Mampalahelo, minisitry ny fitsarana mivarotra fahamarinana - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Mampalahelo, minisitry ny fitsarana mivarotra fahamarinana

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Mampalahelo, minisitry ny fitsarana mivarotra fahamarinana
Valiny : 1
Tovorandria - 18/01/2018 00:28
Toe tsaina makandoha, marikoriko, ianao natao hiady @ tsy fahamarinana n1 no manivaiva io. Tena ra ny vola halatra be vata nataon ireo mpitondra ireo no atambatra tsy hisy mahantra tsony eto dago, ry tsy valahara mangalatra ,d manao riso2 d mivarotra harem pirenena, ny vahoaka miha mahia @ fahantrana sy tsy fahampian tsakafo. Mba mahalàlà menatr olona ry mpitondra isany.
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 23/02/2018 20:11
Angaha izy hivaky loha @ vahoaka, fa ny azy ny any ampaosiny ihany aloha no fenoiny.
Valio | Miverina eny ambony