Ety an-tany tahaka ny any an-danitra hoy Jesosy sy Coco

21. MIharena ( 16/04/2018 15:56)

bichette:


endriny:


Miharena:

Ny mibebaka dia efa lazaina fa mahazo famindrampo fa izay minia manda no misafidy hoe aleo mody any amin'ny fahafatesana fa tsy misy fiainana hono ao an-danitra ao.


Genesisy dia milaza fa: "Ny lanitra dia ilay habaka manasaraka ny rahona (rano ambony) amin'ny rano ambany". Sa mandainga koa hoe ny Genesisy?

Ireo olona miakatra eny amin'ny tendrombohitra avo indrindra eto an-tany "Hymalaya" sao tsy haintsika ihany koa, dia tsy maintsy mitondra entona aoksizena amin'ny tavoahangy.

Dikany: Tsy misy fiainana any an-danitra.

Ilay raoplanina nitondra ahy avy eo Ivato nankeny Diego aza nivatsy Aoksizena avy ety ambany mba iainan'ny olona nandritra ny sidina.

Fibebahana: Tsaroako tsara ny tantara nampisaraka ny Protestanta tamin'ny Katolika, satria namidy tamin'ny vola lafo be ny fibebahana mba ahanangonam-bola namboarana an'i Roma. Ka lasa ireo mpanankarena (vodin-drameva) ihany no nahazo fibebahana.


hafa mihitsy izany andraisanao azy izany an !


Mpanao valim-boraingona ry zareo ireo.

Fa mbola hisehoan'i Jesoa izy dia ho hitany ny hanjo azy. Enga ka hino izy ary hivavahana mandrakariva ny hisehoan'izany aminy sy ny toa azy.
22. endriny ( 17/04/2018 12:47)

bichette:


endriny:


Miharena:

Ny mibebaka dia efa lazaina fa mahazo famindrampo fa izay minia manda no misafidy hoe aleo mody any amin'ny fahafatesana fa tsy misy fiainana hono ao an-danitra ao.


Genesisy dia milaza fa: "Ny lanitra dia ilay habaka manasaraka ny rahona (rano ambony) amin'ny rano ambany". Sa mandainga koa hoe ny Genesisy?

Ireo olona miakatra eny amin'ny tendrombohitra avo indrindra eto an-tany "Hymalaya" sao tsy haintsika ihany koa, dia tsy maintsy mitondra entona aoksizena amin'ny tavoahangy.

Dikany: Tsy misy fiainana any an-danitra.

Ilay raoplanina nitondra ahy avy eo Ivato nankeny Diego aza nivatsy Aoksizena avy ety ambany mba iainan'ny olona nandritra ny sidina.

Fibebahana: Tsaroako tsara ny tantara nampisaraka ny Protestanta tamin'ny Katolika, satria namidy tamin'ny vola lafo be ny fibebahana mba ahanangonam-bola namboarana an'i Roma. Ka lasa ireo mpanankarena (vodin-drameva) ihany no nahazo fibebahana.


hafa mihitsy izany andraisanao azy izany an !


Tsy hoe hafa no fandraisako azy, fa naka ny famaritana ny lanitra araka an'Atra sy ny namoronany azy tao amin'ny Genesisy aho dia izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23