You are here: home > Forum

Fivavahana sy politika. Hetsiky ny mpitondra fivavahana

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Ny fiangonana dia toerana-pamitahana manara-penitr...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
endriny - 20/03/2018 19:13
Ny fiangonana dia toerana-pamitahana manara-penitra
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 21/03/2018 15:23
Jereo anie ity e.. kay toa izao izany ny ao @ Leglizy ao..

https://www.cnn.com/2018/03/20/world/pope-francis-poland-edward-staniek-homily-trnd/index.html
Priest publicly wishes for Pope's quick death because of his views on immigration and Islam.
"I pray for wisdom for the pope, for his heart to open up to the Holy Spirit. And if he does not do that, I pray for his quick departure to the House of the Father," Father Edward Staniek said during a homily in Krakow last month, according to an English transcription of his words.
"I can always ask God for a happy death for him, because a happy death is a great grace," he said.



tena tsisy hotr'ty indray...

Kay afaka MIVAVAKA, mangataka an'i Jesosy, MBA HO FATY olona iray.
Valio | Miverina eny ambony
endriny - 25/03/2018 14:56
Ny hanozona anao ho very mandrakizay aza ataony rehefa tsy manaraka ny sitrapony ianao koa. Angaha tsy loza e
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2