Ny Lakile-n'ny Fahasambarana

1. rhaj0 ( 20/02/2018 20:31)
ka i Gasy1zay moa toa manana ny formule-n'izy io, ka dia zarao aminay eto azany eee..
novalian'i rhaj0 ny 07/03/2018 20:56
2. gasy1zay ( 21/02/2018 13:49)
Ny fahasambarana amin'ny Kristiana dia tsotra : nametraka ny entana mavesatra rehetra teo amin'ny Tompo ary nandray azy ho Tompo sy Mpamonjy, satria maninona izy no sambatra : satria manomboka azony ilay fiadanana :

1- Na inona na inona problème mahazo azy dia efa azony antoka fa Andriamanitra homba azy hamaha izany
2- Na inona na inona aretina mahazo azy dia efa azony antoka fa Andriamanitra mahay manasitrana azy
3- Na inona na inona angatahiny amin'ny anaran'i Jesosy ka mifanaraka amin'ny sitrapon'ny Ray dia ho azony zany
4- Na ho faty aza izy dia efa azony antoka fa voavela ny helony ary Jesoa Kristy handray azy hoany amin'ny fiainana mandrakizay.

Raha fehezina zany, ety an-tany sambatra sy miadana, ao aorianan'ny fahafatesana vao maika sambatra mandrakizay , misy ohatrizany ndray ve?
3. endriny ( 21/02/2018 14:10)
Ny fika tsara indrindra dia ny hoe: "Afa-po sy mifaly amin'izay ananana ny tena. Ny fikatsana zavatra ambonin'izay dia fampijalian-tena ka miteraka fahorian-tsaina"
4. rhaj0 ( 21/02/2018 14:41)
gasy1zay:
Ny fahasambarana amin'ny Kristiana dia tsotra : nametraka ny entana mavesatra rehetra teo amin'ny Tompo... Na inona na inona problème... aretina... Na inona na inona angatahiny... Na ho faty aza ...

Izay ve no nampianarina anao ry Gasy1zay?
Dia iza no nampianatra anao an'izany? Taiza?
5. rhaj0 ( 21/02/2018 14:46)
endriny:
Ny fika tsara indrindra dia ny hoe: "Afa-po sy mifaly amin'izay ananana ny tena. Ny fikatsana zavatra ambonin'izay dia fampijalian-tena ka miteraka fahorian-tsaina"

Io izany ny maha-sambatra an'i Endriny, raha ny fahazoako azy, dia tena i Endriny ihany no erany. - izay "ananana" arak'izay vitan'ny tena ao, dia
- izay no "ifalian'ny tena",
- TSY ijerena ny hafa, na ny an'ny hafa, na ny ataon'ny hafa (ao anatin'izany izao Andtrmna izao, ho an'izay mino Azy any)
6. gasy1zay ( 21/02/2018 15:00)

rhaj0:

gasy1zay:
Ny fahasambarana amin'ny Kristiana dia tsotra : nametraka ny entana mavesatra rehetra teo amin'ny Tompo... Na inona na inona problème... aretina... Na inona na inona angatahiny... Na ho faty aza ...

Izay ve no nampianarina anao ry Gasy1zay?
Dia iza no nampianatra anao an'izany? Taiza?

Vakio ny baiboly dia ho hitanao ao izy fa tsy mila apostoly na profeta na evanjelista mahafeno stade vao mahatakatra an'io.
7. rhaj0 ( 21/02/2018 15:10)
Izay izany no "famakin'i Gasy1zay" ny Baiboly. Tsy nila môpera/pasitera izy, fa ny herin-tsain'i Gasy1zay no namokatra ny formule rahefa avy namaky Baiboly:
Ny fahasambarana amin'ny Kristiana dia tsotra : nametraka ny entana mavesatra rehetra teo amin'ny Tompo... Na inona na inona problème... aretina... Na inona na inona angatahiny... Na ho faty aza ...

Izay an?
(amafiso (confirmer-o) tsara alohan'ny hanohizana ny resaka)
8. gasy1zay ( 21/02/2018 15:34)

Tsy ny heritsaina fa ny fitarihan'ny Fanahy Masina ka! Mety zay ngamba no mahavery an'i rhaj0 fa ny azy ny fahaizany sy ny fahalalany foana no entiny mandinika ny baiboly.
9. rhaj0 ( 21/02/2018 15:38)
ok ok... ahitsiko kely indray izany ny fahazoako ny revin'i gasy1zay
ny fahasambarana arak'i Gasy1zay:

Izao izany no "famakin'i Gasy1zay" ny Baiboly. Tsy nila môpera/pasitera izy, fa ny fitarihan'ny Fanahy Masina an'i Gasy1zay (tsy nilana herin-tsaina koa io) no namokatra ny formule rahefa avy namaky Baiboly:
Ny fahasambarana amin'ny Kristiana dia tsotra : nametraka ny entana mavesatra rehetra teo amin'ny Tompo... Na inona na inona problème... aretina... Na inona na inona angatahiny... Na ho faty aza ...

Mahazo 20/20 aho izany fa kôpy tsara ny revinareo ry Gasy1zay an... izay?
10. gasy1zay ( 21/02/2018 15:45)

mbola vao 1er trimestre zao fa mbola hisy tohiny atsy ho atsy fa hatreto aloha mipasy kilasy ny mpianatra
11. gasy1zay ( 21/02/2018 15:51)
aza adino ilay hoe manana assurance amin'ny fiainana mandrakizay fa zava-dehibe io an! Dia raha fehezina dia hoe miaraka amin'Andriamanitra na ety an-tany na any an-danitra rahatrizay. Ok?
12. endriny ( 21/02/2018 16:05)

gasy1zay:

aza adino ilay hoe manana assurance amin'ny fiainana mandrakizay fa zava-dehibe io an! Dia raha fehezina dia hoe miaraka amin'Andriamanitra na ety an-tany na any an-danitra rahatrizay. Ok?

Assurance rehefa avy nandrotsaka rakitra nandritry ny 60 na 70 taona io dia miaraka amin'ny FARARAKITRA alohan'ny fianakaviana amin'ny andro ahafatesana. Tena tsara antoka tokoa izany ny paradisa any an-danitra. Voaloha daholo ny adidy rehetra.

Mba manangom-bola koa ange izao Atra izao marina e.
13. rhaj0 ( 21/02/2018 18:06)
ok... ny "fahasambarana" izany, @ Gasy1zay, dia ilay "mametraka ny fiainana rehetra @ Tompo", ary dia mahatoky fa "Izy no mahatanteraka ny zava-drehetra @ fiainana" ao, na eto an-tany na ho any an-danitra.

Izay tsara izy io an?
14. gasy1zay ( 21/02/2018 18:59)

rhaj0:

ok... ny "fahasambarana" izany, @ Gasy1zay, dia ilay "mametraka ny fiainana rehetra @ Tompo", ary dia mahatoky fa "Izy no mahatanteraka ny zava-drehetra @ fiainana" ao, na eto an-tany na ho any an-danitra.

Izay tsara izy io an?

Ilay vokany no mahasambatra anao fa tsy ilay "pas de foi" natao e!

bon lasa filosofika be ty resaka ty fa tsy maninona fa aleo hazavaina ny tsy mino fa sao heveriny fa manao monopole eo ndray ny mpino sasany dia lasa misy catégorie ana mpino (selon rhaj0).... ajanoko eto ny parenthèse.

Ohatra 1 : Niantso an'i Abrahama Andriamanitra hoe mialà amin'ny taninao " pas de foi", vokany notahian'Andriamanitra izy "vokatra"

mety tsy nahafaly an'i Abrahama ny nandao ny taniny fa ilay fitahiana azo avy eo rehefa nakatoa no tena nahasambatra azy

ohatra 2 : mametraka fiainana amin'Andriamanitra ( pas de foi) , vokany : tahiany amin'ny asa , tokantrano, fahasalamana, fitaizana, fianarana, etc...

ohatra 3: Mangataka amin'ny finoana ( pas de foi), vokany : mahazo valimbavaka

ohatra 4 : Manao ny asan'Andriamanitra ( pas de foi), vokany : mahazo fiadanana, fitahiana, hery ...

Ka aza afangaro ilay izy rhaj0 fa ilay "pas de foi" indraindray tena sarotra, ohatra hoe miala amin'ny fahazaran-dratsy taloha, miala amin'ny taninao, etc... fa ny vokany avy eo no tena tsy ampoizinao fa tena tsapanao hoe mitahy anao Andriamanitra, dia iny no mahasambatra , ilay fahatsapanao fa tena miasa eo amin'ny fiainanao izy ary mihaino sy mamaly vavaka.
15. rhaj0 ( 21/02/2018 19:17)
okey dokey... ahitsiko kely indray ilay fahazoako azy azany.

@ Gasy1zay, dia ny (f)atao dia ny mahasahy mino ary miroso, ka mametraka ny fiainana rehetra @ Tompo, ary dia mahatoky fa Izy no mahatanteraka ny zava-drehetra @ fiainana ao, na eto an-tany na ho any an-danitra. Ny vokatra (materialy) an'izany finoana sy firosoana izany dia "hasambarana".

Izay tsara izany izy io an?
16. gasy1zay ( 21/02/2018 19:37)
azo lazaina hoe zay fa apetraho ary ny an'i rhaj0
17. rhaj0 ( 21/02/2018 20:18)

ndeha ampilahariko azany ny an'i Endriny sy Gasy1zay..
araka ny fahazoako azy

ny maha-sambatra an'i Endriny:
Io izany dia tena i Endriny ihany no erany:
- izay "ananana" arak'izay vitan'ny tena ao, dia
- izay no "ifalian'ny tena",
- TSY ijerena ny hafa, na ny an'ny hafa, na ny (tsy) ataon'ny hafa, ary ao anatin'izany "hafa" izany dia izao Andtrmna izao, ho an'izay mino Azy any, satria izany no mitondra @ "fahorian-tsaina"

ny hasambarana @ Gasy1zay:
Io izany dia tena i Andrmntra ihany no erany:
ny (f)ataon'i Gasy1zay dia ny mahasahy mino ary miroso, ka mametraka ny fiainana rehetra @ Tompo, ary dia mahatoky fa Izy no mahatanteraka ny zava-drehetra @ fiainana ao, na eto an-tany na ho any an-danitra. Ny vokatra (materialy) an'izany finoana sy firosoana izany dia "hasambarana".

Dia inona no (tsy) itovizan'ireo, hoy ianao?
18. gasy1zay ( 21/02/2018 20:23)
fa i rhaj0 nga tsy sambatra? inona ny mahasambatra an'ingahy ao e?
19. rhaj0 ( 21/02/2018 20:55)
Miombo-kevitra @ Endriny aho raha mijery ny anareo roaroa io kah... :-)

Raha ny marina, dia nohitariko ny an'i Endriny, @ ilay hoe:
TSY ijerena ny hafa, na ny an'ny hafa, na ny (tsy) ataon'ny hafa, ary ao anatin'izany "hafa" izany dia izao Andtrmna izao, ho an'izay mino Azy any, satria izany (fijerena ny "hafa" izany) no mitondra @ "fahorian-tsaina"

Ka inona azany, hozy Gasy1zay, no (tsy) itovizan'ireo petra-kevitra roa ireo?

Raha ny fahitako azy, dia, SATRIA TSY mi-existe izany Andmntra izany (ao @ imazination-n'ny Mpino ao fotsiny izany), dia ...
- mitovitovy ihany ny petra-kevitra roa ireo, saingy
- ny an'i Gasy1zay, antsoiny, araka ny imazination-ny ao, antsoiny hoe "Andrmntra" ny asan'ny coco-ny (dia antsoiny hoe "Satana" rahefa "ratsy" ny vokany).

Raha ny marina, dia i Gasy1zay ihany no "erany", fa antsoiny hoe "Andrmntra" HONO no manao azy ao.
20. gasy1zay ( 21/02/2018 21:06)
Raha ny fahitako azy ndray dia moramoraina(re)o tsorina hoe tsy misy Andriamanitra rehefa tsy misy impact amin'ny fiainana(re)o ny fisiany, rehefa tsy takatry ny sainao ny momba azy toy ny hoe misy Fanahy tsy hita maso namorona izao tontolo izao ...

Ka rehefa tsy mbola niainanao ilay izy ry rhaj0 tsy ho azonao mintsy a!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1609