Mila mailo @ ny mpiasa trano ireny fa mitendrema

1. alexandra32 ( 05/02/2018 07:25)
*****
fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!!

******?
Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary vehivavy fohi2 eo ho eo @ ny 1m50 eo ho eo, somary petaka orona no somary petsapetsana no be resaka; eo @ la vingtaine eo ny taonany. mampitandrina ahy satria nisy mpiara-miasa ko izay naka azy, ary nanana olona taminy satria io mpitaiza io, dia na hoe fetsi2 sy mahay raharaha aza, dia maizin-tsaina ary tena mahavaon-doza mihitsy. Ny fahitako an’ilay fitatarain’ilay namako, dia vehivavy maty ravavy izy io, ary kamboty (maty ray) koa, fa ny zavatra nataony dia tena zavatra faran’izay loza satria..asa izan loni2 nananany t@ lay namako, fa nampinanany an’ireny pile irony zazakely van 2 atone ary tena tena tsaika ratsy satria vaky io pile io ary efa nisy kely lasa tan @ lay zaza!!!! amigo aloha, manana olana ara-tsaina io mpitaiza io fa imani hoe, try « visible en surface » lay probleme io. Mazava ho azy moa fa tsy voatery olana manao fihetsika adala ny olona manana probleme ara -tsaina (idée recue be izany). Mampitandrina an’y rehetra ny tenako satria amiko, mieux vaut prévenir que guérir!!! raha misy olona any mampiasa anti mpitaiza io, dia alro tenenina izy sao dia sanatria re tompoko, mise mahazo an’ny zanak’ireo olona ireo, ka faotana be izany raha tsy miteny ianareo.

NY mahagaga anefa, dia inlay namako io, no-traiter azy tsara, no lady noraisiny aotran’ireny hoe presque zanany ireny mihitsy io mpitaiza io; hay kay icy ity, vehivavy satana, no lady mahavanon-doza. Notatarain’ilay namako io tata aoriana, fa io ankizy mpitaiza io, ny fanaony, dia mikôty an’ireo mpiasa miasa ao amin’ny (gardiens, charpentiers, etc….) ary ny zavatra mampalahelo, dia nisy tamin’ireo niafara nisaram-panambadiana, potika tokatrano mihitsy satria ity mpitaiza ity, atany mihitsy izay hampandre an’izay « relation » amin’ireo ramatoa vady tsirairay, any ka potika ilay olona tratra.

I Lalatiana (Lala) no anarany, eo @ 19-20 taona eo ho eo izy, eo @ 1m50 eo, maty Ray, maty zandry (ce n’est pas une excuse), ary nahavita tsaika hanampoizina zanak’olona tsy mana-tsiny ; ny fihaviany, avy @ n’iny coté Imerintsiatosika-arivonimamo iny no fihaviany (tanana tsy lavitra ani’ireo faritra ireo); izy jejojejo, tia mana pantalon Jean ireny, tsotra volo, zarazara oditra, matsetsaka fiteny, somary kinga saina (dangereux fa mitandrema) sy be resaka, havo feo ary somary bebe motora ambany.


raha misy mpitaiza tafiditra @ ireo critere ireo, aleo mailo ary mamapafantatra haingana ireo olona mampiasa azy mba hisorohana loza, indrindra ho an’ireo zanany na koa, ny zanakareo.
AZA mampividy na mampanao sakafo an’io olona io fa tena mahavanona zavatra izy, aza mamela azy irery miaraka @ zazakely. Misy sariny any @ bamako any fa mbola tadiaviny fa raha sendra hitanay, mety ho poster-ko eto ihany, fa ireo aloha ny description Raha za ianareo, ampiratao amin’ny namana manana zaza any satria met hanampy be any zany.
Adidiko ary adidin-tsika rehetra no miteny ary mampafantatra ny rehetra izar trangan-javatra izany.

Mila mailo koa ianareo @ mpiasa sasany ireny fa izahay tato nanao an’ireny camera chaee ireny, fa tena ooooo re olona ooooo….. grave ny zavatra hita: ao aloha ny hala-pihinana, ao koa ny resaka maka jus ao anaty frigo, dia tonga dia misotro ary tonga dia averiny ilay jus avy eo; ny loza dia izahay anefa, ao an trano aminio fa any @ salle hafa fotsiny.

Mila mailo koa ianareo @ ireny chauffeur ireny. Tato2 zao, firy ireo chauffeur an’olona tratrako mi-klax olona eny @ ireny station de bus ireny, dia tonga de miakatra ireo olona; izany hoe, manao papango ilay chauffeur ireo. Teo analamahitsy teo izay vao volna vitsi2 izay, nisy chauffeur n’na 4x4 kely gris izay, nidina avy aty ambatobe, naka olona teo akaikin’ireo fasana ireo (tena à 30 mètres ilay sortie an’ilay lalana avy any ambatobe io mihitsy), nanao manoeuvre ary niverina niakatra direction ambatobe….fa tena notebahako hoe « tsy mahatonga lavitsy io e », fa de aleo re olona mailo ihany fa tena ireto mpiasa ambany ireto, vorika ny ankamarony.

Misy aza ireny chauffeur ireny manao exces de vitesse sy conduite dangereuse avy maka mpianatra; ahy mahita maro fa tena anontanio ihany ny zanakareo sao dia sanatria hiaran'ny loza.

Misy aza ny an’izay namako izay, mpiasa efa niasa tao 4 taona, efa nantokisana be …. nangalatra vola 60 Millions. Tena choc be ilay izy ho an’ilay namako na dia hoe nidoboka any am ponja aza io olona io izao.
Fa aleo aloha, mailo ihany fa tena aza mahatoky mpiasa izany, surtout hoe izy no manao sakafo, satria mety sanatria hanavovany zavatra iny dia iano no voa eo sanatria.
2. rhaj0 ( 08/02/2018 14:45)
Raha ny fahitako azy aloha, dia ... io anie mety mivadika toatoa izao koa ee...

[size=15]Mila mailo @ ny MPAMpiasa trano ireny fa mitendrema[/size]

Ny aty Kanada izany ohatra, dia TSY dia misy an'izany "mpiasa trano" @ lamaodin'ny 1950s izany intsony, fa mpiasa syndiqué akoriny azany no manadio ny trano, @ ora fiasana 8:00 à 5:00, manao temps supplementaire raha ilaina, ary mahazo retraite. Ny mpiasa a temps partiel indray, dia ora vitsy ohatra miambina ny ankizy.

Fa TSISY intsony ity "andevo moderne" manompo anao ao an-trano lava ao ireny eee...

ka raha manao an'io ianao, dia tsoriko fa raha izaho aloha dia tena tsy gaga raha mahazo ny manjo anao ao ianao.
3. alexandra32 ( 09/02/2018 18:19)
mpiasa niasa tao @ ny namako ilay izy; ny fantatro fotsiny hoe no nahalala an'iza,ny ry zareo hoe nisy tsy nety, dia nodarohon'ilay vadiny ilay mpiasa, no sady voadaroka ny rafozany koa avy eo ary tena naratra nandeha raha mihitsy


rhaj0:

Raha ny fahitako azy aloha, dia ... io anie mety mivadika toatoa izao koa ee...

[size=15]Mila mailo @ ny MPAMpiasa trano ireny fa mitendrema[/size]

Ny aty Kanada izany ohatra, dia TSY dia misy an'izany "mpiasa trano" @ lamaodin'ny 1950s izany intsony, fa mpiasa syndiqué akoriny azany no manadio ny trano, @ ora fiasana 8:00 à 5:00, manao temps supplementaire raha ilaina, ary mahazo retraite. Ny mpiasa a temps partiel indray, dia ora vitsy ohatra miambina ny ankizy.

Fa TSISY intsony ity "andevo moderne" manompo anao ao an-trano lava ao ireny eee...

ka raha manao an'io ianao, dia tsoriko fa raha izaho aloha dia tena tsy gaga raha mahazo ny manjo anao ao ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3479