoana azany re ry Gasy1zay ny naha-"blessé sy brisé" an'i Jesoa tao io izany???

péchés an'iza??? tena itarin-dry Gasy1zay ara-pli-vava mihitsy hoe, péchés-n'i Gasy1zay.
Izany tokoa ve???

averiko indray: dia inona ho'a no ifandraisan'ireto:

1- "namonoana an'i Jesoa" satria niady fahefana t@ mpanora-dalana, dia ireto no nandresy

sy ny

2- Esaïe 53:5 Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c'est par ses meurtrissures que nous sommes guéris

102. gasy1zay ( 02/03/2018 21:52)

rhaj0:

Ka i rhaj0 anie anisan'ny tsy mino hoe izy ilay mesia e, dia i rhaj0 zao le anisan'ny voafitaky ny mpanoradalana t@ zany hatramizao , eritrereto fotsiny hoe ahoana no nitranga raha tsy nanome tsolotra ireo miaramila ireo fa dia nanambara ofisialy hoe nitsangana t@ maty i Jesoa?
103. rhaj0 ( 02/03/2018 22:01)
Tsy hitako ny hidiran'ny resaka @ maha-Mesia na tsia an'i Jesoa eto.

Na Mesia Jesoa na tsy Mesia i Jesoa, dia, raha ny fahitako azy, dia
- ny "namonoana" an'i JEsoa, nanaovana sorona azy HONO, na koa, ny naha-"blessé sy brisé" an'i JEsoa,
- dia ny nataon'ny Mpanora-dalana,
- fa tena TSISY idiran'izay "NOS péchés sy NOS iniquités" izany.

I Jesoa ve ho'a
- no nasosoky ny Mpanora-dalana, koa na ny Mpianany azany tsy nanafina azy [size=7](toa an'i TGV tany @ frantsay)[/size]
- no voatoraka voatabia, voan'ny "fitsaram-bahoaka",
- dia ny OTAN'i GAsy1zay HONO no nahatonga izany??
104. gasy1zay ( 02/03/2018 22:18)
1 Corinthiens 1:18
Car la prédication de la croix est une folie pour ceux qui périssent; mais pour nous qui sommes sauvés, elle est une puissance de Dieu.

ka tsy azoko hoe inona ny hiadian-kevitra raha tsy mino i rhaj0, tsy aleo ve mody dia samy manao TGIF :)
105. rhaj0 ( 03/03/2018 21:27)
gasy1zay:
...voafitaky ny mpanoradalana t@ zany hatramizao..

kôpy ihany izany i Gasy1zay fa ny "mpanora-dalana" no nanao ny nataony tao, ary dia matin'ny fitsaram-bahoaka (jentilisa) tao Jesosy.

- Ka "maty noho ny fitaky ny mpanora-dalana ary niharan'ny fitsaram-bahoaka" i Jesoa,
.......f'izany hoe, nasesika tao an-dohan'i Gasy1zay, ary tsy afaka intsony..
- fa "maty noho NOS péchés sy NOS iniquités" (an'i Gasy1zay en particulier) HONO i Jesosy

Torak'izany koa efa h@ Genesisy, araka ilay lazain'i Endriny hoe,
- i Eva no nanao ny nataony niaraka t@ izao Bibilava (miteny) izao HONO,
- ary dia ny mpianakavy (kristiana) rehetra taty aoriana no nihinan'ny angotany.

TSisy "adi-hevitra" ireo ry Gasy1zay fa mba mankalaza ny ao an-dohanao fotsiny eee..
Dia mba jejojejo rehefa ankalazaina ry Gasy1zay aaa... :-)

Entre-pa fa ny vendiredihy Zoliha ka TSY ao @ Baiboly an... sa "manota kely" i GAsy1zay, fa efa "hibebaka sy hifona" ihany r@ Alahady?
106. Miharena ( 05/03/2018 07:56)
Salama indray.

Efa mba manomboka manadihady Rhaj0 momba io fahafatesana/fitsanganana io.

Na Mesia na tsia Jesoa dia maty IZY ary nitsangana, izany hoe tsy maty IZY fa nampahalalaina teo ny lalan'ny velona ka manaiky hiara-hiaina AMINY.

Mila tsaroana fa IZY niteny mazava teo am-pivavahana fa ireo Apostoly 11 dia hiaraka AMINY afa-tsy Jodasy Iskariota izay efa nisafidy ny tsy hanaraka AZY any amin'ny Fanjakana.

Fa eo ihany isika, raha dinihina ilay namadihan'i Jodasy AZY dia satria mety nieritreritra Jodasy hoe tena Mpanjaka ambony tokoa Jesoa dia nihevitra izy fa ho lasa tandapa matanjaka be rehefa tonga eo amin'ny Fanjakany Jesoa nefa hay tsy izay no niseho fa ny fitoriana ny Fanjakany any an-danitra no noresahan'i Jesoa fa tsy ny fanjakana eto an-tany. Dia kivy ilaiaka dia nataony izay hamonoana an'i Jesoa.

Dia rehefa nitsangana Jesoa dia hita hoe tsy teo intsony Jodasy niresaka Taminy fa dia nananton-tena satria hoe aza mahita izay tsy ho hitako aho hoy izy angamba. I jodasy moa dia mety tena mpanaraka ny Soratra ary mahalala tsara fa ho tonga tokoa ny Mpanjaka tamin'io vanim-potoana io dia nila voninahitra no nety nanarahany an'i Jesoa tamin'izany.

Fa ny Mpanora-dalana moa dia nanontany an'i Jesoa hoe inona izany fampianarana ataonao izany, ary nahazo valiny hoe : Efa nitory aho tao amin'ny Synagoga ary efa niteny teny rehetra teny Aho fa nahoana no manontany Ahy indray ianareo? Dia io no nahasosotra an-dry zareo ireo dia novonoiny ny Tompo. dia rehefa nitsangana dia nokaramaina indray ny miaramila tsy niteniteny fa afa-baraka loatra angaha..
107. rhaj0 ( 05/03/2018 12:35)
Miharena:

Ka tena azonao izany ry Miharena ny fandehanny Tantara tao moyen-orient tao @ taona 33.

Dia lazao eto azany hoe, inona no ifandraisan'ny
1- io tantara io. araka ny notsipihinao, nahasosotra an-dry zareo (Mpanora-dalana) ireo dia novonoiny ny Tompo.
SY NY
2- "maty noho ny NOS péchés sy NOS iniquités" ny Tompo???

Tena tsy mety azoko ny fifandraisan'ireo 1 sy 2 ireo. i Gasy1izay tonga dia manentsina pli-vava ilay 2 foana, tsy ampifandraisany @ izay tantara tena niseho t@ an 22 tao, asa mihntsy hoe fa maninona loatra..
108. gasy1zay ( 05/03/2018 15:01)

Tsy azon'i rhaj0 mintsy hoe tsy "ara-dalàna" ny nanombohana an'i Jesoa t@ hazo fijaliana t@ zany satria tsy hitan'i Pilato( mpitsara ) hoe inona no nataony ka tokony hamonoana azy ho faty! Raha ny tokony ho izy dia afaka niaro tena izy dia mety niova ny didy satria ny mpitsara dia tsy ny mpanoradalana fa Pilato ( mpanjanaka).
109. rhaj0 ( 05/03/2018 15:08)
Dia averina foana fa tsy mety mi-click.. :
inona no idiran'ny "otan'i Gasy1zay" @ nataon'i Pilaty sy ny mpanora-dalana.

Lazain'i Gasy1zay fa ny "otaNAO" no nahafaty an'i Jesosy.

Asa ho'a... rahoviana vao hi-click, asa angamba atsy ho atsy?
110. gasy1zay ( 05/03/2018 15:17)
sarotra be ny manazava an'ilay pitsopitsony amin'i rhaj0 satria izy tsy mino ny baiboly fa ezahiko omena sombiny ihany ingahy :

12 Ary raha nampangain’ ny lohan’ ny mpisorona mbamin’ ny loholona Izy, dia tsy namaly akory.
13 dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?
14 Fa tsy namaly azy Izy na dia indraim-bava akory aza, ka dia gaga indrindra ny governora.

31 Ary hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka tsarao araka ny lalànareo. Hoy ny Jiosy taminy: Izahay tsy manam-pahefana hahafaty olona;
32 mba hahatanteraka ny tenin’ i Jesosy izay nolazainy nanambara ny fomban’ ny fahafatesana izay efa hiaretany.

Hoy Pilato taminy: Inona no marina? Ary rehefa nanontany izany izy, dia nivoaka nankeo amin’ ny Jiosy indray ka nanao taminy hoe: Tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.

Azon'i rhaj0 ve ny anton'ny nanambarana ampahibemaso ito teny ito :
Tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.

satria ny zanak'ondry hahazoana famelankeloka tao @ testamenta taloha dia zanak'ondry tsy misy kilema, hay moa tsy mino izany rhaj0, bon ... mazotoa miasa ary e!
111. rhaj0 ( 05/03/2018 15:48)
Dia "tsisy heloka" i Jesosy, fa kosa, dia ny "otan'i Gasy1zay" no nahafaty azy.
112. gasy1zay ( 05/03/2018 17:01)
sarotra inoana ve? Raha mino ny baiboly ianao dia mora ny mandray an'izany e! Ohatrany hoe mahatoky ny siansa i rhaj0 dia tsy misalasala milaza fa ny gidro reha ela ny ela dia mivadika olombelona :)
113. rhaj0 ( 05/03/2018 17:43)
"ny "otan'i Gasy1zay" no nahafaty azy"

normal ve izany?
114. gasy1zay ( 05/03/2018 18:29)
hoa ahy hoa normal zany satria aho mino ny baiboly sy ny fitiavan'Andriamanitra ahy
115. rhaj0 ( 05/03/2018 18:47)
hozy i Gasy1zay:
"ny "otan'i Gasy1zay" no nahafaty an'i Jesoa"
116. gasy1zay ( 05/03/2018 19:11)
tsy ny ahy irery re ry rhaj0 fa ny an'ny olombelona rehetra a, aza individualiste ohatran'io oa e!
117. rhaj0 ( 05/03/2018 19:26)
"ianao irery" no mitono-tena ho izany kouh.. :-)

Ny hafa rehetra mahalala fa ny "nataon'ny mpanora-dalana + fitsaram-bahoaka" no nahafaty an'i Jesoa
118. gasy1zay ( 05/03/2018 20:01)

rhaj0:

"ianao irery" no mitono-tena ho izany kouh.. :-)

Ny hafa rehetra mahalala fa ny "nataon'ny mpanora-dalana + fitsaram-bahoaka" no nahafaty an'i Jesoa

ny hafa rehetra aona kosa e! ndana aloha jereo hoe firy % olombelona no kristiana dia ho hitanao fa amina milliard ny mino fa maty ho azy sy noho ny fahotany i Jesoa, raha kotiana moa ireo efa lasa nino izany dia ... misimisy ihany an!
119. rhaj0 ( 05/03/2018 20:19)
ka nareo "misimisy" ireo ihany izany no egocentrique gaigibe ao, ary dia mino beuh fa noho ianareo (sy ny otanareo) HONO no nahafaty an'i Jesoa.

Nefa ny milliards de Chinoa sy ny Japisa sy ny Karana sy ny Atheist sy Siantista samy mandinika (tantara) dia mahita fa ny "nataon'ny mpanora-dalana + fitsaram-bahoaka" no nahafaty an'i Jesoa
120. gasy1zay ( 05/03/2018 20:57)

Efa hoe tsy ny fahotanay ihany fa ny fahotantsika olombelona rehetra, na mino ianao na tsy mino dia ao anatiny, fa ianao moa tsy mino dia manala tena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0938