Ny fivavahana sy ny fitafiana

41. endriny ( 22/02/2018 18:03)

Miharena:


Mbola maro ieo maty tamin'ny safodrano f'angaha izay ihany?

Ireo izay velona ka nanota dia noringanina ihany koa tamin'izany andro izany.

Fa amin'izao fotoana izao, heverinareo ve fa tsy ho ringana izay adaladala rehetra?



Kanefa ianao dia mitory fa io Atrao io dia be indra-fo sy be fitiavana... hay mpandringana sy mpanao fo lentika ilay izy

Soa fa ianao mihintsy no nitondra porofo
42. rhaj0 ( 23/02/2018 02:43)
F'angaha tsy Andmrntra no namono ny olona t@ safo-drano ry Miharena? nanao épuration ethnique Ilery..

Fa t@ Tsunami ho'a. efa averiko eto foana ilay tantara malaza fa gogoleho raha tsy mahatoky. Ilay hoe, nisy kaomionitia reliziosy mba hoe avotry ny Tsunami. Dia lasa nianika havoana maina kely, mba hidera sy hisaotra an'i Jehovah HONO fa navotany. Fa teo ampivavahana, teo ampiresahina @ Jesosy izany HONO araka ny Finoany, teo ampivavahana teo no nipaosin'ny onjan'ny Tsunami fanindroany. Maty daholo!

ka i Andmntra mihintsy izany angamba no NAMONO an'io kaomionitia reliziosy io, satria, justement t@ zareo niresaka (nivavaka) t@ Andmtnra iny mihintsy ireto izy no voavono. Satria... TSY izay tokony atao no natao, fa nilaozana midogaigy, ary dia nofaizin'Andmtnra, izay omniscient omnipotent omnipresent... be fitiavana sy be famindra-pou HONO
43. endriny ( 23/02/2018 15:38)
Mety tsy hain-dry kristianina RBNIR, Gasy1zay sy Miharena ange ny mamaky hoe : Mamono, mandringana e.

Tonga dia miova ireo soratra ireo rehefa ry zareo no mamaky ka lasa hoe: Be fitiava, Be indra-fo
44. rhaj0 ( 23/02/2018 17:58)
izao ilay izy kah... "Fitiavana" ho an'i RBNIR, Gasy1zay sy Miharena ny namonoan'Andmntra ny ... mahantra sy marary ohatra.

Satria tena tsisy hireven'i RBNIR, Gasy1zay sy Miharena ny fiainany, fa ireo mahantra/marary ireo dia toa mandoto maso sy mandoto rivotra, avy eny ambony fiadanana (4x4) sy fahasalamana (pollution) an'i RBNIR, Gasy1zay sy Miharena.

io izao mifandray @ ilay resaka tatsy hoe:

Gasy1zay niangarana fa hoe lafatra sady préféré-n'Andmntra:
Nisy fotoanany i Andrmntra en personne, eny, "en personne", dia tena niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy azy HONO. Fa @ io fotoana niondrehany io indrindra, en même temps et exactema, atsy @ mil kilometres je m'en fous, dia nisy ity zazakely syriana, matin'ny baomba narotsak'i Assad. Syriana kristiana ilay ankizikely. Fa tena naleon'izao Andrmntra izao HONO niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gasy1zay, mba hitahy azy HONO.
45. endriny ( 24/02/2018 12:30)
Inona aza no atao hoe fitafiana maontina amin'ny Kristianina?

Izay lazain'i ELLE sy la MAGAZINE...
46. Miharena ( 01/03/2018 04:58)

rhaj0:

F'angaha tsy Andmrntra no namono ny olona t@ safo-drano ry Miharena? nanao épuration ethnique Ilery..

Fa t@ Tsunami ho'a. efa averiko eto foana ilay tantara malaza fa gogoleho raha tsy mahatoky. Ilay hoe, nisy kaomionitia reliziosy mba hoe avotry ny Tsunami. Dia lasa nianika havoana maina kely, mba hidera sy hisaotra an'i Jehovah HONO fa navotany. Fa teo ampivavahana, teo ampiresahina @ Jesosy izany HONO araka ny Finoany, teo ampivavahana teo no nipaosin'ny onjan'ny Tsunami fanindroany. Maty daholo!

ka i Andmntra mihintsy izany angamba no NAMONO an'io kaomionitia reliziosy io, satria, justement t@ zareo niresaka (nivavaka) t@ Andmtnra iny mihintsy ireto izy no voavono. Satria... TSY izay tokony atao no natao, fa nilaozana midogaigy, ary dia nofaizin'Andmtnra, izay omniscient omnipotent omnipresent... be fitiavana sy be famindra-pou HONO


Angaha moa ny Kristianina manantena hatrany ny ho velona eto an-tany? Raha mivavaka izy dia manao hoe raha sitrapoNAO dia mba tanteraho ny fangatahiko fa raha hafa ny SitrapoNAO dia manaraka aho hoy ny Kritianina satria fantany fa manana hevitra tsara kokoa JESOA sy ny Mpahary fa tsy izay fiainana mandalo akory no atao hoe tsara ho an'ny tena. Raha manana adidy ka ampitoerina dia mitoetra eto ihany fa rehefa hoe mandeha amin'izay ianao aty AMIKO hoy ny Tompo dia mandeha.
47. rhaj0 ( 01/03/2018 13:17)
Dia hono ho'a.. hatraiza izao "sitra-pon'izao Andrmntra izao", araka i Miharena?

- "sitrapoNY ve ny mampanankarena sy mampiadana an'i Miharena (sy GAsy1zay) ao?
(sy mampaory ny ory, ary mampamarary ny marary)

- "sitrapoNY ny mampisy cyclone? ny soabakaka manimba ny "zava-boahariNY" @ ilany atsinanan,i DAgo io? ny valala?


io hoe mbo valio mazava @ eny/tsia? tena mba fangatahana ny ahy ry Miharena :-)
satria tena mba tiako ho fantatra tsara hoe, tena mba toatoa ny ahoana tsara tokony moa izany ny ao @ coco-n'i Miharena ao??
48. endriny ( 02/03/2018 14:32)
Noho ireo mpimasy sy tsy mpino eto Madagasikara ary ireo mpivarotena hono no mahatonga an'i Madagasikara ahantra sy iharan'ireo aretina pesta ary ny loza voajanahary samy hafa.

Fa angaha aza tsy misy olona masina na tena mpivavaka, na tena mpinona dia iray aza eto Madagasikara?

Rehefa handoro an'i Sodoma mantsy Atra dia nilaza hoe: Raha mahita olo-marina na iray ao aza ianao dia tsy hodorako akory ny Tanana.

Ka eto Madagasikara kay izany tsy misy olo-marina na dia iray aza koa
49. endriny ( 08/03/2018 16:21)
Dia mahavariana anefa zareo Kristianina mihintsy no tena mpanera-damaody. Ka asa ao anaty baiboly ao na misy Lamaody na tsia.

Teo aloha dia I Maria sy ny fitafiny no lamaodin’i Masera. Ary ny rebareban’i Fransoa Dasizy ny an-dry Mopera. Saingy sarotra be ho an-dry Mopera sy Frera ny mikaoty sipa @ rebareba fa mora oainina be. Dia nafotreka any aloha ilay rebareba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155