You are here: home > Forum

omby masiaka

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : omby masiaka
Valiny : 0
meloman102 - 14/02/2018 13:11
nisy vazaha mpizahatany nandalo taty dago dia nitsidika tsenan'omby iray tany amin'ny faritr'i fianarantsoa iny! akory ny hatairany fa saika hanoto azy ty omby anankiray, dia mba niteny zany ilay guide lehilahy tany ka hoy izy tamin'ilay vazaha: chez nous les zébus sont très méchant mais chez vous la vache qui rit, dia tafimehy ilay vazaha,n tian'ilay gasy tenenina izan oe any andafy dia ts masiaka ny omby
Valio | Miverina eny ambony