Cimetière

1. Dreamlover14 ( 22/02/2018 01:54)
Nifanaraka i Claudine sy Christine fa hiaraka hivoaka alina handeha @ boite ny zoma alina. samy nahazo autorisation tany @ vadiny avy. Nony handeha hody tany @ 3 maraina tany naka taxi, samy efa mamo izy 2 no niera t@ saoferana-taxi mba hijanona kely fa samy poritra.

Dia nitingitingina t@ elakela-"trano" dia samy nipipi teo. nony samy vita dia nanontany i
Claudine (Cl) : hoe sao dia misy kleenex any @ ndri hifafana ?
Christine (Ch) : Adinoko ao anaty taxi any anaty poketra fa aleo ny ahy esoriko ny slip-ko dia io no hifafako dia avelako eto
Cl : za kosa mangatsiaka fa tsy hifafa @ slip ka !!!

Dia nikarokaroka izay voatsapatsapan'ny tanany teo i Claudine, avy eo izy roa niverina namonjy ilay taxi. Hoy ilay chauffeur
- Mba sahy koa ianareo roa nipipi tao an !!!
- fa ahoana ?
- Cimetière ange no nijanonako teo de tany anelakela pasana tany zany nareo 2 no nipipi ?

Dia nivanitika fotsiny izy roa.

Samy tonga soa aman-tsara tany an-tranony ary dia avy dia nidaboka natory tao am-pandrianany. Nony maraina taitra ny vadin'i Christine nahita azy tsy ni-slip dia tsy nofohaziny fa lasa izy ni-téléphoner ny vadin'i Claudine nanontany hoe nanao ahoana i Claudine.
- Allô !
- Salama
- Nanahoana letsy Claudine ao fa mahagaga ahy i Christine ato vao tonga izy dia natory nefa izy efa tsy nanao slip intsony io mbola matory io
- Vao saika hiantso an'la koa aho fa ny ahy i CLaudine misy ruban volomparasy mifatotra @ valahany misy soratra hoe "Avy @ fianakaviam-ben'ny Polisy, tsy ho adinonay mandrakizay ny nataonao anay"
novalian'i rosekely ny 11/04/2018 08:29
2. rosekely ( 11/04/2018 08:29)

Dreamlover14:

3. rosekely ( 11/04/2018 08:29)
mdrrrr, sotra eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2599