Bizna azo atao any Dago

1. alexandra32 ( 19/01/2018 06:23)
Ry namana Malagasy rehetra,

Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha any Dago any.
resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode

pièce fiarakodia na koa ny tena tsara, bizna pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), tena mbola malalaka be no sady na tsy hiasa intsony aza ny taranaka, dia tena mety tsara satria asa tsy manahirana kanefa be vola tena betsaka re olonoooooo!!!!; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola betsaka dia betsaka mihitsy;

resaka
sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka; manao jus natoraly, fromage blanc
manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé
resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee
manao boissons moderne,otran'ireny frappés, cappuccino glacés, etc... mbola tena vitsy ny manao azy nefa betsaka ny marché;

bizna mofo io koa mbola tena mandeha, surtout, any @ provinces...Toilara, diego, mahajanga, indrindra ireo pain vietnamien satria maro ny gasy mbola tsy manana fahefana mividy.
bizna manao glaces, any @ provinces ihany koa no tena mbola mandeha. na dia izany aza, mbola misy place ihany ao Tana ao.

Bizna parapharmacie ireny koa, misy lalana ary mbola vitsy ny manao azy, nefa vola ihany koa.

resaka energie solaire, surtout ny resaka plaques sy batteries; misy mpivarotra malaza izay ao ankorondrano milaza fa authentique ny azy; izaho, t@ mbola tany dago, nijery akaiky an'izy ireo fa tena amiko, sinoa ilay entana satria tena mitovy @ le produit hitako tany chine mihitsy.

Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2602